Sonda me Senhor! Hira aty Bresil io hira Fiderana io , mankasitraka fa tena tafavoaka tsara no nanaovanareo azy. Deraina ny Tompo ary Voninahitra ho an Andriamanitra hatrany AMEN. Raha mba tonga aty nareo dia hentiko ao Ampiangonana misy ahy fa tena tsara ny haharenesany olona aty ny fitenintsika Malagasy. Voninahitra ho an Andriamanitra hatrany AMEN. AMEN 👍👍👍👍💖💖💖🙏🙏🙏👏👏👏👏👏🙌🙌🙌
Tiako be ilay hira tena misaotra jesosy ee ampiasa ho ahy❤❤❤❤
Mankasitraka indrindra, tena mankatoa isika ❤❤
Sonda me Senhor! Hira aty Bresil io hira Fiderana io , mankasitraka fa tena tafavoaka tsara no nanaovanareo azy. Deraina ny Tompo ary Voninahitra ho an Andriamanitra hatrany AMEN. Raha mba tonga aty nareo dia hentiko ao Ampiangonana misy ahy fa tena tsara ny haharenesany olona aty ny fitenintsika Malagasy. Voninahitra ho an Andriamanitra hatrany AMEN. AMEN 👍👍👍👍💖💖💖🙏🙏🙏👏👏👏👏👏🙌🙌🙌
Alléluia Deraina Ianao Jesosy !!! Ianao toko no manova Olona :) misoatra Jesosy fa raha miasa tokoa Ianao dia tsisy atohitra
Ampiasao (Aina Rafeno ) Jesosy hitodra Fanahy maro ao @ fanjakaNao
Alléluia Je t’adore Jesus 🙏
Ampiasao izy @ alalan talenta izay efa nomenao azy !!! 🥰
Tsara loatra Ianao Jesosy , tsara loatra ny midera Anao … Ianao no mendrika ho deraina @ hira toy izany . Merci Anyah et soit bénie
Tiko foana ianao...surtout Fa lasa évangéliste...Be Blessed MY sister
tena tiko , latsak n ranomasoko ato
Tena ho ampiasainy tokoa ianao araky ny fanirinao, tsy mpanao commentaire amin'ny youtube aho fa te-hisoutenir anao @ izao lalanao izao, hitanao ilay tena làlana :)
Merci Aina, Dieu est bon 🙏
❤ Ampiasao aho hanao ny sitrapoNao...I ❤ U Jesus
Ok that is the right way! Amen aleloia. 🖒
Ovay aho, ampiasao aho...Iraho aho Tompo oh!
Amen!
Misaotra indrindra ❤️
Dieu est bon
Hirao aho Tompo o
Aleloia Ampiasao aho ❤💞
mahakasika fo le tonokira,ampiasao aho Tompo o
Aleloia ! tsara Jesosy
Tahin'i Jesosy indrindra 🙏❤
Merci Ania, demeure Bènis
Amen
AMEN
🙏🏽❣️
tiako loatra,merci
Tsara be mihitsy ilay izy , deraina ny TOMPO
Tsara be
otrany le mahita anyah mihira zany ao
Ho an' Andriamanitra irery ny voninahitra
TENA TIKO LOATRA LAY HIRA.
Tena mety fa tohizo
Bi
Tsara feo loatra ilay mpihira
Samy ho ampiasain'ny Tompo tokoa isika @ fampandrosoana ny fanjakany. Ho azy irery ny voninahitra