Hira Faneva Olontsambatra Ramose Lucien Botovasoa
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2025
- Hira Faneva Olontsambatra Ramose Lucien Botovasoa
Olontsambatra Ramose Lucien Botovasoa, maritirin'ny finoana, mivavaha ho anay.
Hatao ny 15 Aprily 2018 ao Vohipeno, Madagasikara, ny fanambarana ampahabemaso ny maha Olontsambatra an'i Ramose Lucien Botovasoa.
Raha liana te ahafantatra ny momba ny fiainany araho ny Page facebook ofisialy: Olontsambatra Ramose Lucien Botovasoa.
Misaotra Anao aho Ray ô,nanome anay an'ny Ramose Lucien Botovasoa olo-tsambatra,nanome ohatra tsara ho anay ary ho mpanalalana anay Aminao Ray ô.Misaotra,mankatelina Tompo
Merci Dieu ary enganie ho taratra hoanay ny ampahany ny fiainany mamindrà fo @nay na dia mpanota az izahay fa maniry te-hakatahak'azy ts hiemotro @finoana surtout @maha-catholic zahay:AMEN 🤷♀️
Fahasambarana avy amin'Andriamanitra. Isaorana n'y Anarany masina♥╣[-_-]╠♥
Great singing! Pray for us all.
mivavaha ho Anay panota
Misaotra anao 'zahay ry Tompo ! Ho tongasoa anie ny fanandratan'azy ho Olomasina ! Samia mivavaka... samia mangataka..."Izay mangataka no hahazo" ! Hitombo hatrany NY TENA FANJAKAN'ANDRIAMANITRA AO MADAGASIKARA AO !
misotra Andriamanitra enganie tafatsangana olomasina ka ano Lucien Botovasoa
Thank you so much and pray for us Ramose Lucien Botovasoa.
Misaotra e!!! Dieu merci!!!
Mivavaha ho anay
mivavaha ho anay !
Mivavaha ho anay Ramose Lucien Botovosoa
mapamokatra ny finoana ny martiry
Ny ràn'ireo Martiry dia zezika mampamokatra ny Finoana
Misaotra e
Misaotsa liaka