Efa miteny an'i ikoto fa tsy mila mirediredy eo ikoto fa ny gasy efa mahafantatra tsara ny olona tiany ho maire aiza mandany andro ikoto a! Merci foana loha
TSY MISY ILAINA NY MPANAO POLITIKA MALAGASY FA MPANDAINGA @ VAHOAKA DAHOLO . TSY MBOLA HAMPIFOHA AN_DRATSIRAKA DAHOLO IREO KANDIDA IREO. ZAHAY TSY HIFIDY FA LEO LAINGA. NAREO IREO NO NAMPAHANTRA ARY MBOLA HAMPAHANTRA NY FIRENENA. TSY MILA MPANAO POLITIKA MALAGASY.
ZAHO ALOHA DIA TAZONIKO HATRAMIN' FARANY NY HEVITRO TSY MILA RA8 SY RAJOELY FA IZIROALAHY REO NO TOMPON' ANTOKA AMIN'NY ZAO FAHAPOTEHAN' IZAO FIRENENA IZAO DE ANTI-DAHY RATSY INY NO ARBITRE MAMPIRISIKA AZY IREO MANDROSO I MADAGASCAR TY RAHA TSY HITA EO AMIN'NY SEHATRA POLITIKA INTSONY IREO OLONA TELO IREO
Noheveriko fa tena manana logique ihay i Koto kinanjo tena tsy izay! Ny fandatsahana vato an'ireo olona ireo dia mamantsika ireo Orange mbola ho ela eo @toerana! Maninona raha nampandefitra ny ambopo dia rehefa ts mis orange mifampitsako @election filoha manaraka!
Merci koto 👊
Jamais de la vie ilay Gasikara!
Tahiana dia ekena!
Efa miteny an'i ikoto fa tsy mila mirediredy eo ikoto fa ny gasy efa mahafantatra tsara ny olona tiany ho maire aiza mandany andro ikoto a! Merci foana loha
kidj
Ny sasany mieritreritra fa olona roa IHANY no olona eto Madagasikara
Mankasitraka Koto a 💯💯👍👍🙏
Ilay la neige no nanaitra ahy. Jolie paysage 😍😍. Mahay manao sky ve i Koto?? Efa ela aho no tany Agstaad dia mba nahita ny olona maro nanao ski tany.
Marina izany baina raha ireo TT ireo Dia efa goaka ny disque
Merci Koto an
Oui koto !marina zany ;
voilà koto même analyse. 23 ans pouvoir capitaine ratsirahonana
Mipetraka aty raha lehilahy fa tsy any no manao vavan'ny Maty andrano eo
Marina resakanao zany
TSY MISY ILAINA NY MPANAO POLITIKA MALAGASY FA MPANDAINGA @ VAHOAKA DAHOLO . TSY MBOLA HAMPIFOHA AN_DRATSIRAKA DAHOLO IREO KANDIDA IREO. ZAHAY TSY HIFIDY FA LEO LAINGA. NAREO IREO NO NAMPAHANTRA ARY MBOLA HAMPAHANTRA NY FIRENENA. TSY MILA MPANAO POLITIKA MALAGASY.
Ilay oe olo-marina aloha, reste à prouver fa marina ilay oe aleo aloha miova olona vaovao, omena chance daholo ny olona
ZAHO ALOHA DIA TAZONIKO HATRAMIN' FARANY NY HEVITRO
TSY MILA RA8 SY RAJOELY FA IZIROALAHY REO NO TOMPON' ANTOKA AMIN'NY ZAO FAHAPOTEHAN' IZAO FIRENENA IZAO DE ANTI-DAHY RATSY INY NO ARBITRE MAMPIRISIKA AZY IREO
MANDROSO I MADAGASCAR TY RAHA TSY HITA EO AMIN'NY SEHATRA POLITIKA INTSONY IREO OLONA TELO IREO
Diso analyse i Koto ny fahitako azy. Na izany na tsy izany dia tiako sy ankasitrahako ilay Fitiava-Tanindrazan'i Koto
Noheveriko fa tena manana logique ihay i Koto kinanjo tena tsy izay! Ny fandatsahana vato an'ireo olona ireo dia mamantsika ireo Orange mbola ho ela eo @toerana! Maninona raha nampandefitra ny ambopo dia rehefa ts mis orange mifampitsako @election filoha manaraka!
Misaotra anao KOTO fa enga anie ho tonga saina ny olona
Makasitra ramose atsipy teny eny atandrokony omby atsipy teny ao ampo mahalala
😅
Misy Analyse kely ihany ity hoe: pourquoi Gangstabab tsy ary @ Gascar nefa mpiakama ihany ireny fa ary @ TIM ary