kamary raiki pitia

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ก.ย. 2016
  • เพลง

ความคิดเห็น • 193

  • @RinaHanitrasoaANDRIAMAMONJISOA
    @RinaHanitrasoaANDRIAMAMONJISOA 2 หลายเดือนก่อน +6

    2024 zao fa tena tiako foana ilay hira! ❤❤❤❤

  • @chelantokindrainy1813
    @chelantokindrainy1813 4 ปีที่แล้ว +5

    2020, mbola tsy mankaleo, merci Kamary!! Bandin'ny tanana!!! Sur sur

  • @razafindrakotoravo2947
    @razafindrakotoravo2947 ปีที่แล้ว +5

    Raha ho avy lay andro tsy maintsy hamoizana anao
    Tsy ho hay intsony raha hiova fitia vaovao
    Dia hametsovetso aho ireo tantarantsika taloha
    Tsy ho zaka angamba f'aleo sanatriavina aloha
    Ireo adiady, filan-kisa kely fanao
    Mahagaga fa vao mainka tsy ahafoizana anao
    Mifandongilongy sy mifamolaka avy etsy sy eroa
    Toa zary midongy, tsy laitra fa samy entim-po
    Ka ho aiza indray, tsy manan-tsafidy aho ho'aho
    Aza ampahoriana
    Mba ho aiza indray ary aho
    Tsy tia olon-kafa aho fa ianao no tiana
    Fa raha sanatria ho tanteraka izany
    Avelao re ny foko hitampify eny ihany fa
    Tsy mahasaraka anao aho fa raiki-pitia
    Hanaraka anao aho satria mbola tia
    Mirediredy fa tia, tena tia mafy anao
    Tsy hay nafenina intsony ilay tsiambararoa
    Lay mba niafina kely tao am-poko tao
    No fitiavako anao niloatra am-po
    Ka ho aiza indray, tsy manan-tsafidy ho'aho
    Aza ampahoriana
    Mba ho aiza indray ary aho
    Tsy tia olon-kafa aho fa ianao no tiana
    Fa raha sanatria ho tanteraka izany
    Avelao re ny foko hitampify eny ihany fa
    Tsy mahasaraka anao aho fa raiki-pitia
    Hanaraka anao aho satria mbola tia (x2)

  • @itsmykael
    @itsmykael 4 ปีที่แล้ว +1

    sendra hitako eto i kamary dia mampahatsiaro ny fiaraha monina taloha (mpiray tanàna tao bira, nipetraka ambony ambany ). mana talenta nareo ry kamary a.

  • @narindrarandriamananjara544
    @narindrarandriamananjara544 ปีที่แล้ว +1

    Mbola miondana foana e!! Merci Kamary

  • @hanahrandria986
    @hanahrandria986 หลายเดือนก่อน +2

    Juin 2024 ❣

  • @narisoamariorandriariniain6149
    @narisoamariorandriariniain6149 5 ปีที่แล้ว +12

    Tsy mahasaraka anao aho fa raiki-pitia
    2019????

    • @grosmirana673
      @grosmirana673 3 ปีที่แล้ว

      Tiko foana atramzao 2021

  • @tojonirinarandriamanantoan497
    @tojonirinarandriamanantoan497 3 ปีที่แล้ว +6

    2021 Mbola ao tsara😍😍😍😍

  • @Tojorafalimanana
    @Tojorafalimanana 4 ปีที่แล้ว +6

    mbola misy miaino ve amzao 2020 zao!tsara ny hira fahiny

  • @user-sg8tr7ti2r
    @user-sg8tr7ti2r 11 หลายเดือนก่อน +1

    Mbola tena ankafiziko tsar ko an ❤❤❤❤

  • @farahantanirina7347
    @farahantanirina7347 7 ปีที่แล้ว +7

    nnnddddrrrrryyyy aatsiarovako an Antsirabe io hira io e...merci Kamary

  • @annahandria5112
    @annahandria5112 7 ปีที่แล้ว +3

    tena.ef ela nitadiavak ty hira ty.. vaky ny fo😥😥
    tiako loatra ty hira ty❤️ manome fanantenana bdb ❤️
    vivement ce jour iain anzani❤️

  • @elinahtasminah1021
    @elinahtasminah1021 5 ปีที่แล้ว +3

    Tsarabe na ef 2019 aza zao💕💕💕💕💕💕💕💖💖💗💗💗💟

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +2

    Embona. Dongidongy. Tsy mampahory. Tsy Tia olon-kafa. Hanaraka satria Tia. Mirediredy, mitapitapy. :-)

  • @jakartabolita6026
    @jakartabolita6026 11 หลายเดือนก่อน +2

    Kanto dia kanto na ny feo na ny toniny
    Mbola eto ihany 2023
    TM

  • @angelahandoniaina2984
    @angelahandoniaina2984 4 ปีที่แล้ว +4

    2020 mbola mankafý hatrany
    Hafa ihany ny hira fahiny❤❤❤😍😍😍

  • @valisoarandria1386
    @valisoarandria1386 27 วันที่ผ่านมา

    Tsy mahasaraka anao aho fa raiki-pitia🥰

  • @razafindrakotomurielle3986
    @razafindrakotomurielle3986 5 ปีที่แล้ว +39

    Mbola misy mihaina amzao 2019 zao ve? Tiako foana

  • @telecom-pc1dk
    @telecom-pc1dk ปีที่แล้ว +1

    Ef2023 mbola ts afaka andoha n fahatsiarovana talouh
    Merci kamary

  • @ratiarijaonamoelisoamalala7890
    @ratiarijaonamoelisoamalala7890 3 หลายเดือนก่อน +1

    2024❤❤❤

  • @reyph742
    @reyph742 5 ปีที่แล้ว +3

    TENA MIALY BE LE FEON NY GITARA ! NY VAZO KOA TORAK IZANY ! !!

