Very beautiful song. You are soo talent and look likes America's singer black eye peas. I feel soo PROUD to be your compatriot. Whising you a very big and long career.
Gravy b zany hiranao zany.aaa Tongah ATY lavitra b ATY za vo tena mihaino azy ary tena mahazo tsirony ARAK tonony misaotra ary koa mankasitraknao ary tsara b f tohizo hatrany❤❤❤😘😘😘👍👍🙏🙏🙏🙏🇲🇬
Tena zany mitsy oa, aleoko ihany mihaino anazy audio. tokony nisy histoire kely plus ou moins romantique fa tsy boxe be hatramin'ny farany. tokony natsona ny scenariste nanao le bertrand an'i big mj inh 😅
aieyaa...aieyii.. Ny Olombelona oa samy misy maso Fa vao ny anao no mijery anah tonga dia misy raha , Ny Olombelona oa samy manan-tanana Fa vao ny anao no mikasika ahy tonga dia misy raha. 'Lay foko feno fankahalana Mahagaga fa aminao aho tamana Na ràrana , na adalana ... Tsy anjaran'ny hafa no mitsara antsika roa . Aya ya ya ya Anah ianao fa tsy anay a ! Nefa ny mamanao mbola miahiahy Kanefa anie le love tena mamay a . Tena mbola mahazo tsirony e ! Na dia efa saika adinony ah' a Hafa ihany ilay fihininy e ! 2x Lasa maivamaivana 'lay fiainana NY anarako efa impiry nolotona Teo imasonao sy ny manodidina a ka mino aho fa hainao na tsy mifona Fa be ireo manao lohan'angidina Na any ianao na any ianao ...anah Na sarotra aza ilay fihaonana Ny mpitsiriritra anao koa be ny havia sy havanana Tonga dia borikeo, kôzio zareo hoe aleo mpinamana aivamaivana 'lay fiainana
Tena tsara ary mety tena anisan'ny hahazo coup d coeur ty hira ray ty fa saingy tena DISO FANANTENANA tanteraka ah tamle CLIP, tsy aiko hoe natao nkropaka fotsiny ve nefa ohatran efa elaela ihany izy ty n Audio !! Angamba tsy mampaninona raha anaovana clip iray dia tsy mahamenatra ny miara miasa amireo efa andrarezina hafa !!
huhuhhu, zay lesy ra Tsota, mlay ilay vazo ary tena milay fa ireo remarquen'ireo namana reo marina toka,
Tsara le hira e, mankafy be mihitsy, maka tsirony rehefa mihaino
Waoouh, tiako be ty hira ty zan an!saingy fohy kely
Mbola mahazo tsirony ! vao mijerin ny masony dia misy ra! milay ka!
Hira misy anjantony. Fa hafa ihany ity ehhh👌🏽 Milay ehhh
merciiiiiii zoky be milay le hira tena mandona be
Milay b baina , respect
Mankasitraka fona👍👊👊
Tsotampenambava👍👊
Very beautiful song. You are soo talent and look likes America's singer black eye peas. I feel soo PROUD to be your compatriot. Whising you a very big and long career.
merci @le son fa tsara be, bonne continuation Tsota
Tiako tiako tsotra zao tena mahazo tsirony tsy aiko na za irery fa otrany hoe maeno feony kalash taken maeno feony Tsota
Gravy b zany hiranao zany.aaa
Tongah ATY lavitra b ATY za vo tena mihaino azy ary tena mahazo tsirony ARAK tonony misaotra ary koa mankasitraknao ary tsara b f tohizo hatrany❤❤❤😘😘😘👍👍🙏🙏🙏🙏🇲🇬
On est en 2023 mais je l'écoute toujours
Mbola mahzo tsirony foana😍🥰
Tena tsara be le hira😘😘
Waouououh ! ty version ty ian no tena mamy indrindra, merci de tongava amlay tanjona nirina e
Tsara ialy hira!
