Tantara Malagasy - FANGAROM-PIAINANA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 พ.ค. 2024
  • FANGAROM-PIAINANA
    Tantaran'i Radio Don Bosco
    Tantara indray miseho
    Tantara Malagasy
    i Miandra dia isan'ireo zaza tsy niaina tao anatin'ny fahantrana sy ny fiafiana, teo am-pamakiana boky vitsivitsy izy indray andro noho ny efa lehibe, ireo no nisarika ny sainy sy ny fony handinika ny fiainana efa niainany. Rehefa hijanona tsy hamaky ireo boky izy no nisy takelaka hitany latsaka tamin'ny tany, nahitany tononkalo mitondra ny loha-teny hoe "Fangarom-piainana". Io tononkalo io dia mirakitra hevitra hoe ny fiainana dia misy fifaliana, misy fahoriana sy ny toloko...
    I Landy no zandrivavin'i Miandra, namita ny fianarany nandritra ny 4 taona tany Morafeno, izy ireo, mialohan'ny nahafahana Bakalôrea. Tsikaritr'i Miandra fa samy hafa ny rivotra iainana aty Antananarivo sy ny tany Morafeno, indrindra moa ny lafiny ara-pandriam-pahalemana, ohatra amin'ireo ny fakana an-keriny. Voaresaka tany an-dakilasy fianaran'i Landy fa ny malagasy dia mandala ny fihavanana sy nanaja ny aina saingy niova taty aoriana noho ny fandrosoana. Raha sendra hariva avy niasa i Miandra dia nahatsikaritra ra noentin'ny riaka, narahiny ny izay niaviany fa nampiahiahy azy, teo no hitany fa i Randria rainy no novonoin'olona sy nakana taova.
    Mpanoratra : Aina Fi - Rakotofara Odon Fidélis
    Mpilalao : Rakoto, Faly, Synèse, Léa-Manitra, Ony Mihajanirina, Holy
    Nandray feo : Tovo Razanamamonjy
    Mpanatontosa : Holisoa

ความคิดเห็น • 4

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara na dia efa nandeha aza ito tantara ito.

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 หลายเดือนก่อน +3

    Misaotra nizara ee nah favy nandeh tato ❤
    RFM ve efa ts mandef tantara tsony ai hotrany Ngoma zareo avy ambositra zh zegny ❤❤

    • @lalatinatahina8348
      @lalatinatahina8348 หลายเดือนก่อน

      Mbola raikitra manao propagande angamba 😅

  • @rovasoa
    @rovasoa หลายเดือนก่อน

    Misaotra nixara oo😍🇲🇬🙋‍♀️