Ravelo j baptiste Adim piainana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น • 45

  • @Buckeleliane
    @Buckeleliane 25 วันที่ผ่านมา

    Ahatsiarovako an'i mama niady rery ho anay sivy mianadahy,nanao ny aiany tsy ho zavatra🥹😔...fihirany matetika,ho tahina manonkana anie ny reny rehetra❤

  • @MarieDedeanneRASOANANTENAINA
    @MarieDedeanneRASOANANTENAINA ปีที่แล้ว +2

    Atsiarovako anzay Dadako izay ity hira ity.... Mandria ampiadanana dadako a.... Je ferai tout, je travaille dur pour te rendre fiere mon amour

  • @hajaandria990
    @hajaandria990 2 หลายเดือนก่อน

    Zany Ramalagasy raha ndeha hitady fivelomana❤️❤️❤️Mahereza daholo DADA s'y NENY Malagasy....

  • @rasoafitiah3379
    @rasoafitiah3379 2 หลายเดือนก่อน

    Zany ka tena hoe mpanakanto, tiako loatra ilay hira, poa-tsatroka ho anareo mpanakanto🎉

  • @FenoetNasainaRASAMISOA
    @FenoetNasainaRASAMISOA 2 หลายเดือนก่อน

    Tsara loatra,iny Papa e,iny Papa e

  • @nirinasoa9314
    @nirinasoa9314 2 ปีที่แล้ว

    Tiko ery, merci papa

  • @verorazafy3593
    @verorazafy3593 6 ปีที่แล้ว +2

    Mahavaky fo loatra ity hira ity sady mampintomany mihintsy satria tena fiainana ny olona mihintsy io voalaza io. Tsy misy otran'ny mivavaka tokoa 😢😢😥😥😭😭

  • @edmondratsimandresy2767
    @edmondratsimandresy2767 3 หลายเดือนก่อน

    reveko nmintsy eee😊😊😊😊

  • @mamyfredericvictorlauret4575
    @mamyfredericvictorlauret4575 6 ปีที่แล้ว

    Tsara be ny hira nareo sady tsara be aby y anareo tena tiako be mihintsyny ny hira veloma y anao Jean batiste de veloma akoa amin ny namanao🐼❤❤❤❤❤❤💚💚💚💚💜💜💜💜💜💜💙💙💙💙

  • @urbainmichel7013
    @urbainmichel7013 4 ปีที่แล้ว +3

    Manome moral antsika lehilahy hitady zan leretsy e!courage fôan tsik e!

  • @olgamiray8845
    @olgamiray8845 5 ปีที่แล้ว

    Ntsoooo.... misy farany raha jiaby.. Merci Seigneur..tadidinao tsara mama ty hira ty.. anontanio anazy oe ry #claudia zafinikoza .

  • @AlineTompoarilala
    @AlineTompoarilala 7 หลายเดือนก่อน

    Ahatsiaravako an'i dadako, mandriampiadanana dada💔😥

  • @rasoa82
    @rasoa82 3 ปีที่แล้ว

    Hafa ihany ny kalony fahiny mandona fo 2021 tiko fona ❤❤❤❤

  • @natha1438
    @natha1438 8 ปีที่แล้ว +3

    j.ai trop envie de pleurer quand j'écoute cette chanson

    • @thierryrandriarilala631
      @thierryrandriarilala631 4 ปีที่แล้ว

      ny raiko no ao antsaiko foana vao maheno anio aho. tena manganohano

  • @havanarenciot6430
    @havanarenciot6430 7 ปีที่แล้ว +1

    tiako loatra !!! merci beaucoup à mes parents!!

  • @richardratsimandisa7466
    @richardratsimandisa7466 6 ปีที่แล้ว +1

    Ny senatera sy ny mpitondra ve mba mahita tory amzao fahorian'ny gay izao.TSEMBOKA vao mihinana,fa ny sasany kosa dia MITAVANA fotsiny

  • @HJJou-C
    @HJJou-C ปีที่แล้ว

    Izay aho vao tena nihaino ny tonin'ity hira ity, mitantara fitiavan-janaka. Fanajàna ho anareo mpihira sy ny RAD rehetra dia misaotra ny mpizara.

