Zaho Mino Kerobima Morondava

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ส.ค. 2009
  • เพลง

ความคิดเห็น • 87

  • @zafiarisoaorietty1972
    @zafiarisoaorietty1972 8 ปีที่แล้ว +5

    tena tsara be les hira minoa ny tompo fa izy ny mitantana atsika aminy zavatra rehetra atatsika amen

  • @felixrakotonirina4413
    @felixrakotonirina4413 8 ปีที่แล้ว +7

    Tsara be sady mampientam-po. Zaho mino!!!!

  • @felixrakotonirina4413
    @felixrakotonirina4413 8 ปีที่แล้ว +6

    Ok Kerobima Morondava!! Mahereza midera ny Tompontsika

  • @billyjaojao4176
    @billyjaojao4176 9 ปีที่แล้ว +5

    VOCA Christian ( Mickey)
    Tena tsara zaho mino, ary minoa fa ho voavonjy , merci pour les chorales.

  • @leonahleonah4242
    @leonahleonah4242 8 ปีที่แล้ว +5

    Vive l chorale, j aime bcp, zaho Mino

  • @liliamarlenyzavaletamires8039
    @liliamarlenyzavaletamires8039 2 ปีที่แล้ว +3

    Yo creo en ti señor

  • @laureenp.p2021
    @laureenp.p2021 4 ปีที่แล้ว +2

    Pouce vert👍 en 2020

  • @MrHenintsoa
    @MrHenintsoa 8 ปีที่แล้ว +2

    zaho mino an'i Kristy .Telo fa Iray!!

  • @lucasjuliusraharintsoa5191
    @lucasjuliusraharintsoa5191 8 ปีที่แล้ว +7

    Tsara dia tsara fa mampientanentana tsara

  • @vavizyhonorine3996
    @vavizyhonorine3996 7 ปีที่แล้ว +4

    J'adore, merci beaucoup

  • @billyjaojao4176
    @billyjaojao4176 9 ปีที่แล้ว +6

    Félicitations chorale de morondava

  • @qw7sava69
    @qw7sava69 7 ปีที่แล้ว +3

    mino anao zahaey zagnahary ôôô

  • @etheveeric3906
    @etheveeric3906 8 ปีที่แล้ว +5

    afapo zaho am le hira fa misaotsy eee

  • @angelinemboty412
    @angelinemboty412 10 ปีที่แล้ว +8

    Mampitehody hiranareo atsaraovaka tanora sy choral ecar st joseph antalaha sady mahay mihira be anareo tiko mihaino hiranareo misaotra

    • @mimiboo501
      @mimiboo501 10 ปีที่แล้ว +2

      pareil, ça me rappelle trop Antalaha. Je ne savais pas que la paroisse s'appelait st Joseph

    • @rakomandimbyrivoarilalageo8642
      @rakomandimbyrivoarilalageo8642 6 ปีที่แล้ว

      Miandry anw zahay e,

  • @ramihaingonirinaanicette6700
    @ramihaingonirinaanicette6700 5 ปีที่แล้ว +2

    zaho mino an ilay zagnahary eee!tsara be

  • @nainseenainsee441
    @nainseenainsee441 6 ปีที่แล้ว +1

    tena tiako lay hira merci are ngoma papako Eky zah zeny ai

  • @electroshop2529
    @electroshop2529 8 ปีที่แล้ว +4

    hiran'I Nombana❤❤❤

  • @ztraxtra2930
    @ztraxtra2930 7 ปีที่แล้ว +7

    Antsarovako tanora ecar Ambodimanga eky hira tii

  • @pollyallyaa1160
    @pollyallyaa1160 ปีที่แล้ว

    zaho mino anao zanahary

  • @samaritain16
    @samaritain16 9 ปีที่แล้ว +6

    Credo à la malgache, tena ao tsara e !

  • @fanjaraherimanana7037
    @fanjaraherimanana7037 10 ปีที่แล้ว +6

    tsara be le hira fa misaotra e!!!!

  • @arianelrt9452
    @arianelrt9452 8 ปีที่แล้ว +5

    tsara loatra, mankasitraka!

