Mandriam-piadanana NARY ... Mankasitraka tam kanto napetrrakao.😭😭 Vahotra aho tsy mahita ambara Ho vitaina ihany ve ny tantara Ka handao anao sy tsy ho anao Ento ve no sampanana Tsy maintsy hisarahana Samy haka hoazy ka handevona Ilay fitia izay niraisana oh!oh!oh! Eny raha ho faranana Dia ho tsapa sy tsy azo lavina Fa ho mafy ihany ny hizaka izany oh!oh!oh! Satria ao anatiko ao Dia tavela ilay tandindonao ouh!ouh!ouh!ouh! Inona no atao?
Vahotra aho tsy mahita ambara Ho vitaina ihany ve ny tantara Ka handao anao sy tsy ho anao Ento ve no sampanana Tsy maintsy hisarahana Samy haka hoazy ka handevona Ilay fitia izay niraisana Eny raha ho faranana Dia ho tsapa sy tsy azo lavina Fa ho mafy ihany ny hizaka izany Satria ao anatiko ao Dia tavela ilay tandindonao... Inona no atao?
01/07/2024 zao. Efa 25ans ty hira ty no tiako satsy mbola zaza niala madagascar za dia efa aiko ito mbola alo any 7ans ako dia efa betraka ny zay aiko t@zany dia ty hira dia mandrak'ity ny androana dia tena mbola tiako be foana atsizay ary 25ans après otsany hoe vo omaly refa mieno anle hiry. Tao a la Réunion tao za dia 18ans zay France... dia tsisy adinoko ny fahazazana na ray ary😮😮😢😢❤
Mandriam-piadanana NARY ... Mankasitraka tam kanto napetrrakao.😭😭
Vahotra aho tsy mahita ambara
Ho vitaina ihany ve ny tantara
Ka handao anao sy tsy ho anao
Ento ve no sampanana
Tsy maintsy hisarahana
Samy haka hoazy ka handevona
Ilay fitia izay niraisana
oh!oh!oh!
Eny raha ho faranana
Dia ho tsapa sy tsy azo lavina
Fa ho mafy ihany ny hizaka izany
oh!oh!oh!
Satria ao anatiko ao
Dia tavela ilay tandindonao
ouh!ouh!ouh!ouh!
Inona no atao?
Eee, tena mampalahelo tkou🙁 mirary fiononana feno n fianakaviany sy ny mpankafia rehetra.💘
2
0
2
0
Fan foana !
2024 ndray eh
Tena kanto !
Misaotra indrindra amin'ny fizarana : )
Mankafy hatrany e👍👍👍👍👍👍👍
dia ho tsapa sy tsy azo lavina fa ho mafy ihany ny hizaka izany .... Ao anatiko ao dia tavela ilay tandindonao...tsara lotra
Tsara daholo ny hiranareo ! Misaotra betsaka e ! MANKASITRAKA !
Ity no hiran’i Zay tiako indrindra. Malaelo ny foko.
Mahereza eh
Tiako lotra ary manambara zavatra bdb ....Zao dia tratra ny tsimantsy nofaranana indray eeeeeee......Eto zany ilay sampanana....😭😭😭😭😭😭
JUIN 2019?otrany oe tonga dia mahatsiarotsiaro be zany ref miheno anty hira .... ts fantatro oe iza fa mahatsiaro fotsiny
za matsiaro be anao....
Misaotra NARY !
hafa ihany ny kanto malagasy!!! mampitamberina fahatsiarovana maro!!
2021! mbola mihaona foana ary hira tena nanaraka ahy tao anatin'ny fahatanorako.NDRIIIY Mandria am-piadanana Nary!!!😢😢😢😢
😢😢😢 driiii Mandriam piadanana Nary
Tena hafa mihitsy ny Tarika 'Zay
Sampanana sy tandindona anaty. Inona no hatao? Mampalahelo.
Ndriiiiiiiiiiii, marina loatra :(
Eto ve no sampanana ,tsi maintsy isarahana 💔 ,samy haka ho azy, ka hanembona ilay fitia izay niraisana
Fa ho mafy iany ny hizaka izany😢😢.........
2024 mbola eto hatrany❤
Tiako be le hira!!misaotra an'iNary sy Malala je vous aime3
mafy izany e .. tena mafy 😭 satria tavela ato anatiko ato foana ilay tandindonao...inona no atao
Ndriiiiiiiii
Satria ao anatiko ao
Dia tavela ilay tandindonao...
iee inona marina no atao?
