Afa ian MSayda eh...Zava-misy tsisy anampina tsisy analana le texte sy ny volazany.... "RA TSY TOJO FASAROTANA ENAO TSY MAHATSAPA NY HERINY" ............................................ CA Töyk T E A M M I S I E M L A Y ...........................................
aleloia...fantatro izay hinoako, fantatro Zay ijoroako...mankasitraka Mr Saïda fa tena aleloia...
Fantatro izay inoako ,fantatro izay hijoroko ,ny bitsikao ato ampoko 😍
Mankasitraka be dia be ❤
Tsara be mintsy le izy merciii!!!aza miandry anzay tsy ho avy fa alefaso!!
Mankasitraka grand...jehovah mijery avy any ambony..
Tohizo fa tsara eh!!! Fa Jehovah mijery avy any ambony .....clip sisa oh!!!
Norm be le vazo, mlay be Mr SAYDA.
Tsara b eh,❤️ 🙏🙏
Respect Mr SAYDA !
Fanontanina tsisy valiny n fiainana eto antany 😂😂
sur mints lessy amle vazo e,norm be ela any anaty famoronana hira any,mandinika be
ra tsisy rah tsisy raha najary zay rehetra natao omaly
ary mbola nandamoka koa izay nokasaina androany
fanontanaiana tsis valin fianan eto an tany
andriamanitra ny fitombohany sy fiafarany ( aza manotany eee !
alaviro anao ny ranomaso ooo ( alaloia )
alaviro anao ny fahakiviana ( alaloia )
aza miandry anzay tsy ho avy fa alefaso oo ( alaloia )
fa jehovah mijery avy any ambony ! ( alaloia )
mihira hoe « ( alaloia alaloia alaloia ) ( alaloia ) ( alaloia ) hosana !
( alaloia alaloia alaloia ) ( alaloia ) ( alaloia( alaloia )
fahotan mahafaty fa ny finona ùahavelon eee
vatana pôkaty rah tsy finona no atelina ee !
andriamanitra impiry no efa niantso anao hiverina eee !
fa raha tsy tojo fahasarotana ianao tsy mba hatsapa ny heriny eee !
alaviro anao ny ranomaso ooo ( alaloia )
alaviro anao ny fahakiviana ( alaloia )
aza miandry anzay tsy ho avy fa alefaso oo ( alaloia )
fa jehovah mijery avy any ambony ! ( alaloia )
mihira hoe « ( alaloia alaloia alaloia ) ( alaloia ) ( alaloia ) hosana !
( alaloia alaloia alaloia ) ( alaloia ) ( alaloia( alaloia
Fantatro izay hinoko
Fantantro izay hijoroko
Nibitsikao ato ampoko « aleloia »
alaviro anao ny ranomaso ooo ( alaloia )
alaviro anao ny fahakiviana ( alaloia )
aza miandry anzay tsy ho avy fa alefaso oo ( alaloia )
fa jehovah mijery avy any ambony ! ( alaloia )
mihira hoe « ( alaloia alaloia alaloia ) ( alaloia ) ( alaloia ) hosana !
Afa ian MSayda eh...Zava-misy tsisy anampina tsisy analana le texte sy ny volazany....
"RA TSY TOJO FASAROTANA ENAO TSY MAHATSAPA NY HERINY"
............................................
CA Töyk
T E A M M I S I E M L A Y
...........................................