CFF"Ray ô! Mamelà ny heloko" 2Tan7:14"hivavaka..hanetry tena..hiala @ ratsy..ho sitrana...ny COVID19

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • Ray ô! mamelà ny heloko - CFF - Tononkiram-panahy mampibebaka - FeFi project - FPVM Taninanandrano - lyrics/paroles/karaoké/tononkira 2Tan7:14 "Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka HAMELA NY HELONY ary HAHASITRANA ny taniny." Ray o mamela ny heloko, sitrano ny taniko @ coronavirus

ความคิดเห็น • 28

  • @guenardtojo3617
    @guenardtojo3617 2 หลายเดือนก่อน

    Maheno ny hiran nareo aho dia toa maheno amaf iany, tsara be ilay hira, mankasitraka

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Voadona vao Gina. Ray o mamela n'y helokay. Mahatsara n'y eo akaikinao.☀️

  • @mevatiamananjafy6311
    @mevatiamananjafy6311 4 ปีที่แล้ว +5

    Aina no fetra ny antsika JESOSY 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @elydadadomaury1406
    @elydadadomaury1406 9 หลายเดือนก่อน

    Mamelà ny heloko ,Kanto loatra tsara ny Tompo Amen amen amen 🙏🙏🙏❤❤❤

  • @hanitrabarivola6000
    @hanitrabarivola6000 4 ปีที่แล้ว +4

    Zany tokoa Jesosy a.
    Mba hiantrao ny mitalaho. Vonjeo, jereo fa reraka ny mitoreo. Tolory tanana ka hampangino. IANAO no Tomponay aza mba MANADINO. Mamindra fo, mamela ny helokay. Hatakay mba lazao amin'Andriamanitra RAY Amen.

  • @iandotyna4178
    @iandotyna4178 4 ปีที่แล้ว +4

    Tena tiako laotra ❤❤.tiako ianao Jesosy an❤❤🙏

  • @imont7709
    @imont7709 4 ปีที่แล้ว +9

    Un chant d'une beauté, d'une richesse et d'une profondeur extraordinaires !
    Pour les auditeurs qui ne parlent pas notre belle langue, je n'ai pas pu m'empêcher d'en faire une traduction. Bonne lecture et bonne écoute.
    Ray ô ! Mamelà ny heloko
    Père ! pardonne mes fautes
    Nanolo-tena ho Anao aho indray andro izay e! ry Ray
    Il y a quelques temps, je t’ai consacré tout mon être, Père
    Nananganako tanan’ho mandrakizay e!
    Je t’ai juré fidélité pour toujours
    Aina no fetra ny antsika
    A la vie, à la mort
    Dia nataoko hirahira fa tsy misy asoloko Anao
    Dans mes chants de louange, je t'affirmais que rien ne pouvait te remplacer
    Nefa nandavo isan’andro ireo fakampanahy tety
    Malheureusement, les tentations m’ont envahi subrepticement chaque jour
    Zay nisarika hay hanalavitra Anao e !
    Et m’ont poussé à m'éloigner de toi !
    Toa tsy tsaroako ilay dina
    Le serment, oublié,
    Fa voadona aho vao gina
    Il m'a fallu cette épreuve pour m’ouvrir les yeux
    Very aho hay saraka Anao
    Je me suis rendu compte que j’étais perdu, loin de toi
    Voafitak’aho Jesosy ô, k’hiverina Aminao
    Jésus, je suis tombé dans le piège, je veux revenir auprès de Toi
    Mifon’e fa resy, mitalaho Aminao
    Pardonne ma faiblesse, je t’en supplie
    Ataovy e ! lay vavakao hoe : Ray ô Mamelà ny helony fa tsy mba fantany izay ataony
    Exauce la prière que tu as prononcée : Père, pardonne-leur car ils ne savent ce qu’ils font.
    Tena miaiky ireo heloka vita hatrizay aho ry Ray
    Je veux confesser tous ces péchés contre toi, Père
    ‘Zay namily ny diako tsy ho any aminao e !
    Qui m’ont éloigné de ton chemin
    K’izay voady efa vita
    Ainsi, le serment que j’ai fait
    Dia nodiako tsy hita nef’indrisy tomany lav’izao
    Je l’avais ignoré. Hélas, mes pleurs ne cessent aujourd’hui
    Akaikinao no tena mahatsara ahy izao
    Je ne suis bien qu’auprès de toi
    Hiraiketan’ny foko tsy hiala aminao e!
    Garde mon cœur auprès de toi
    Nefa raha mihodin’Ianao
    Si tu te détournes de moi,
    Ho aiza intsony moa aho
    Où puis-je aller ?
    Mba ianatrao e! Hanonitr’aho ry Ray
    Accorde-moi ta miséricorde ! Je regrette Père
    Manenin’aho Jesosy sao misy azo tao
    Je regrette. Peux-tu m’apporter ton aide ?
    Tsy hamerin’intsony aho, tena menatr’Anao
    Je ne retomberai plus, j’ai honte devant ta face
    Matoky aho fa ampy ahy ilay ranao hanadio hay
    Je crois en ton sang puissant qui me purifie
    Havaoziko
    eto ilay dina ho mandrakizay !!!
    Je te refais ici un serment pour la vie
    Voafitak’aho Jesosy ô, k’hiverina Aminao
    Jésus, je suis tombé dans le piège, je veux revenir auprès de Toi
    Mifon’e fa resy, mitalaho Aminao
    Pardon pour ma faiblesse, je t’en supplie
    Ataovy e ! lay vavakao hoe : Ray ô Mamelà ny helony rehetra vitany !
    Exauce la prière que tu as prononcée : Père, pardonne tous les péchés qu’il a commis !
    Amen !
    Traduction : Iharilanto MONTAIGNE

