Mila Fanasitranana LES ADELINES

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 28

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara Tokoa,Ny Fanabeazana Misaotra
    Ho Fintinina Izany Dia NY FAHAMARINANA Ihany

  • @anugrah3547
    @anugrah3547 9 ปีที่แล้ว +3

    Glory be to God Jesus Christ!May He always bless this group!Amen!

  • @craie2480
    @craie2480 7 ปีที่แล้ว +1

    Avia JESOSY MALALAKO zany, faingana anasitrana , Amen

  • @andryraholiaridera1014
    @andryraholiaridera1014 4 ปีที่แล้ว

    covid-19, mila fanasitranana ...

  • @raphaelnjaraniaina8767
    @raphaelnjaraniaina8767 8 ปีที่แล้ว +1

    Très belle, tena mahafinaritra, tena mitovy be daholo ry zareo.

  • @AliMOHAMED-lz8ki
    @AliMOHAMED-lz8ki 8 ปีที่แล้ว

    Rj Sahondra izany mihitsy jesosy malala ô amen

  • @mirantorindrarinala9523
    @mirantorindrarinala9523 9 ปีที่แล้ว +1

    tsara b..merci bcp

  • @teletrottoir5751
    @teletrottoir5751 3 ปีที่แล้ว

    Tsara

  • @radoniainaravelomanantsoa8912
    @radoniainaravelomanantsoa8912 5 ปีที่แล้ว

    Ary aiza daholo ary ny Yaoo les Adelines tamzan :) :)

  • @nirinamercirakotoasimbola2290
    @nirinamercirakotoasimbola2290 4 ปีที่แล้ว

    Tiko loatra !

  • @miangolaspeyer1813
    @miangolaspeyer1813 4 ปีที่แล้ว

    mankasitraka.

  • @jocelynnaritiana6896
    @jocelynnaritiana6896  7 ปีที่แล้ว +1

    Tsy afaka mamoaka video miôtra an'io iray io mikasika ny Concert Lezadelines fa santionany ihany no misy.

  • @mariamar6160
    @mariamar6160 8 ปีที่แล้ว

    tiko be. io hira io ,sady Natsiarovako an i maman sarobidy sy ny maman anahako t@ nampinamana azy ireo t@ fahavelon izi roa vavy mpinamana be sady samy efa tsy ety an -tany itsony izy roa vavy fa samy efa nantson Ray nody any aminy ,
    toizo fa tsara ry izy Telo mianadahy Ny Tompo anie anome Hery tanjaka hoan areo ,mandrosoa atrany fa aza miemotra itsony .

  • @anjasoanotiavina3564
    @anjasoanotiavina3564 8 ปีที่แล้ว

    Tsara be!
    mankahery anareo tarika les Adelines.
    Mahereza fa tsy very maina ny fikelezanareo aina .
    Tahin'ny TOMPO e!

  • @haingomampionona3604
    @haingomampionona3604 8 ปีที่แล้ว

    waoouuhh tsar be le izy r'reto aahh
    tiku be les adeline

  • @rijamaminiainarajaonarisoa4642
    @rijamaminiainarajaonarisoa4642 9 ปีที่แล้ว +5

    Mampahery anareo telo mianadahy...dia tohizo fa efa natomboka

  • @adrienneramampizndrarisoa5885
    @adrienneramampizndrarisoa5885 7 ปีที่แล้ว

    mampahatsiaro ny tao antsahamanitra ,rovina ndray misy les Adeline ao

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 7 ปีที่แล้ว +1

    Mila fanasitranana tokoa izao tontolo.
    Fanafody azo antoka: VAVAKA MAFANA.

  • @jocelynnaritiana6896
    @jocelynnaritiana6896  9 ปีที่แล้ว +2

    Santionany tamin'ny Seho Nahafinaritra Be nataon'nt Tarika ny 12 Septambra teo!

  • @christianfrankericmamihara21
    @christianfrankericmamihara21 7 ปีที่แล้ว

    AN JESOSY NY HERY

  • @haingomampiononarakotomala4580
    @haingomampiononarakotomala4580 8 ปีที่แล้ว

    tsara e!

  • @nanou13able
    @nanou13able 9 ปีที่แล้ว +1

    tsy misy santionany hafa nga ? tsara be na ny image na ny son nefa en live

  • @salomonlydieprisca692
    @salomonlydieprisca692 7 ปีที่แล้ว

    kay v nisy anzao e...tena taraiky b za😂
    mankasitraka anareo 3 dahy .. anisan hira nankafiziko tamin mbola kely zany ka hatramin zao.

  • @wiral4109
    @wiral4109 2 ปีที่แล้ว

    O