Tiko b le hira 🥰
Mbol revek fn ee👍👍👍
Cava Tsota flingne la rechercheo. Adrien agreste manao akanjo mainty avy nivavaka zay😎😎😎😎👍
😍😍😍 Ts anjara n'y hafa n'y mitsara antsika roa 😍😍😍 tiako
Afa iany tsota, mahazo tsiron mits ah,
tsy nandiso fanantenana ilay clip! je kifff tropp
Tiako ilay hira^^ tohizo hatrany
merci grand mlay beu rang a!!!!!!!makasitra beu
Tsara be na le hira na le clip! 🔥🔥
Efa afaka be any anaty son sy parole " Respect" ! Scenario fotsiny no mila mitady ilay tsirony dia mivoka tsara.
ity n tena vazo tiak indrindra hatr'amin nah tsota n tsot❗ ten mbol mahazo tsironi eeee❗😏
Okay lesy zoky an!👍👍👌👌
Hafa ihany ilay fihininy eeee 💣💥💥💥
Tiko be feonao ❤️sady mahay Mihira, ten mahzo tsirony mhtsy 💋❤️
2023 mbola eto 👊🔥
Requin fona
Trop cool cette mélodie.tsara be le hira fa le scénario mila atao mifanentana kokoa @ le texte @ ny manaraka
😅❤😊😮❤😂😢
Qui aime ce "Tonga de borkio kozio zareo hoe aleo pinamana"
Misaotra #teamrequin
tsara be mintsy!!! miteny be ilay fehezateny !!ouff tiko euh
Tena mbola mahazo tsirony eee😍😍😘😘 TIAKO💞
Ataovy mahita tsota 😎
Maazo tsirony eee n'a de ilaozanao aza eeee
Tiako lotra. Na averina impolo aza ts mankaleo ahy. Merci Tsota. 😍👏
Tiko lotra.miteny be ilay tononony. Atolotro an ilay vadiko tiko be.
Za tsy dia mpihaino hiran'lah fa ty kosa reveko e!
tiko lotra! Tena mbola mahazo tsirony e! na de efa saika adinony ah,hafa ian le fihininy ,lasa maivamaivana le fianana eeeee!
tiko ty hira ty!! fa le clip dessu kel aguni!!!
okay ranga grand aaa Anah enaw fa ts anaayyyyy aaaah
Amin'azy le Clip e!
Merci, tonga le hafatra👌👌
Respect, Bravo lesy baina an
Misimisia ny gadona tahaka izao💖💙💝💚♥️🧡💗
Tsara be cousin a! Merci beaucoup bravooooo 😀😘😘😘👏👏👏👏👏
Le hira tena mpetrak tsar fa nandiso fanantenana le scenario mbol tokn avita zvtr tsaratsara koko
Tena zany mitsy oa, aleoko ihany mihaino anazy audio. tokony nisy histoire kely plus ou moins romantique fa tsy boxe be hatramin'ny farany. tokony natsona ny scenariste nanao le bertrand an'i big mj inh 😅
Tiako le hira satria tsotra
Mais
:-))
Mlay fon❤
Tsara mitandregny hira karaty. Tsy mankarary sofigny
tsara be mihintsy lesy tsota ah,respect @ le hira :D
Mlay le hira 😎👌👍
aieyaa...aieyii..
Ny Olombelona oa samy misy maso
Fa vao ny anao no mijery anah tonga dia misy raha ,
Ny Olombelona oa samy manan-tanana
Fa vao ny anao no mikasika ahy tonga dia misy raha.
'Lay foko feno fankahalana
Mahagaga fa aminao aho tamana
Na ràrana , na adalana ...
Tsy anjaran'ny hafa no mitsara antsika roa .
Aya ya ya ya
Anah ianao fa tsy anay a !
Nefa ny mamanao mbola miahiahy
Kanefa anie le love tena mamay a .
Tena mbola mahazo tsirony e !