    • @andryravony4138
      @andryravony4138 4 ปีที่แล้ว

      Misaotra betsaka amin'ny fandraisana anjara amin'ny fitoriana sy fampibebahana. Misaotra betsaka amin'ny traduction ho an'ireo namatsika tsy mahazo teny Malagasy.
      Jesosy hamaly fitia
      Ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany
      Ny Président CFF
      Andry Ravony
      0340913150 - 0341149414

    • @imont7709
      @imont7709 4 ปีที่แล้ว

      @@andryravony4138 Ho an Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ! Afaka ampiasain ny fikambanana ny dikan teny. Mbola misy fanitsiana vitsivitsy ataoko, androany hariva. Dia Jesosy anie hanome hery anareo mandrakariva @ adidy napetrany anareo.
      lalie.montaigne@orange.fr

    • @heriasrakoto5958
      @heriasrakoto5958 3 ปีที่แล้ว

      Miarahaba TOMPOKO afaka mahazo solfa ve Tompoko misaotra indrindra

  • @eliefanomezana8384
    @eliefanomezana8384 4 ปีที่แล้ว +7

    Ray o ! Mamela ny heloko fa voafitaka aho ka Hiverina aminao
    tiko lotra le hira ka misaotra anareo CFF

  • @andrainaratafandrimanantso3989
    @andrainaratafandrimanantso3989 4 ปีที่แล้ว +3

    akaikinao no tena mahatsara ahy izao, hiraiketan'ny foko tsy hiala aminao, nefa ra miodina ianao ho aiza intsony mo aho...

  • @centrekintanaandraharo2403
    @centrekintanaandraharo2403 4 ปีที่แล้ว +2

    tsara be mintsy ity hira ity

  • @lanjafitahiana1786
    @lanjafitahiana1786 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka CFF fa tena tsara ilay hira!!!

  • @ditraprince8313
    @ditraprince8313 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka ny CFF . Ray o! Mamela ny heloko.

  • @olidithemedeline8426
    @olidithemedeline8426 2 ปีที่แล้ว

    Mamela ny heloko ry Tompo ô ,fa very ahy

  • @sitrakahasimbola3928
    @sitrakahasimbola3928 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka fa efa ela no nitadiavako ity hira ity!

    • @coco-fk2hz
      @coco-fk2hz 3 ปีที่แล้ว +1

      Tena tsara ny hira fiderana❤❤!!

  • @veloniainatanjona9732
    @veloniainatanjona9732 4 ปีที่แล้ว +2

    Mandona ny foko ity hira ity ary mampiverina ahy am Jesosy

  • @fetrafetra3055
    @fetrafetra3055 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Jesosy

  • @volampenorandriatsarafara4700
    @volampenorandriatsarafara4700 2 ปีที่แล้ว

    🙏🏽❤️

  • @parsonrabemiarimanana8427
    @parsonrabemiarimanana8427 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra ny CFF , efa ela no nitadiavako ity hira ity, tena tononkira fibebahana , Jesosy o raha sitrakao dia tanteraho ilay teninao hoe : satria izaho no niraiketan’ny fitiavany dia hamonjy azy aho, misaotra

  • @andonirinarobelfrancoandri3409
    @andonirinarobelfrancoandri3409 2 ปีที่แล้ว

    De

  • @francoisxavierrandrianirin1425
    @francoisxavierrandrianirin1425 4 ปีที่แล้ว +2

    Aza variana ry olombelona, andro farany izao! mebebaha! lazao hoe: Ray o! mamelà ny heloko!

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤❤❤

  • @deraandria243
    @deraandria243 4 ปีที่แล้ว +2

    Ray o mamelà ny heloko