Te handohalika fona aho isaky ny mihaino ity hira ity, tsara loatra Ianao Tompo, misaotra @talenta sy ny feo omenao mba hiderana Anao toy izao. Hotahian Tompo hatrany Vero sy ny ekipa rehetra.
Mankasitraka indrandra @ hira fa tena mahatorotory mahafeno hosotra ny Tompo toko anie ampitombo ny fahasoavana anao ravavy Vero tahin' ny Tompo ianao sy ny ankohonanao
Wow. You guys are good. Young lady? You do this song justice. Praise God.
Masina amiko ianao TOMPO
Ianao ilay ANDRIAMANITRA tsy toha 😍😍😍
Miankohoka Aminao aho 😘😘 Amen
Ho an Jesosy n dera sy laza ,masina indrindra, 🥰🥰🥰🥰🥰
Te handohalika fona aho isaky ny mihaino ity hira ity, tsara loatra Ianao Tompo, misaotra @talenta sy ny feo omenao mba hiderana Anao toy izao. Hotahian Tompo hatrany Vero sy ny ekipa rehetra.
Mankasitraka indrandra @ hira fa tena mahatorotory mahafeno hosotra ny Tompo toko anie ampitombo ny fahasoavana anao ravavy Vero tahin' ny Tompo ianao sy ny ankohonanao
Mankasitraka fa tena mahafinaritra ny nanaovanareo an'ity hira ity. Tahin'ny Tompo
Misaotra amin fiderana sy ny fandikana amin teny Malagasy! Tahin ny Tompo hatrany ianao sy ny équipe rehetra