MI-KOLO HEVITRA : 03 Janvier 2014

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ก.ย. 2024
  • Le pluralisme et la diversité sont un puissant vecteur de développement pour un pays comme Madagascar. Fournir une plate-forme de débat pour toutes les idées et les idéologies à la base de la culture et de la politique malgaches est l'objet principal que ce programme de talk-show essaie de véhiculer à l'endroit des téléspectateurs. « Mi-Kolo Hevitra » invite des participants de toutes les catégories socio-professionnelles possibles à débattre de deux thèmes par numéro d'émission, ceci afin d'apprendre aux communs des mortels comment discuter et argumenter."

ความคิดเห็น • 20

  • @ghostwalda
    @ghostwalda 9 ปีที่แล้ว +1

    ilay mpanao gazety koa kloa dia hita mahintsy hoe tena professionnel e!!!^^

  • @cedricandriantovo
    @cedricandriantovo 10 ปีที่แล้ว +1

    mia maro ny olona mpitondra fivavahana ankehitriny mitonona ny tenany ho mpaminany tahaka an-ity ranamana tsy mahafantatra akory izay lazainy ity. raha ohatra enao tsy mino an Jesosy Kristy sy ny Rainy dia aza miteny ratsy ny anarany fotsiny! miteny ratsy ny anaran'Andriamanitra enao amin'izany filazanao izany hoe sampy Jesosy Kristy sy ny Rainy. Tsy nisy niteny ratsy ny finonao teo dia aza miteny ratsy sy manimbazimba ny an'ny hafa koa. Ary mbola averina aminao ihany fa ny malagasy TSY HEBREO, malagasy izahay fa TSY HEBREO, ary mino an'I Jesosy sy ny Rainy any an-danitra (izay tsy azo tontononina fahatany tahaka izany andriamanitrao /fanahinao izany ny anarany). Ny olona nahita fianarana tsy mba manana fiteny tahak'izany!

    • @salohyrazafimalala4587
      @salohyrazafimalala4587 10 ปีที่แล้ว

      Andao higrevy e!!! Lol
      fa ilay ataon zareo aloha tsy mety nihintsy e!!

    • @cedricandriantovo
      @cedricandriantovo 10 ปีที่แล้ว

      Ita koa. Nofa b tssss - -"

    • @rolandrakotondramanana6854
      @rolandrakotondramanana6854 10 ปีที่แล้ว +1

      Ny finoana na fahatokiana an'i Kristy ihany no mandrava ny resaka fanavakavaham-bolo-koditra (andevo, andriana, jiosy, hebreo, malagasy....) Izay resaka fiaviam-pirazanana izany mantsy mety miteraka adim-poko na ady an trano sns... Finoana iray dia i Kristy ka manaiky atao batisan'ny fibebahana (miala @ lalan-dratsy) ny olona iray dia mametraka azy ho taranak'i Abrahama @ FINOANA HO MPANDOVA ny fiainana mandrakizay VAKIO NY GALATIANA 3:26-27

  • @minoheritianarakotoarisoa5839
    @minoheritianarakotoarisoa5839 5 ปีที่แล้ว

    ny tena marina dia raha hiantso ianao anarana dia taddio fa corp physique zan wa vatana fa andriamanitra nga vatana fanahy izy point de lumiere na Ame na

  • @maheryzaff6126
    @maheryzaff6126 9 ปีที่แล้ว +1

    Raha @ko manoka dia makasitraka anao maitre Feno, ary io olona manoloana anao io dia tsy ankasitrahako satria manamban ny fitsaboana malagasy na ny fomba malagasy,raha mpitsbo marina ve dia tokony anaratsy ny afa sy ny afa , tsy makastritraka an kohen ah .Mazoto !!! aza kivy @ vavan sasany ianao maitre Feno!!!