  • @angelinasaidahrasoarinirin5081
    @angelinasaidahrasoarinirin5081 6 ปีที่แล้ว

    Zaho koa mino,amen

  • @jullykhanjully2198
    @jullykhanjully2198 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @bobramanamiravaka2877
    @bobramanamiravaka2877 8 ปีที่แล้ว +8

    Mahafinaritra ny fitoriana ny evanjely an-kira .

  • @user-pw2os8kp5u
    @user-pw2os8kp5u 5 ปีที่แล้ว +1

    Tiko be , tena tsara misaotra anareo mahay mihina nareo

  • @jossiamakua7911
    @jossiamakua7911 2 ปีที่แล้ว

    Tiako ai 😍❤️

  • @oliviarahelinoro8183
    @oliviarahelinoro8183 7 ปีที่แล้ว +8

    Tiako è ... hatsaraovako tanora promotion ECAR Antsahamanara-Ampanefena

  • @evatsaravao6989
    @evatsaravao6989 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra ee

  • @saintiaornella1957
    @saintiaornella1957 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra eee fa tsara mihaino hira ai,, ary mahaty hody zah amay aii mihaino hira ty aiii

  • @jaotahiana2426
    @jaotahiana2426 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara! tena tsara

  • @mandaniainarazanajatovo4552
    @mandaniainarazanajatovo4552 2 ปีที่แล้ว

    Siora mitsy e

  • @rovamampiononanalih1176
    @rovamampiononanalih1176 3 ปีที่แล้ว +1

    Tiko ,

  • @ravelonoromarieangel1508
    @ravelonoromarieangel1508 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka o

  • @georgetterazafinirina7102
    @georgetterazafinirina7102 6 ปีที่แล้ว

    Mino anao tanteraka aho ,ary ny fianako manontolo miankina aminao

  • @cvbnfrty4929
    @cvbnfrty4929 2 ปีที่แล้ว

    03 2022 mbl mihaino mankafy mankasitraka

  • @madacasakww1606
    @madacasakww1606 7 ปีที่แล้ว +3

    atsarovako tanora ambodimanga zalahe

  • @poudjah4789
    @poudjah4789 5 ปีที่แล้ว +1

    tieko ❤😍

  • @eudoxiedoxie611
    @eudoxiedoxie611 3 ปีที่แล้ว

    Bravo encore et encore

  • @johndede9310
    @johndede9310 8 ปีที่แล้ว +3

    makasitraka de miandry ny manaraka ko

  • @user-jg9vj7zd8e
    @user-jg9vj7zd8e ปีที่แล้ว

    tiko loatra sady souvenir be teo amin'ny fiainako

  • @rosieleslie7625
    @rosieleslie7625 8 ปีที่แล้ว +5

    tiako be le hira merci à vous

    • @valaivoursula6167
      @valaivoursula6167 3 ปีที่แล้ว

      86iw69h27uyd655483663681962t88z796h7k7d496979lsf792565480361803978597ykh6p97995257694

  • @alphonsedeliguoriandrianon6606
    @alphonsedeliguoriandrianon6606 7 ปีที่แล้ว +3

    mankasitrak ee tsarab le hira

  • @mersilakuwait1942
    @mersilakuwait1942 5 ปีที่แล้ว

    Tiako ay
    Misaotra betsaka 🙏🙏🙏🙏

  • @aminalina6555
    @aminalina6555 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e! tena mifinaritra be mihaino azy aty antany lavitra aty sady mamelombelona ny finoana e.

  • @rozinah6363
    @rozinah6363 5 ปีที่แล้ว +2

    😍❤❤😰

  • @madacasakww1606
    @madacasakww1606 7 ปีที่แล้ว

    j, adore mer6 bau coup

  • @marysemarco2784
    @marysemarco2784 7 ปีที่แล้ว +3

    mafinaritra ny midera an'Andriamanitra mirary soa ho anareo

  • @mayagasy7711
    @mayagasy7711 5 ปีที่แล้ว +1

    ahatsiarovako premier comunion ko 2013

  • @jeanbrunorakotomalala2933
    @jeanbrunorakotomalala2933 ปีที่แล้ว

    Ny Voninahitra Ho an Andriamanitra irery ihany

  • @hasinapageaud5911
    @hasinapageaud5911 4 ปีที่แล้ว

    Tiako be ilay hira .
    Mba hira gasy hainery zanako satria firaiko matetika ka hainjare .