Na dia efa saika adinony ah' a
Hafa ihany ilay fihininy e ! 2x
Lasa maivamaivana 'lay fiainana
NY anarako efa impiry nolotona
Teo imasonao sy ny manodidina a
ka mino aho fa hainao na tsy mifona
Fa be ireo manao lohan'angidina
Na any ianao na any ianao ...anah
Na sarotra aza ilay fihaonana
Ny mpitsiriritra anao koa be ny havia sy havanana
Tonga dia borikeo, kôzio zareo hoe aleo mpinamana
aivamaivana 'lay fiainana
Mahatsiaro an le zanako vavy kely fona ah vao mihaino an ty hira ty, hainy tsara mihitsy na de mbola mibadabada aza izy, any antrano any iny zay e....
Great song Maitre Gims
raim zan comentaire zan de fen ah,tena mahaz tsiron vo mait an le sipa @faran iny😚😳👀👅
Reveko lesy e❤❤❤❤ tsara e
tena mbola mahazo tsirony na de efa saika hadinony amzao confinement zao :(
J’adore cette chanson le clip est super la voie de la fille passe trop bien 🥰
mandona be le hira e.......👍👍
3em.... norm e...Respect oan Rixlaine
mahazo tsirony mihitsiny za refa maheno aty vazo ty😍😘😘👍
❤️❤️❤️❤️ tena tsara be .!
Tena tsy nahazo tsirony tamle clip aho ka
La chanson est trop bien, le scénario est parfait.
kozy am le tsara mintsy ranga ,
Tsara be le izy
Milay be ranga ty vazo ty !
Tokny tsy nasina anlé (alaivo ah) , sinon good song 👌
alaivo ouny letsy izy e
mlay le hira fa tsy mfanaraka amle hira le clip
Tiko b ♥️😍
Merci pour cette belle chanson souvenir de mes vacances 2019 j’en ai les larmes
Tiako b😘
Aiza ilay alah izany le
Tiko be ts mety leo mints za ! Misy an'le clip vo maika tsara
kiffeku a! zay mpanakiana d apandreneso ny sofina d asina maso mijery ary ny saina mba manakatra zavtra,
Je ne m'en lasserai jamais de cette chanson 😍😍😍😍
2023✌🏻❤️❤️❤️
io lay vazo racool , tsy anjarany hafa no mitsara antsika 2
Eritreretiko kely ftsn oe dada Sam mihira an lay vazo, lasa paradisa kely mihintsy zao tontolo zao, mankasitraka nama!
🦈🇲🇬🇲🇬 Enfinnn
Tena aty atany lavitra bé aty za VO Tonga saina WE hafa iany le fihininy ee
Waouuhh tikou be le hira
bravo tsota
Tena tsara ary mety tena anisan'ny hahazo coup d coeur ty hira ray ty fa saingy tena DISO FANANTENANA tanteraka ah tamle CLIP, tsy aiko hoe natao nkropaka fotsiny ve nefa ohatran efa elaela ihany izy ty n Audio !! Angamba tsy mampaninona raha anaovana clip iray dia tsy mahamenatra ny miara miasa amireo efa andrarezina hafa !!
Ça me rappelle bcp de souvenirs cette chanson
❤❤peace for corona (love from Dubai 💋)
j'adore trop cette chanson, merci TSOTA.
Tsy mety leo an'ity vazo ty eee
Sur que mbola mahita sirini zah koa yzi mbola Mibodi
Tiako be le guitarre @ volaohany ...le toniko koa aloha tena aoka fotsiny, iza tokoa moa tsy ho tia fihininy olontiana
Tiako ery 😍😍😍
le clip kosa grand tokony natao nifanraka tamle tonokira a, ok mlay izy ra henoina fotsiny f ts mjer clip
Merci koahe Zoki eee👌👊👊
Ma sœur adore la chanson . Elle trop cool!!!!!
Le chanteur est adorable.
le hira tsara fa ny scenario otrn afa be tsis idirany!!
Manin no tsita tsara hoe misy la neige mpetraka amle volonle pihira?