ianao mihinana tsara foana miaraka amin'ity fitondrana mampijaly ity de hoe tokony hiray hina e, tokony ampina. Aza mampihomehy, misy farany io de ianareo indray mba mijaly de avaly aminao ny teninao hoe tokony hiray hina fa aza manongana
Mpitaribato vilambava mpitondra e na inona na inona lazainao ,ref ny mpitondra mahay mitondra de milamina sy miaina aradalana ny vahoaka ao aminy ,aza mamono afo eo ianao paolo e
Atao akory leroa si le régime est tenu par un incompétent le pays est au rang des pays le plus pauvre du monde Madagascar est la risée du monde un pays qui accepte d être tenu par un français

Tsy hiray Hina zany ny Malagasy Fa Samy manana n'y lohany,
Tonga dia nahidiko ilay vidéo fa tsy te ahita an'io bandy io aho. Veloma ry Paolo fa raha ialahy indray dia efa hainay ny position nao. 😎 😎 😎 😎 😎
Ino ma place tadiavinao afitodragn ao anow mb tsimanjarikoa iro olo Kiabi volagninao you ratio fahela ino vokany
Ity koa ilay mpisolelaka raindahany mpanavotra ny avendranan- rainidedaka satria nahazo grade vaovao kkkkk
Tohano nareo misolelaka @ inona inona filazanao eto dia ts fahaizana mpitondra
no nahagistra antsika point
Nahazo avara-patana @izao fitondrana izao mihitsy ity ra namana ity ka jereo fa mahay manandahatra mihitsy e!!!🤪🤪🤪🤭👎👎👎👎