1- Misy toetra izay naseho tena mamy Izay mambabo sy manintona avy hatrany Saingy toetra namboarina ihany Miovaova araka izay filàny Misy toky sy ireo dina izay nomena Izay nohiraina hoe haharitra ho doria Dia nanao voady tsy mba noterena Saingy niova teny an-dàlana ny fitia Ref: Tsy miova Jesosy hatramin'ny taloha F'izay sitrapony dia tanteraka avokoa Fa tapitr'ohatra ny fahalehibeazany Hiely eran-tany ny voninahiny 2- Misy koa ireoizay miezaka ihany Sy miantehatra amin'ny kely tsy ho tola Te hijoro ho olo-marina hatrany Saingy mbola resin'ny fitiavam-bola fa Bridge: F'izay rehetra nandray Azy No omeny hery Ho tonga zanak'Andriamanitra izy ireny Fa Kristy no velona ao anatiny Mampianatra azy hankatoa ny teniny Hameno azy ny Fanahy Masina Hanova azy mba ho olo-marina Hampianatra ny olona hanova Fa jesoa irery ihany no tsy miova Hampianatra ny olona hanova Fa tsy miova, fa tsy miova
TSARA LOATRA . Dia Faly miarahaba anao Zanabavy Fara, Faly Mirary soa ho anao Rahalahy Vonjy sy ny anhohonanareo mianadahy avy. Tratra izao asaramanitra 2021-2022 . Mampitondra ny fahasalamana avy amin'i JESOSY indrindrndra ho lavitry ny Aretimandringana.
2024 ! Mbola mihaino an’ity hira ity.Amen tsy miova Jesosy
Ho an'andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra.
Amennnn
mamalembelona aim-panahy, maniry ny mba hijery azy ireo an-tsehatra mivantana!
Tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay Jesoa Kristy
Misaotra! mamelona ny fanahy
Amen
Tsy miova Jesosy, AMEN
1- Misy toetra izay naseho tena mamy
Izay mambabo sy manintona avy hatrany
Saingy toetra namboarina ihany
Miovaova araka izay filàny
Misy toky sy ireo dina izay nomena
Izay nohiraina hoe haharitra ho doria
Dia nanao voady tsy mba noterena
Saingy niova teny an-dàlana ny fitia
Ref:
Tsy miova Jesosy hatramin'ny taloha
F'izay sitrapony dia tanteraka avokoa
Fa tapitr'ohatra ny fahalehibeazany
Hiely eran-tany ny voninahiny
2- Misy koa ireoizay miezaka ihany
Sy miantehatra amin'ny kely tsy ho tola
Te hijoro ho olo-marina hatrany
Saingy mbola resin'ny fitiavam-bola fa
Bridge:
F'izay rehetra nandray Azy
No omeny hery
Ho tonga zanak'Andriamanitra izy ireny
Fa Kristy no velona ao anatiny
Mampianatra azy hankatoa ny teniny
Hameno azy ny Fanahy Masina
Hanova azy mba ho olo-marina
Hampianatra ny olona hanova
Fa jesoa irery ihany no tsy miova
Hampianatra ny olona hanova
Fa tsy miova, fa tsy miova
Tena tsy miova Jesosy❤️
tsy miova ny tompo omaly sy anio ary mandrakizay!!!tsara be io hira io
TSARA LOATRA . Dia Faly miarahaba anao Zanabavy Fara, Faly Mirary soa ho anao Rahalahy Vonjy sy ny anhohonanareo mianadahy avy. Tratra izao asaramanitra 2021-2022 . Mampitondra ny fahasalamana avy amin'i JESOSY indrindrndra ho lavitry ny Aretimandringana.
Tsy miova Jesosy ✊🙏
Tsara ♥️♥️♥️
Amen!
Marina loatra! Amen!
🙏
🙏🙏♥️
tsy lefy laza mintsy io hira io, mankasitraka eh
Tapitra ohatra ny fahalehibiazany
tiko B mihintsy, tsy miova jesosy.
❤
Tsy miova JESOSY
Jesoa irery ihany no tsy miova
Tsara ny Tompo e
wiwiwi
Mankasitraka o.
mamelona ny aimpanahy, m6