Tsara eeee, hatramin' izay ka ahatramin'izao
OUou ou! inona no atao..! tena ankafiziko be le hira:))!!
belle chancon j'aime trop 😍😍😍
satria ao anatiko dia tavela ilay tandidonao ,tiko lotra ty hira ty
Vahotra aho tsy mahita ambara
Ho vitaina ihany ve ny tantara
Ka handao anao sy tsy ho anao
Ento ve no sampanana
Tsy maintsy hisarahana
Samy haka hoazy ka handevona
Ilay fitia izay niraisana
Eny raha ho faranana
Dia ho tsapa sy tsy azo lavina
Fa ho mafy ihany ny hizaka izany
Satria ao anatiko ao
Dia tavela ilay tandindonao...
Inona no atao?
"Ento" ve no sampanana => "Eto" ve no sampanana
Samy haka "hoazy" ka handevona => Samy haka "ho azy" ka handevona
indrisy tonga ihany lay fotoana naharavan'ny tokantranontsika 22 taona aty aoriana ,indrisy ,indrisy 😭😭😭😭😭 rabearivelo
Repose en paix Nary🌷🌷🌷
Elles s'en vont les amours...
Merveilleuse chanson. Tout simplement intemprorelle
Hafa iany ny zay
tsara e ! kanto loatra ny kanto Malagasy
eeeee! nampatsoaro ny fiarahnay nandrotran ny 7 ans .... indris mants lay fitia tena fitia ts nety tanteraka mits ....!!!!😢😢😢💔
Fetra Seta atrty io ry se a!! Trop b a!! Maherza
trop belle chanson!!!!!!!!!!!!!
trop bien!
ùerci au groupe zay!!!
Inona no atao??? J'envie de CRIE "INONA NO ATAO.?????"
Satria ao anatiko ao dia tavela ilay tandindonao :'( :(
Mafy tena mafy fa zakaina...
Fo ts midoboka am zany havokavoka 3ans androany saranay sy lay olona ray zay 😢😢😢😢😢😢
nametraka kosa alo Zay e!
🤐🤐🤐🤐🤐🤐🤐😭😭😭😭😭😭😭😭
Novembre 2024
chanson préférée
who is still listening in November 2019 ?
Septembre 2020
Octobre 2020
Ho Mafy fa ho zakaina. Hionona. Aiza ilay fitia niara niainana? Misy tavela anaty. Akory atao?
Mankasitra. Tsara ilay hira :)
Mahasiravina 😂 Tantara daholo izany, izay mampisy tsirony ny fiainana
RIp Nary
it must have been love
❤
Je ne t oublierai jamais ❤️
Fitia iraisana. Tsy azo lavina. Tavela ao anaty , akory hatao?
01/07/2024 zao. Efa 25ans ty hira ty no tiako satsy mbola zaza niala madagascar za dia efa aiko ito mbola alo any 7ans ako dia efa betraka ny zay aiko t@zany dia ty hira dia mandrak'ity ny androana dia tena mbola tiako be foana atsizay ary 25ans après otsany hoe vo omaly refa mieno anle hiry. Tao a la Réunion tao za dia 18ans zay France... dia tsisy adinoko ny fahazazana na ray ary😮😮😢😢❤
je kiffff
ee hatsiarvoko namana ef lasana ty hira ty tiny tena tiny
norme e!
Mampanembona be le hira e
mampalaelo lotra!
Mpankafy hatrany
😥😥😓😓😢😢💔💔💘💘
2020 🔥
misaotra
nena tsy mba asiko sampanana zany e tiko lotra d leferiko daoly e hatamy farany e
misaotra betsaka amlé hira :)
merci Tsiry!!!
Octobre2018?????
Feo Malala tiko loatra 😍😍
18ans apres mbola mihaino foana eh
inona no atao? dia eto tokoa ve ny farany? manohina be le hira!
Tena kanto ilay hira
tsara be
tsita ze tenenina
ho vitaina ihany ve ny tantara ? :(
misaotra anle arrangeurs fa c va e!
Mafy ian ny hizaka izany, nef ts maints e
tena marina zan tiko e
😢
mafy fa tsy maintsy zakaina
maly eeee
tsy itako ry reto ze ambara a mavaky fo le hira
tsara ty hira y kjah
inn nu atau e
atsoats dol jay d ipoitra ry pokatsaka menakavy iteny hoe iza indray no mieno an ito am 2020
Andray