  • @mamyranavoson7399
    @mamyranavoson7399 2 ปีที่แล้ว

    Mahatonga saina tanteraka rehefa mihaino ity hira ity. Sady kanto no milaza ny fiainana iainan'ny ankamaroan'ny malagasy. Mampalahelo koa nefa amin'ny lafiny iray, indrindra eo @ ilay hoe "mitebiteby ery izany hody maina"😔

  • @georginerakotondrafara9888
    @georginerakotondrafara9888 2 ปีที่แล้ว

    Tsara be. Aty allemagne jolay 2022

  • @fanevaraharivelo1234
    @fanevaraharivelo1234 5 ปีที่แล้ว

    Ndriii mampalahelo ana zany hira zany !

  • @andrianarivelogaetan586
    @andrianarivelogaetan586 4 ปีที่แล้ว

    Zany ny hira ry
    #Eugene #Tahina

  • @urbainmichel7013
    @urbainmichel7013 4 ปีที่แล้ว +1

    hiranay tamin'ny mbola kely,satry ihano azy fôana;PROMOTION 2000 ,mlay e

  • @arisandriantenaina
    @arisandriantenaina 9 วันที่ผ่านมา

    tena nihainako tanteraka io hira io ka tsy hadinoko mandrakizay ary lasa tiany zanako be koa

  • @randrianasolosetraharijery713
    @randrianasolosetraharijery713 6 ปีที่แล้ว

    Mampalahelo be ilay hira,ady tokoa ny fianana

  • @fidelemosa4510
    @fidelemosa4510 3 ปีที่แล้ว

    Ankafiziko toa, sady mamiko

  • @RabryRabry
    @RabryRabry ปีที่แล้ว

    1:03 mp 3

  • @clarisserajaonarisoa2989
    @clarisserajaonarisoa2989 6 ปีที่แล้ว

    Ndroiooo
    Te itomany aho

  • @oelinasolo9285
    @oelinasolo9285 6 ปีที่แล้ว

    mandri ampiadanana papa vita soa ny adinao

  • @NevAda-k5o
    @NevAda-k5o 6 หลายเดือนก่อน

  • @olinm3634
    @olinm3634 2 ปีที่แล้ว

    2022 🎧🥰😍

  • @tanjonarabearilala8600
    @tanjonarabearilala8600 4 ปีที่แล้ว

    Ady ny fiainana e!

  • @denisrandriamanantsoa4700
    @denisrandriamanantsoa4700 2 ปีที่แล้ว

    Korazy boy kely

  • @patrickelphinranaivoalinor75
    @patrickelphinranaivoalinor75 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e

  • @chantalrakotonirina6499
    @chantalrakotonirina6499 7 ปีที่แล้ว

    Mapte itomany be le hira

  • @fv3167
    @fv3167 5 ปีที่แล้ว

    Mapatsiaro an'i Bebeanay

  • @zonyhavana4752
    @zonyhavana4752 7 ปีที่แล้ว +1

    mamiko loatra ty hira ty.

  • @benjanirinarajohanesa6054
    @benjanirinarajohanesa6054 8 ปีที่แล้ว

    tiako

  • @hendryaina2790
    @hendryaina2790 8 ปีที่แล้ว

    tsara ilay hira

  • @RabryRabry
    @RabryRabry ปีที่แล้ว

    1:03 mp 3

  • @RabryRabry
    @RabryRabry ปีที่แล้ว

    1:03 mp 3

  • @RabryRabry
    @RabryRabry ปีที่แล้ว

    1:03 mp 3

  • @RabryRabry
    @RabryRabry ปีที่แล้ว

    1:03 mp 3

  • @RabryRabry
    @RabryRabry ปีที่แล้ว

    1:03 mp 3