Efa Éla mihintsy aho no nitady an'io hira io, dia Inona moa no teneniko fa dia resy là-haut ta aho. Misaotra an'i Tompo miasa @ olona mandefa Ny hafatra Tiany ho lazaina ami tsika. Aza miova tompoko, fa Ny Tompo ho momba nao mandrakizay. Misaotra.
Mankasitraka Anicet ho tahian Andriamanitra manokana hâtrany ianao tena tsara b l'ay hira mapmahery mamelona Fanantenana Tanteraka. Fa manana azy tokoa isika tsy ho mety Kivy fa manana anao 🙏🙏🙏
Misaotra nizara dia misaotra koa an'i Anicet nanao ny kanto. Marina tokoa ny voalaza fa isika dia tsy ho resy tsy miady zany na ho kivy satria isika dia manana ny mpanolontsaina mahay indrindra dia i Jesosy. Voninahitra ho azy irery ihany
Misy hosotra mihintsy ilay tonon kira,ary nahitako vahaolana sy mampahery be ilay izy,misaotra ny Tompo sy Anicet,mahereza am Tompo fa manana mpanolo tsaina mahay isika
Mamiko loatra io hira ,misaotra. Anao manome message. Anay fa tena. Mampahery tokoa marina.
N’y Tompo anie ho momba anao hatrany.❤
Tena Trara n'y tononkira tena maasitra ny ao anaty misaotra an Jésus nanome aingampanahy an io mpamoronkira Io fa tena trara e
Tiako ity hiranao ity Rahalahy. Mifanaraka amin'ny toe-poko. Tahian'ny Tompo ianao Rahalahy.
mahereza rahalah amn asan Tompo JESOSY! tena nomeny talenta ianao! fa trandrao aza reraka! ho AZY irery ny voninahitra mandrakizay!AMEN!
Tompo ô raha ny avaokan'ny anio zava-miafina tsy haiko......
"Zaho matoky anao foana Jesosy ô"🙌
Efa Éla mihintsy aho no nitady an'io hira io, dia Inona moa no teneniko fa dia resy là-haut ta aho.
Misaotra an'i Tompo miasa @ olona mandefa Ny hafatra Tiany ho lazaina ami tsika.
Aza miova tompoko, fa Ny Tompo ho momba nao mandrakizay.
Misaotra.
Mivavaka ho anao ho ambinina am zvt rht tht courage
Fa raha izaho manana anao, azo hitokiana tsotrizao Amen 🙏🙏
Izay rehetra lazainao ampitso Tompo o ekeko sahady satria Zaho manana anao Tsara b le hira ❤
Mankasitraka Anicet ho tahian Andriamanitra manokana hâtrany ianao tena tsara b l'ay hira mapmahery mamelona Fanantenana Tanteraka.
Fa manana azy tokoa isika tsy ho mety Kivy fa manana anao 🙏🙏🙏
Tsy ho resy tsy miady aho fa manana anao,Zaho matoky anao mpiady mahay
Fa raha izaho manana Anao, hazotokina tsotra izao, Tompo ô,
Tsy mba ho kivy aho na ho resy tsy miandy fa manana Anao aho,
Ambatomirahavavy zany tanana zany a! mahereza hatrany rahalahy Anicet a. Amen
Mitsaotra eh, hafa mihits ny olona manana an'i JESOSY eo amin fiainany
Tsy maintsy mandresy
misaotra Anicet! mahery ny Tompo, tohizo hatrany ny hira fiderana. Tsy ho resy tsy homiady tokoa isika.
tena otran tsy eto an-tany mitsy a mahare an'zany hira zany tena sambatra mitsy
manaiky anw aho TOMPO satri manana anw azo hitokisana aho.AMEN
2020 mbola matsiro be ity hira ity😍
Misaotra Jesosy a
Tsy lany miintsy zany hira fiderana zany 😍😍😍
Amen . TOMPO ôTSY MBA HO KIVY AHO NA HO RESY TSY MIADY FA MANANA ANAO
ndryyyy tsara tokoa zany hira zany!! tsy ho kivy tokoa raha manana Azy
Tohizo ralah aza ajanona fa tohizo a mankasitraka e velona ny fanahinay
Tena hoe tiako loatra ti hira ty 😍😍😍💖💖💖
Mankasitraka e Mafinaritra le hira tsara be le tonony Tohizo hatrany ny fitorina ny FILAZAN-TSARA
Vao tady kivy ho kivy aho de ity no hira enoko sady hiraiko misotra fa mampahery 🙏🙏😍
tsy ho resy tsy miad aho
tompo o tsy mba oki ah 😗😘😍
Misaotra jesosy zah manana anao rah tsy anao ny fianako efa very 🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽
Tsy retsy aho tompo fa manana anao Amen.🙏🙌aleloia😍
Fgg
Soa fa eo Ianao Jesosy, Ianao ilay hany mampandresy amin´ny ady
Tompo o tsy ho kivy aho fa manana anao aleloia mankasitraka
Ndriiiiiiii😍😭😍😭😍😭😍😭😍 tena tiako😍
Misaotra nizara dia misaotra koa an'i Anicet nanao ny kanto.
