Nifankatia tamin'ny mpamosavy (INTÉGRAL - Tantara Gasy)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 13 พ.ย. 2020
  • Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci)
    Raha hiaino "Fifanarahana Miafina" lnkfi.re/g5k4kxfu
    "Nifankatia tamin'ny mpamosavy"
    Tany am-pianarana izaho sy i Njaka (izay nanoratra an'ity tantara ity) dia efa nanofy foana ny hanoratra tantara. Nifandraika ny tadin-dokanga ka dia nanofy mafy teny foana fa hoe any aorina any hanao tantara, any aoriana any hanao film sy ny sisa...Ny tena fantatra aloha dia hoe nanana tantara notantaraina foana izahay, na izaho na izy.
    Izany indrindra no tena anton'ity JPU ity mba hamokaranay ny momba an'izany nofinofinay rehetra izany.
    Ity tantara ity izay anisan'ny fiaraha-miasanay voalohany, izy no nanoratra ary izaho no namokatra an'izany tantara izany.
    Raha tinareo ity dia tohano fa hamokatra maro tahakan'izao izahay raha mety tsara izy ity.
    Hafakely ity tantara ity, aleo dokafako kely fa niasa mafy mihintsy izahay nanao azy ity ary dia tao anatin'ny andro maro no nanatontosana azy.
    Noho izany dia tsara raha henoinao amin'ny "écouteur" na "casque" mba ahazo fafiny kokoa ianao mihaino azy. Ny feo rehetra henonao ato anatin'ity dia tena noforonina daholo ny ankamaroany fa tsy hoe nalaina tamin'ny aterineto.
    Manentana anao aho mba hanohana mafy azy ity fa miankina be dia be amin'izany ny tohin'ny "projet" rehetra. Anisan'izany ny "Fifanarahana Miafina" saison 2.
    Izay no ela fa misaotra anao namaky hatramin'ny farany.
    Nanoratra: Njaka Tsilavina
    Nanatontosa: Ramalanjaona Joda
    Nikirakira feo: Rabenarivo Falihery
    Mozika ao anaty tantara: Tojoniaina
    Mpilalao: Tsiky Nomenjanahary, Nathan Raharimandimby, Nana Ralaimanga, Njaka Tsilavina, Radeharimanana Andry Niaina
    Sary poster: RaTsiory - Graphic Designer
    Mozika amin'ny outro:
    ------------------------------
    TeknoAXE - Halloween Chaser
    Téléchargement gratuit :
    Musique proposée par Audio Libre : • Musique Libre de Droit...
    ------------------------------
    ⚠️TSY MAHAZO AVERINA HAMPIDIRA AMIN'NY TH-cam" ⚠️
    ⚠️NE PAS RE-UPLOADER⚠️
    ⚠️DO NOT RE-UPLOAD⚠️
    Pour plus de JPU
    Facebook: / jodapodcast
    Instagram: / tafasiry
    Soundcloud: / user-473049161
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 33

  • @podgasy
    @podgasy  3 ปีที่แล้ว +8

    Hainareo ve ny hitiavako ny olona mpihaino tantara? Tsara fanahy sy mahay mankasitraka be daholo! Misaotra betsaka daholo ho an'ireo
    izay nanoratra sy nankasitraka. Ho an'ireo nihaino koa ary.
    Midira ho Abonnée fa tena maro be ny zavatra tahaka an'io ho avy ato. Tsy andriko mihintsy ny hizarana azy aminareo. Saingy alefantsika
    amin'ny fotoana mampety azy fa mba zavatra mba misy fotony tsara no omena anareo.
    Tantarao amin'ny tapaka sy ny namana.

    • @elodymirill3569
      @elodymirill3569 3 ปีที่แล้ว

      Tena tiako be ity tantara ity miandr tohin 💞💞💞💞.misaotra indrindra tompoko

  • @RemueJany
    @RemueJany 4 วันที่ผ่านมา

    Ôtran hoe miheno tantara vato tsy mihaina mihitsy le tantara

  • @tinaaldama9753
    @tinaaldama9753 3 ปีที่แล้ว +1

    Joda mba manaova tantara mifono mistery otranle fifanarahana miafina indray 😍

    • @podgasy
      @podgasy  3 ปีที่แล้ว

      hihi yo efa ho avy daholo fa aza matahotra...mbola be dia be no ho tantaraina momban'ny Fifanarahana Miafina

  • @ionyrodile4824
    @ionyrodile4824 3 ปีที่แล้ว

    Tiko be le tantara 😍makasitraka ô

  • @cooperboss670
    @cooperboss670 3 ปีที่แล้ว +2

    Merci beaucoup 😌🤗🤗🤗 !!

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 ปีที่แล้ว

    Msaotra anareo nanolotra 🙋‍♀️❤🎧

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara 🙏

  • @rannieclaudia
    @rannieclaudia 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka 😍

  • @marley7278
    @marley7278 3 ปีที่แล้ว +1

    ela be fa aza betatasike hoe itamihintijefoigoije fa tantara

  • @soavinafamatanatsoa7048
    @soavinafamatanatsoa7048 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara

  • @raharijaonahasina267
    @raharijaonahasina267 3 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup , tiako

  • @kwkw5158
    @kwkw5158 3 ปีที่แล้ว

    Merci bcp

  • @ninahnomenjanahary7068
    @ninahnomenjanahary7068 3 ปีที่แล้ว

    Mercii

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup!

  • @tojoherylazz910
    @tojoherylazz910 15 วันที่ผ่านมา

    Tsara ilay votoatin'ny tantara fa ny mpilalao mila manao ezaka kely hampiaina ilay tantara fa tena tsy miaina mihitsy , tsara feo be nareo fa ilay mampiaina tena tsy ao

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ooo

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 3 ปีที่แล้ว +1

    Ts ho fona ny mpanao ratsy rah izao no mitohy .

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup

  • @ceciliengemmapaulette2217
    @ceciliengemmapaulette2217 3 ปีที่แล้ว

    Tsara bée

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni5229 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka

  • @hontyiii7609
    @hontyiii7609 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra tompoko

  • @hanjara7194
    @hanjara7194 3 ปีที่แล้ว

    Ratsy koa lay tantara ka'. Niezaka ihany aho nihaino fa ts vitako hatram farany fa ratsy

  • @laminamariealicerazafindra6294
    @laminamariealicerazafindra6294 3 ปีที่แล้ว

    😅misaotr Nizara e!

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa791 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah9595 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko oo

  • @lalinarkt5368
    @lalinarkt5368 3 ปีที่แล้ว

    Dia efa misaotra sahady e

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว

    Mampihomehy koa ilay tantara ka 😂😂😂

  • @akinamalala5960
    @akinamalala5960 3 ปีที่แล้ว

    Zay le bandy manannihany zai, mba tokoni asehonao keli ny tarehany 😋😅 mahafinaritra foana miheno azi fa de mankasitraka feno oooo. Miandry sahady ny manaraka

    • @podgasy
      @podgasy  3 ปีที่แล้ว +1

      🤣🤣 andraso fa mbola ho avy ny fotoana hisy video manokana momban'izay mihintsy. Aza adino ny mi-s'abonner. Merci o!

  • @chandolandosa1056
    @chandolandosa1056 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko

  • @southji2822
    @southji2822 10 หลายเดือนก่อน

    Lay tantara aloha tokony ho tsara fa ny mpilalao tsy mahazatra ny sofiko ny feonjare