Hira Faneva JMJ MADA 8

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 มี.ค. 2015
  • © 2015 Archidiocèse FIANARANTSOA - All right reserved !!!
    by Diary Jey !
    Tags:
    hira fanevan'ny jmj mada 8
    hira fanevan'ny jmj mada 8
    hira fanevan'ny jmj mada 8
    hira fanevan'ny jmj mada 8
    jmj mada 8
    jmj mada 8
    jmj mada 8
    jmj mada 8
    faneva jmj mada 8
    faneva jmj mada 8
    faneva jmj mada 8
    faneva jmj mada 8
    jmj fianarantsoa
    jmj fianarantsoa
    jmj fianarantsoa
    jmj fianarantsoa
    Hira Faneva JMJ MADA faha 8
    Hira Faneva JMJ MADA faha 8
    Hira Faneva JMJ MADA faha 8
    Hira Faneva JMJ MADA faha 8
  • เพลง

ความคิดเห็น • 23

  • @andrianatoandromyriame9425
    @andrianatoandromyriame9425 9 ปีที่แล้ว +2

    merci am'le hira e! mankasitraka e! Ao fa agny Fianara atsika mihaogna !

  • @bodotianagachen5807
    @bodotianagachen5807 8 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra ny mivavaka, Tena mahatsiaro sambatra ery aho mihaino ny hira faneva, eny fa na dia tsy nanatrika aza dia mahatsiaro fa niaraka taminareo tanora katolika maro. Misaotra ny mpikarakara rehetra zay nahavita nahatotonsa ny JMJ 8.
    Dia ho samy tahin'Andriamanitra daholo isika!

  • @nannyehasinjararandriamana6212
    @nannyehasinjararandriamana6212 7 ปีที่แล้ว +2

    Mahereza hatrany ry Tanora @fanarahan-dia an'i Kristy. Tsara be le hira sy ny toniny. Misaotra indrindra @mpikarakara sy mpamorona

  • @rajaonarivo
    @rajaonarivo 9 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra amin'ny Hira Faneva Mada 8 - Mankasitraka indrindra e

  • @marielouiseefaizy7735
    @marielouiseefaizy7735 6 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra anarô ooohhh..mahereza ab @ finoana

  • @chellamarcelin6760
    @chellamarcelin6760 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsarabe le hira

  • @laingoniainanirinanancyraz9413
    @laingoniainanirinanancyraz9413 3 ปีที่แล้ว

    Mamiko loatra ity hira ity❤️❤️

  • @nicoleymuldarazanadraozy2958
    @nicoleymuldarazanadraozy2958 9 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be lay hira fa misaotra eeee

  • @setrarado6274
    @setrarado6274 9 ปีที่แล้ว +1

    sarotra ny lalana hiantsoanao anay

  • @soaemilie1500
    @soaemilie1500 9 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ,misaotra e!

  • @laingoniainanirinanancyraz9413
    @laingoniainanirinanancyraz9413 2 ปีที่แล้ว

    Mamiko loatra ❤️😍❤️😍

  • @sylviemariesymonia315
    @sylviemariesymonia315 6 ปีที่แล้ว +1

    Misaotree

  • @mayagasy7711
    @mayagasy7711 6 ปีที่แล้ว +1

    ahatsiarovako manokana an'i P .aumonier VTD toamasina. te hody mafy eky za zany e

  • @andreamanantsoa4338
    @andreamanantsoa4338 9 ปีที่แล้ว +3

    Isaorana daholo ianareo zay nanatontosa

  • @juliecharlinehelinirina6209
    @juliecharlinehelinirina6209 9 ปีที่แล้ว +2

    Tongavasoa ry tanora katolika fa vonona izahay handray anareo.

  • @decopertinorakotonirina3039
    @decopertinorakotonirina3039 9 ปีที่แล้ว +1

    mahafinaritra be

  • @volahasinatahinarachelle5718
    @volahasinatahinarachelle5718 9 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ilay hira, iza no mpamorona?

  • @claraferena8337
    @claraferena8337 5 ปีที่แล้ว

    mbola mangataka isi jiabi hotratrin JMJ mada 10 agni tana no anovagnaze

  • @sylviemariesymonia315
    @sylviemariesymonia315 6 ปีที่แล้ว

    Sambatra tokoa mo,miaraka @_tompo,,de sambatra ary koa miaino an'le hira faneva na dia aty antan'olo aty fa ts adino ny finoana ay,,,aty kowait, mankasitraka ee

  • @decopertinorakotonirina3039
    @decopertinorakotonirina3039 9 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra fa mahafinaritra le hira natolotr'areo ; ary mirary ny hatongavany jmj Mada 8 zany tsika rehetra !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @decopertinorakotonirina3039
    @decopertinorakotonirina3039 9 ปีที่แล้ว +1

    ok