Marina tokoa ny voalaza fa isika dia tsy ho resy tsy miady zany na ho kivy satria isika dia manana ny mpanolontsaina mahay indrindra dia i Jesosy.
Voninahitra ho azy irery ihany
Ianao lay mpiady mahay,mpanolontsaina mahay .
Manaiky anao aho Tompo ô
Manana aho Tompo manana Anao, tsy mba ho kivy
Amen!!!
Manana anao aho JESOSY malala🙏
Mampahery, misaotra ❤🙏
tsara ny Tompo . misaotra amin'ny hira fa tena mankahery
Fa raha izaho, manana Anao aho, azo itokiana tsotra izao
Tompo ô enao lay azo itokisana,tsy mba mivadika
Tena mampahery ilay hira, tsy mahazo resy enao ry Fanahiko, makasitraka bdb.
tsy ho resy tsy miady aho
Mahafinaritra ity hira ty eh,mampahery
dia misaotra nizara eh
Amen
Tsara loatra ilay hira 🍀🙏
Mankasitraka fa tena tsara be le hira
Tena mpiady mahay IANAO JESOSY....ka tsy hokivy aho
tena mampahery ilay hira deraina Jesosy
Misaotra fa tena mampahery ahy ity hira ity.
Amenn
mankasitraka tohizo fa tsara ary tena mety be e
Aameen ❤
❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏
Voninahitra ho an`i Jesosy Kristy irery ihany
Mankasitraka fa tena marina e
tsra ny Tompo matoky anao zahay Tompo @ fiainanay ary tsy resy tsy miady tokoa
🙏🙏❤️
Amen.rala
Sambatra tokoa isika manana an'i Jesôsy...
matoky anao tokoa Tompo ô!
Tsara be❤
marin zany eee,mafinaritr ee
Deraina Jesosy.Efa voasoratra ny fandresentsika .fa aza miova.e
Misaotra fa tena manome hery ity hira ity e. Mahatoky anao aho tompo o
Manana anao tokoa izahay tompo'
tsy ho kivy na ho resy tsy miady fa manana anao
Tena mpanolon-tsaina ahy ianao Tompo
Tompo tsy mba ho kivy na ho resy tsy miady fa manana anao
Aty avaradrano sampanana mankany Lazaina!
koa raha misy zava mahory mandreraka ny aiko, zaho matoky anao mpiady mahay!
Marina loatra!
Misaotra indrindra nizara.
😍😍😍🥰
😍💕💕😍😍😍
❤️❤️❤️❤️❤️
Faly aho fa manana anao ry Tompo!!!
Vissi NDROIZIARSON Mampahery ahy zany hira zany Tsy mba ho kivy aho na ho redy miady fa manana anao.amen
Tena mampahery tateraka . Mankasitraka tompoko
Misaotra Tompo azo tokoa tsotra izao
Mankasitraka foana ô
tsara be ny tononkira
Tsara laotra ilay hira
Mankasitraka eeee!! Mba afaka mahazo ny hiran'i Anicet rehetra ve azafady?
Fiadanana!
amen
mampahery be mihintsy misotre eee
tsara jesosy ary mbola velona izy taloha anio ary mandrakizay . misaotra an'jesosy zah fa miady ny adiko izy ary namoaka aho mpandresy .
mba mangataka tono.kira tsra ny Tompo
Tsara ny Tompo
mankasitraka eh, tsara be
Misaotra jesosy
Tsara n'y tompo e
faly aho manana anaoJesoa ho Tompo sy mpamonjy ahy!
Tsy kivy na dia mandalo ady sarotra aza fa manana ANAO aho JESOSY TOMPO amen
Misy hosotra mihintsy ilay tonon kira,ary nahitako vahaolana sy mampahery be ilay izy,misaotra ny Tompo sy Anicet,mahereza am Tompo fa manana mpanolo tsaina mahay isika
Tiko tonony & feony , mankasitrak o!
Tena tiko ty hira ty a mankasitraka de jesosy hitahiry anao
Amen
❣❣🙏🙏🙏
Amen
Amen
Hdxn b8 g3aqw3. Mby tkplnulngk hop
Mpanolotsaina ahy ianao Jesosy, amen !