  • @masykindy
    @masykindy 10 ปีที่แล้ว +3

    Le manao akanjo mena io de diso fipaika be....Milaza izy hoe diso daholo zay Dieu, Allah, sns....nefa izy milaza avy eo hoe Allahim....nefa @teny hebreo rehefa misy "him"@farateny de respect no dikan'izay, tsisy dikina zavatra resahiny, avy eo lazainy fa samihafa ny Andriamanitra hinoin'ireo finohana 3 (juif,chrétien,musulman) nefa iray ihany fa finohana an'i Jesosy sy Mohamed no mampiavaka ; akotrizay diso daholo zareo satria hatramizay ny mpaminany (reo tena izy no resahiko) dia milaza fa tsy mahazo mangataka na soa na ratsy @ireo kalanoro sns....izany no mampantonga an'ny mpaminany milaza fa i Andriamanitra ihany no azo angatahana zavatra; (miala tsiny raha misy diso fa zao métisse tsy de mahay teny gasy lotra)

  • @minoheritianarakotoarisoa5839
    @minoheritianarakotoarisoa5839 5 ปีที่แล้ว

    afa mich filo mahay ny filalaovan ny ry cohen sy sy tariny saina

  • @kuwaitmakiya536
    @kuwaitmakiya536 7 ปีที่แล้ว +1

    Jesosy oo mamela nihelony fa tsifatany izay ataony

  • @francisconomenjanahary6382
    @francisconomenjanahary6382 7 ปีที่แล้ว +1

    Aza manala baraka kristianina fa nareo samy tsy marina.Ny resaka A\tra azafady tsy ho fanauvana discution fa mba ho fampihavanana an'ny olombelona maneran' izao tontolo izao amin'ny Tompo sy mpamonjy ny fiainana. Tano ny finoanareu raha toa ka izay ny mahavonjy anareu.Aza manala baraka katolika azafady........

  • @laissaw
    @laissaw 9 ปีที่แล้ว +1

    Diso adiresy enao ndana mody any amin.ny taninao jiosy fa any no mety aminao
    Bravo Ray amandreny a ! Marina ny volazanao

  • @rjonico
    @rjonico 8 ปีที่แล้ว +1

    ANY AMPONJA NO MENDRIKA NY MPISOLOKY!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @rolandrakotondramanana6854
    @rolandrakotondramanana6854 10 ปีที่แล้ว +1

    Tsy misy manaiky ho diso eo e. Ny Baiboly irery ihany no afaka mitaratra na marina na tsia izay lazainao. Diniho sy ifotory ny Baiboly, izay ihany.

    • @gadonagasy6347
      @gadonagasy6347 4 ปีที่แล้ว

      Tery saina be ianao raha izany, koa inona intsony zany no mila iadiana hevitra f'efa dia ny kristiana ihany zany no manana ny marina

  • @rolandrakotondramanana6854
    @rolandrakotondramanana6854 10 ปีที่แล้ว +1

    Resaka tsy misy mifototra @ Baiboly avokoa. Maro ireo misora-tena ho mpilaza hafatra avy @ ilay Mpahary izao rehetra izao nefa tsy tena marina araky ny Soratra Masina ny zavatra lazainy. Nampitandrina i Jesosy ao @ Matio 24:24 fa hihisy maro hitsangana hanao fahagagana. TSY IZAY MANAO FAHAGAGANA DIA AVY @ ILAY MPAHARY AVOKOA FA IREO IZAY TENA AVY @ ILAY MPAHARY ANEFA DIA MANAO FAHAGAGANA dia ny fiovam-po mitarika hoany an-danitra Jaona 3: 16-17.

    • @gadonagasy6347
      @gadonagasy6347 4 ปีที่แล้ว

      Ka inona moa no olana na tsy mifototra amin'ny baiboly aza?
      Angaha tsy firenena laïka i madagasikara

  • @ioitube1
    @ioitube1 10 ปีที่แล้ว

    Tena potika le Madagasikara e! Angamba isika no mitana ny laharana voalohany @ fananana antokom-pinoana maro samihafa an! Tsy matahotra ny TODY ohatran'ny fahiny intsony e! Anjarantsika tsirairay no mandinika sy mieritreritra e! Efa nanana ny maha izy azy ny fahendrena malagasy; ankehitriny anefa ny fihavanana aza dia ravan'ny vola sy finoana samihafa

  • @razafindrakotorijaharivony792
    @razafindrakotorijaharivony792 9 ปีที่แล้ว

    tstin le cohen mits le tatsinana a, tsmfora ony n tatsinana, lety eeee! mteniteny fona tsy! mdr!