ไม่สามารถเล่นวิดีโอนี้
ขออภัยในความไม่สะดวก

JAWS BAND LIVE SESSION

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 พ.ค. 2021
  • Romana 8:37
    "Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika".

ความคิดเห็น • 20

  • @luciamisaandrianasolo340
    @luciamisaandrianasolo340 4 หลายเดือนก่อน

    HEIA...ASIO JAWS BAND, SOA BIBY JÉHOVAH RAY INE.... MAHAFINARITRA MAHAFINARITRA BE DAHOLO NAREO.

  • @professeurmialyrazanakolon8245
    @professeurmialyrazanakolon8245 2 ปีที่แล้ว +1

    TOHIZO FA TENA TSARA NY FIDERANA ATAONAREO.TENA HITA SY RE NY VONINAHITRY NY TOMPONTSIKA.❤️❤️❤️❤️ TSARA JEHOVAH.HO AVY NY TOMPO TSARA NY MIOMANA DIENY IZAO KA HATRAMIN NY FARANY. AMEN .AMEN.
    PR MIALY
    ❤️❤️❤️

  • @andorazanamorasoa5478
    @andorazanamorasoa5478 3 ปีที่แล้ว +2

    Les paroles des chansons, vos look, vos voix!!! Au top !!!!

  • @JCoder-pl9qi
    @JCoder-pl9qi 3 ปีที่แล้ว +2

    Cool.. Merci! -(au musicien aussi je vous adore les gars)

  • @helitianarasoavelonanahary1945
    @helitianarasoavelonanahary1945 2 ปีที่แล้ว

    Tamn mariage le 14 aout 2021ny nahitako anareo voalohany, top a l'eglise, top tany amn espace Andrinirina, tsara loatra, mampisy hainam panahy b, tsara ny Tompo.Soyez bénis..
    Mankasitra an ilay Andriamanitra Andriananahary ny zavatra rehetra.
    Misaotra ny groupe mampita ny hafatra masina..🙏🙏

  • @rojocec3515
    @rojocec3515 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara!! merci!! je vous adores!!!

  • @AlainCovers
    @AlainCovers 2 ปีที่แล้ว

    le meilleur groupe gospel 2021

  • @isaiaitf7764
    @isaiaitf7764 3 ปีที่แล้ว +3

    TENA tsara RAHA @ androny fahatanorana no manompo an ANDRIAMANITRA TOHIZO FA TSARA RY ZAREO A !

  • @Dhkdlfj
    @Dhkdlfj ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e 🥰🥰

  • @fanirynomenaraveloson4523
    @fanirynomenaraveloson4523 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka fa tena tsara e ! I Jao moa dia efa tao amin'ny TGC no hita hoe henjana ! Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany ! izaho maka anareo foana e !

  • @misoumisou8453
    @misoumisou8453 2 ปีที่แล้ว

    Wow Mafinaritra tsara Misaotra Andriamanitra ❤️

  • @hantarabary2570
    @hantarabary2570 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka o!tsara b lay pozinareo

  • @helitianarasoavelonanahary1945
    @helitianarasoavelonanahary1945 2 ปีที่แล้ว

    Tsara b ny saxophone👍

  • @AlainCovers
    @AlainCovers 2 ปีที่แล้ว

    IO ILAY TELEPHONE ani Johan eh milay

  • @ikotojaona3702
    @ikotojaona3702 2 ปีที่แล้ว

  • @aristidtheo5784
    @aristidtheo5784 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra be Zanahary! De nareo voatoraka voninkazo

    • @racheljozia868
      @racheljozia868 2 ปีที่แล้ว

      Mamohafoha gne fagnahy mitady hatory gne hira sy gne fihetsiky ataonareo, da misaotry gn'am'izay
      Tsara gne midera an'i Jéhovah !
      Tohizo fa tsara 👏👏👏👏

  • @lhfa1468
    @lhfa1468 2 ปีที่แล้ว +1

    Aiza kay ny fiangonana misy anareo azafady? Merci

  • @lucashaniel8944
    @lucashaniel8944 2 ปีที่แล้ว

    iza nenaran'le sipa kely misolomaso manao costume rose io?

  • @tsiandramananajerrylalaina4851
    @tsiandramananajerrylalaina4851 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara f aona b ho masina Tompoko midera aoka tsy itafy fitafiny lehilahy ny vavy tokony ho lasa lavitra nareo