  • @chantalbehasina5044
    @chantalbehasina5044 6 ปีที่แล้ว +1

    tiako sady hainy ramoseko sy zanako mihira azy .atsarovako any ambanivolonay andapa .

  • @eulalienoeliarisoa1900
    @eulalienoeliarisoa1900 2 ปีที่แล้ว

    Mampivavaka be lay hira

  • @user-pw2os8kp5u
    @user-pw2os8kp5u 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra tena mahay tsara nareo tohizo

  • @londonluxeszanakaandroylux6614
    @londonluxeszanakaandroylux6614 3 ปีที่แล้ว

    Misaotse🙏🙏

  • @erbeyerbey3764
    @erbeyerbey3764 6 ปีที่แล้ว

    misaotreee mafinaritreee

  • @lalahfabrila5718
    @lalahfabrila5718 6 ปีที่แล้ว

    tena tsara be le hira eee ary tena ankafoziko koa atrizay ka atraminy zao sady misaotra betsaka koa eee

  • @mersilakuwait1942
    @mersilakuwait1942 5 ปีที่แล้ว

    Katolika mandrakizay 🙏🙏

  • @rindraralaiharo4908
    @rindraralaiharo4908 4 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra ahatsiarovako Ekar Fanahy Masina Analamahitsy (TANA)

  • @melevolasoa5960
    @melevolasoa5960 9 ปีที่แล้ว +4

    Tsara mihaino azy misotreee

  • @sanelamarie2414
    @sanelamarie2414 5 ปีที่แล้ว

    🙏🙏🙏🙏

  • @rakomandimbyrivoarilalageo8642
    @rakomandimbyrivoarilalageo8642 6 ปีที่แล้ว

    Tsara be, mety 've raha mba alefa amin ny internet daolo ny irantsika katolik

  • @thierryrjtj
    @thierryrjtj 9 ปีที่แล้ว +4

    misaotr e

  • @lhjj8756
    @lhjj8756 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa tsara

  • @mariesoulbrianah3028
    @mariesoulbrianah3028 3 ปีที่แล้ว

    😍😍❤️❤️❤️❤️💕💕🙏🙏🙏🙏🇲🇬🇲🇬

  • @melyvolasoa808
    @melyvolasoa808 5 ปีที่แล้ว

    Zaha mino ano zanahary mamindrafo @nay sy @izao tontolo izao kristy

  • @safidyrasolofomanana5713
    @safidyrasolofomanana5713 5 ปีที่แล้ว

    TSARA BE LAI HIRA ee!!ok

  • @fredkeli5086
    @fredkeli5086 6 ปีที่แล้ว +1

    Misatra re tena mahay mihiar nareo mankasitraka re tompoko

  • @victordanina1400
    @victordanina1400 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo chorale fa malaza be le hira, soa no sady mahasoa

  • @maickeljacks5673
    @maickeljacks5673 6 ปีที่แล้ว

    mafinaritra eee

  • @gsfufgdgtsf6745
    @gsfufgdgtsf6745 6 ปีที่แล้ว

    atsarovako tanora nay Ampanefena eky hira ty ay

  • @Nicknathacha
    @Nicknathacha 5 ปีที่แล้ว

    Atsiarovako mivavaka sabotsy hariva eny ambohipo @ ACUT

  • @zafiarisoaorietty1972
    @zafiarisoaorietty1972 8 ปีที่แล้ว +5

    tena tsara be les hira minoa ny tompo fa izy ny mitantana atsika aminy zavatra rehetra atatsika amen

  • @ztraxtra2930
    @ztraxtra2930 7 ปีที่แล้ว +4

    Antsarovako tanora ecar Ambodimanga eky hira tii

  • @chanjiprazafiarimanana1647
    @chanjiprazafiarimanana1647 5 ปีที่แล้ว +1

    HAF AVAO KEROBIME

  • @chantalbehasina5044
    @chantalbehasina5044 6 ปีที่แล้ว +1

    tiako sady hainy ramoseko sy zanako mihira azy .atsarovako any ambanivolonay andapa .

  • @rakomandimbyrivoarilalageo8642
    @rakomandimbyrivoarilalageo8642 6 ปีที่แล้ว

    Tsara be, mety 've raha mba alefa amin ny internet daolo ny irantsika katolik