Vraiment très sympa pour le partage qui va bien m'aider j'ai 2valiha et c'est une vidéo très intéressante et instructive pour débuter et comprendre comment faire sonner le valiha un grand merci à vous c'est un plaisir de vous voir nous apprendre
@@ChibiHobbit904 Hello , You can use the first position, but the minimum strings for standard valiha is 16 strings . If you need standard Valiha you can DM me😊
Mankasitraka é , Atreto aloha mbola tena vitsy ireo mpivarotra valiha no mivarotra valiha éléctro Acoustique satria ny prix ny micro mety mbola ho lafo noho ilay valiha , ny tena tsara mividy valiha , dia vidiana mitokana ny micro contact
Ny Valiha diatonique no mbola betsaka mampiasa atreto dia mety izay ilay karazana valiha anao . N'y note corde voalohany avao @droite no mitondra ny tonalité ilay valiha matetika ra réglage Lalandava ilay valiha. Ra tena hoe tsy misy mipetraka am toerana n'y tohambaliha dia tsaratsara koakoa manatona olona mpitendry i régler azy aloha
You need to move the bridge to up or down depending the needed , it's the bridge on the top of valiha , if it's not clear for you can contact me on Dm Istagram Rado.fents
Misaotra betsaka fa tena manampy ahy izay ela nitadiavana tuto momba ny fianarana mitendry valiha. Ary tena débutante tokoa. Enga anie ka hisy tuto maromaro tahaka ity mampianatra. Azafady raha somary lava fa tena faly tokoa. Mankasitraka
Mankasitraka e, tsy misy fisaorana fa miezaka mizara izay mba hay e, io n'y vidéo de base dia efa misy tohiny iray koa ao exercice débutants, mbola ho avy eo ihany ny karazana exercice hafa rehefa misy fotoana 😊
Vraiment très sympa pour le partage qui va bien m'aider j'ai 2valiha et c'est une vidéo très intéressante et instructive pour débuter et comprendre comment faire sonner le valiha un grand merci à vous c'est un plaisir de vous voir nous apprendre
Merci 😊.
Jai d'autres tutos, si cela peut vous intéresser.
th-cam.com/video/OMlD4PDjVJA/w-d-xo.html
th-cam.com/video/QPW4omBdoqk/w-d-xo.html
merci ..rangah za io mbola tena vaovao be amin'ilay fampianarana fa mba ataovy cadeau de fin d’année le afindrafindrao mba ianarana .. merci en +
merci pour cette video ,
The Valiha I have only has 14 strings. Do you have any tips on hand positioning on it
@@ChibiHobbit904 Hello ,
You can use the first position, but the minimum strings for standard valiha is 16 strings . If you need standard Valiha you can DM me😊
Merci beaucoup!
Mankasitraka e
I lost the little pieces of wood which are under the strings, what can i use to replace them?? Does cork works?
Generally you can use different type of wood , you can try also with the cork
Tonga ihany le tuto valiha marina e! misaotra Rado a!
Ahoana kay misafidy valiha? Indrindra ireo semi acoustic (avec micro).
Mankasitraka e!
Mankasitraka é , Atreto aloha mbola tena vitsy ireo mpivarotra valiha no mivarotra valiha éléctro Acoustique satria ny prix ny micro mety mbola ho lafo noho ilay valiha , ny tena tsara mividy valiha , dia vidiana mitokana ny micro contact
Aiza lty no afahana mividy valiha lé?
Afaka mandefa mp am Page Fb dia omeko contact
👏👏👏😊
😊😊😊
Salama, art raha chromatique azafady. Mahafinaritra. C'est très instructif
Mankasitraka é , mbola ho avy eo ny tuto valiha chromatique , fa miadry fotoana kely fotsiny dia ho avy eo
Tsy haiko akory hoe karazam-baliha inona ilay ahy??? mety ve ny feony??? ahoana no fametrahana ny tonom-baliha??? dia eto aho mikatso eto aloha
Ny Valiha diatonique no mbola betsaka mampiasa atreto dia mety izay ilay karazana valiha anao . N'y note corde voalohany avao @droite no mitondra ny tonalité ilay valiha matetika ra réglage Lalandava ilay valiha.
Ra tena hoe tsy misy mipetraka am toerana n'y tohambaliha dia tsaratsara koakoa manatona olona mpitendry i régler azy aloha
Could you please show exactly how to "clicmb the bridge" to get the bridges into the right position? This is not clear. thank you.