I love so much this song. Thank God for your faithfulness 🙏
You're too faithful to fail me
You're too faithful to disappoint me
You've proven Yourself in my life
And I've come to realize
Tompo ô.Mahatoky loatra Ianao..Mino aho fa manana ny vahaolana tsara indrindra ianao amin zao zvatra atrehako izao.AMEN
Alléluia dieu tout puissant merci pour le merveilleux chant dieu fidèle
O God is so faithful. I put my trust in you Lord ☝️
Tiko loatra ❤❤❤❤ tena mampahery ahy ty hira ty merci bcp Pepe Shine ❤❤❤
Amen Mercie Pepe shine😍😍😘😘
Misaotra jesosy..matoky loatra ianao tsy handao ahy....
Tiako loatra feonao ry Pepe Shine❤️Tht hatrany
Mahatoky loatra tokoa ianao Andriamanitra!
Misaotra Jesosy, mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy
Noporofoinao izany tamin'ny fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy
Amen Amen Amen
Tsapako teo amin'ny fiainako fa tinao aho Jesosy,matoky loatra aho fa tsy handao ahy ianao
Amen Amen🙏❤
Tsara be lay hira. Tiako loatra
Mahafinaritra be!❤❤❤❤
Mahatoky loatra tokoa ny Tompo!!
Oh my god🥰♥️
Aléloia, tiko be foana hoan'Jesosy voninahitra
Hira tena tiako. Tsara ny Tompo.
Merci🙏🙏🙏🙏🙏
Matoky loatra IANAO TSY ANDAO AHY
Mahatoky lotra ianao tsy handao ahy
Tsara loatra
Misaotr'anao ray ô!
Amen😢❤
Amen 🙏🙏🙏🙏♥️
Amen
❤️
❤️❤️❤️❤️❤️
Mahatoky loatra Ianao tsy handiso fanantenana
Tena tsara laotra lay hira fiankohofana,
Mahatoky loatra instrument
Whao🙌Aleloiiiiia🙏🙏🙏
Andriamanitra ô, mankasitraka
Tsara ny fiderana an'A/tra fa za kosa tena babo tanteraka ny fehon'ity zaza vavy iray ity!!!
Marina! matoky loatra enao tsy andaho ahy
Misaotra Jesosy ô 🙏🙏🙏
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
voninahitra ho azy irery ihany
Teninao loatra tsy handao ahy tsy amela ahy any antsasadalana
Izay natomboka tsy maintsy vitanao
Lafatra
raha responsable isika Kristianina tsy otranzao io firenentsika io
Tsy ny kristiana irery kosa fa tsika rehetra no responsables é!
@@hanitraandriamparany9084 tena isika no sira… eritrereto oe Kristianina niova go daholo isika. Mihidy anaty fiangonana ny filazantsaran’i Jesosy, rindrina efatra io fa tsy n’y tena fiangonana. Mila mivoaka mitory isika. N’a Jesosy aza tsy nanangana fiangonana fa pure évangélisme antanana. Courage isika mianakavy.
Fa maninona moa raha mamorona fa tsy manao plagiat nefa mba misy feo ihany enao
Amen🙏🙏🙏
I don't watch this in public again, I can't stop crying!!! It really touches my heart.