ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
2020, mbola misy mijery miaraka amiko ve?
2021 😀
2022 za vao nahafantatra an' ty hira ty fa tena mampahery be 🥰
Tsara ny hira,ny feo,ary mampahery sy mampisy fanantenana ny ho avy ary tsy mahakivy ny anio.Mahereza ianareo.amen.
Tsara sady mampahery ny hira. Ny Tompo anie hampitombo hatrany ny talentanareo.
Vraiment! ! C'est la voix du ciel. Tiako be ilay hira sy ny feonareo. Mankasitraka
Misaotra betsaka anareo mafinatra be Amen
Manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tiantsika , mankasitraka
Tiako hatrany!!
Aty amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao. Jaona 16: 33
C'est vraiment la voix du ciel!
Tiako lowtr 👌💗Atsiarovako ny fahazazako 😥
Mankasitraka e! Deraina ny Tompo , tsara Izy.
Amen,Tena mampahery ilay tononkira.Mankasitraka🙏
Vous avez la voix des anges !!!! Merci pour le partage !!!
Magnifique merci 🙏
2021
Tena OA anaty ny ady aho no maheno ITY HIRA ITY ka Tonga mampahery Mankasitraka tohizo fa TSARA
Mampahery mandrakariva ny tononkira ny feony koa tsara e!!
Misaotra tompoko mampahery ny fo torotoro
Amen 🙏😘
misaotra fa tena mampahery tokoa
Iza marina tokoa no sahy milaza fa manam-pahasambarana ao anatin ny olana, afa-tsy tsy ireo izay mino fa ..... (Anao ny tohiny?)
😍😍😍😍😍😍🙏🙏🙏🙏
Amen 🙏 🙏 🙏 💞💞💞💕💕💕💝💝💝💚💚💚❣❣❣
misaotra betsaka
Amen 🙇🙇
Rreh
❤❤❤❤
❤❤❤

Tiako lowtr 👌💗
Atsiarovako ny fahazazako 😥