ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Ianao Tompo no Mpananatra eny an-dalanay. Omeo fahendrena izahay. Amen
tsy adinoko mihitsy ny nahenoako anty voalohany! tsara loatra!
Enfin misy version madio 😍🥰Merci Reko
Tena tsara loatra
Surrr mihitsy e. Merci zala a
Efa ela aho no niandrandra haheno hira gasy amin'ity karazan-kira iray ity, ianareo no nanao azy. Tamin'ny "Tiako ianao" aho no efa nanao hoe Waouh zao mbola manao Waouh foana. Misaotra betsaka !
GG rangah aaah, tsara be
Mankasitraka e!
tiako be ny mahita anareo mankafy be anle fiainana anatinle clip ❤
tiako be foana ny Clip nareo tena tsara sad tsotra ohatranareo ihany na d ts fatako personnellement ary nareo ❤️❤️toraka voninkazo hatrany
Tsara foana e!!
Coucou, tsarabe ny rythme ny hiranareo, mampitehihaino foana, sady mety @ retraretra, misaotra e❤
Hello from Morocco. 🇲🇬🇲🇦
Tsara loatra ito hita ito❤
Mozika be ❤️✊🏽🔥
Tsara foana e! Mankasitraka anareo😀🛹
Tsara foana 🤩🤩😍
Tsara ilay clip😍 Mankasitraka Zalah! Afa-po foana e
🎉🎉🎉alefaaa🔥🔥🔥
mahafinaritra be ny mahita anareo misangisangy any anaty clip , miampita aminay mpijery sy mpankafy ny fahatsoram-po anananareo .Mankasitra hatrany amin'ny hafaliana zarainareo
Manhafinaritra b 😍
Mafinaritra ee
👋 ela niandrasana kay tonga ihany. Mba maniry any Fy sy ny ekipany ho avy aty France fa mangetaheta mafy o
Tena tiako ❤️Mankasitraka
Wow tsara ilay hira 😌
Mankasitraka fa tena tsara loatra 🙏❤️
M❤
Enfin 🙂🙂
Ok'j aime.❤❤❤❤ cool
Woah woah woah 😍😍😍
Misaotra fa tena tsara be le hiraTsy dia tia manao commentaire fa tsy aritro ny tsy hiteny sy hankasitraka. Tohizo fa tsara
Mais halalah, tsara be tsara be tsara be, tsara loatra XD
misaotra foana mizara e
Mamyyy
Merciii
J'adore❤
J'adore
miandry tena mianadry, tiko be io hira io fa ts mahazo version madio mihitsy🤩🤩🤩🤩loading 🥰🥰
Mankasitra
Tsara loatra na ilay clip na ilay hira
🤞🎊🎉
💗💗💗
Hey, ary ianareo toa tsy ao amin'ny Spotify intsony?
❤
wow
Tsara loatra
mamy be
❤️
Ianao Tompo no Mpananatra eny an-dalanay. Omeo fahendrena izahay. Amen
tsy adinoko mihitsy ny nahenoako anty voalohany! tsara loatra!
Enfin misy version madio 😍🥰
Merci Reko
Tena tsara loatra
Surrr mihitsy e. Merci zala a
Efa ela aho no niandrandra haheno hira gasy amin'ity karazan-kira iray ity, ianareo no nanao azy. Tamin'ny "Tiako ianao" aho no efa nanao hoe Waouh zao mbola manao Waouh foana. Misaotra betsaka !
GG rangah aaah, tsara be
Mankasitraka e!
tiako be ny mahita anareo mankafy be anle fiainana anatinle clip ❤
tiako be foana ny Clip nareo tena tsara sad tsotra ohatranareo ihany na d ts fatako personnellement ary nareo ❤️❤️
toraka voninkazo hatrany
Tsara foana e!!
Coucou, tsarabe ny rythme ny hiranareo, mampitehihaino foana, sady mety @ retraretra, misaotra e❤
Hello from Morocco. 🇲🇬🇲🇦
Tsara loatra ito hita ito❤
Mozika be ❤️✊🏽🔥
Tsara foana e! Mankasitraka anareo😀🛹
Tsara foana 🤩🤩😍
Tsara ilay clip😍 Mankasitraka Zalah! Afa-po foana e
🎉🎉🎉alefaaa🔥🔥🔥
mahafinaritra be ny mahita anareo misangisangy any anaty clip , miampita aminay mpijery sy mpankafy ny fahatsoram-po anananareo .
Mankasitra hatrany amin'ny hafaliana zarainareo
Manhafinaritra b 😍
Mafinaritra ee
👋 ela niandrasana kay tonga ihany.
Mba maniry any Fy sy ny ekipany ho avy aty France fa mangetaheta mafy o
Tena tiako ❤️
Mankasitraka
Wow tsara ilay hira 😌
Mankasitraka fa tena tsara loatra 🙏❤️
M❤
Enfin 🙂🙂
Ok'j aime.❤❤❤❤ cool
Woah woah woah 😍😍😍
Misaotra fa tena tsara be le hira
Tsy dia tia manao commentaire fa tsy aritro ny tsy hiteny sy hankasitraka. Tohizo fa tsara