Resaka RACISME ve ny anao fa toa miverina in-2 mitsy ianao juste hanoratra commentaire négatif resaka hira ! Juste hilaza ny haratsian-dohanao no anaovanao commentaire @ hiran'olona tsy aleo ve tonga dia mihaino hira hafa... Misy aman'hetsiny ny hira ety @ youtube, tsy tiana ny hira iray na ny mpihira iray dia dinganina fotsiny dia ze hira tiana sy mpihira tiana no jerevana.
Tsara le hira fa le sipa koa tena mandona be a!😍😆
woaw tiko be tena tiko❤
Ahatsiarovako ny taona 2001, raiki-pitia fa sarokenatra.
2022 mbola mankafy
Nankafizoko be ty hira ty tamizany,tsara fona!!
tokony ho tsara fa tsy ampy ezaka
Resaka RACISME ve ny anao fa toa miverina in-2 mitsy ianao juste hanoratra commentaire négatif resaka hira ! Juste hilaza ny haratsian-dohanao no anaovanao commentaire @ hiran'olona tsy aleo ve tonga dia mihaino hira hafa... Misy aman'hetsiny ny hira ety @ youtube, tsy tiana ny hira iray na ny mpihira iray dia dinganina fotsiny dia ze hira tiana sy mpihira tiana no jerevana.
Aoka fotsiny e
tsara le hira fa somary amboarina kely le feo fa tsy ao tsara
tsara ilay hira
Ratsy be le feo aloha de
Mba mihirà koa jerevana ééé !!! Hira tsara zany tsitako mitsy ze olana @ io fa ny haratsian-toetranao no efa gravy !!!