  • @rantonasoavinaraoelson9503
    @rantonasoavinaraoelson9503 3 ปีที่แล้ว +2

    2021 mbola mihaino

  • @directiondesoperationsdese746
    @directiondesoperationsdese746 5 ปีที่แล้ว +1

    de ahoana letsy RABRI E ! Mbola eny Mandaniresaka ve ialahy ê. Namana eny Ambohimena ihany leitsy ê. Tahian' Andriamanitra ê !

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Tena Tia! Tsy mahasaraka satria raiki-pitia :-)

  • @nestorndrevary7814
    @nestorndrevary7814 4 ปีที่แล้ว +1

    Jolay 2020, tena mbola ankafiziko foana....

  • @princyrakotoarimanana9248
    @princyrakotoarimanana9248 4 ปีที่แล้ว +1

    2019 .. tena ankafiziko be ityh hira ityh... indrindra rehefa manao karaoke eee

  • @NorosoaAndri-vk2ib
    @NorosoaAndri-vk2ib 5 หลายเดือนก่อน +1

    2024😍😍

  • @echangemoney2929
    @echangemoney2929 2 ปีที่แล้ว +2

    Trop beaux

  • @chelantokindrainy1813
    @chelantokindrainy1813 3 ปีที่แล้ว +1

    Octobre 2020, tsy mankaleo mintsy ty hira ty, tiko loatra!!!

  • @sarahralaiarisoa
    @sarahralaiarisoa ปีที่แล้ว +2

    2023, mbola eto

  • @FrancescaRakotozanany-nq8vw
    @FrancescaRakotozanany-nq8vw 25 วันที่ผ่านมา

    Tena tsara le hira❤

  • @heriniainaheriniaina6375
    @heriniainaheriniaina6375 6 ปีที่แล้ว +9

    Ohatra ny hoe tena efa lehibe ny tena ,rehefa mihaino itony ,hira ahatsiarovana ny fahazazana itony,kamary§§§§ Mahafinaritra,2018

  • @shenahrabahaja6479
    @shenahrabahaja6479 7 ปีที่แล้ว +1

    tiako loatra !!! 😘😘😘😘😘💓

  • @tsilahmamy7138
    @tsilahmamy7138 4 ปีที่แล้ว +4

    2019 zao a iza aivy no ato like fotsiny

  • @mikantorakotobe1229
    @mikantorakotobe1229 ปีที่แล้ว +2

    Tena mbola mandona fo, kanto loatra na toninina na ny feony, hita mihitsy hoe nalalinina be vao navoaka, misaotra Kamary

  • @ramanantsoadylan9573
    @ramanantsoadylan9573 25 วันที่ผ่านมา +1

    Juillet 2024

  • @ravinala958
    @ravinala958 4 ปีที่แล้ว +1

    Tadidiko ery kamary tao Antsirabe, dia izaho ilay teo an.davarangana 😃😍 (1992)

  • @lovasoasilviane3895
    @lovasoasilviane3895 4 ปีที่แล้ว +1

    Zah aloh mbola mankafy anty hira ti atramzao e 2020!!

  • @mariahaloma9767
    @mariahaloma9767 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be😍😘😍😘😍

  • @rafidiarimamyhaja3304
    @rafidiarimamyhaja3304 2 ปีที่แล้ว +2

    2022, Milay ty vazo ty

  • @serenaallamelou
    @serenaallamelou 3 ปีที่แล้ว +1

    2020 🥰🥰🇲🇬🇲🇬

  • @rebeccarasolofoniaina5436
    @rebeccarasolofoniaina5436 7 หลายเดือนก่อน +1

    2023🥺

  • @tompoinachou830
    @tompoinachou830 5 ปีที่แล้ว +2

    Tiako loatra 💗💗💗

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    TIAKO 😃💓🎤

  • @narisoamariorandriariniain6149
    @narisoamariorandriariniain6149 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsy manan-tsafidy aho ! Fa ianao no tiako

  • @SolofoHarijaona
    @SolofoHarijaona 3 ปีที่แล้ว +2

    Septembre - 2020

  • @solofoniainarazafimahefa2103
    @solofoniainarazafimahefa2103 8 หลายเดือนก่อน +2

    Mahatsiaro ny fahatanorana vao namelana tamin'izany

  • @LucasRAJAONA
    @LucasRAJAONA ปีที่แล้ว +1

    TOY NY VAO OMALY LETS LE...

  • @hafandrayscooby-doo4060
    @hafandrayscooby-doo4060 ปีที่แล้ว +1

    Atsiarovako an'i Ny Raitra ity hira ity.

  • @rasolofontsalamarija4240
    @rasolofontsalamarija4240 3 ปีที่แล้ว +1

    2021. Mbola mahafeno fepetra tsara. Kanto

  • @thierryandriamiandrisoa4170
    @thierryandriamiandrisoa4170 5 ปีที่แล้ว +1

    merci kamary, de mbola mijery sy makafy ity vazo ity foana ny tenanay

  • @miharitianathierry7843
    @miharitianathierry7843 4 ปีที่แล้ว +1

    tena tiako. "tsy mahasaraka anao aho fa raiki-pitia,hanaraka anao aho satria mbola tia"

  • @hermanandriasamizaka9272
    @hermanandriasamizaka9272 ปีที่แล้ว +1

    2023, mbola tena mankafy, tsara loatra

  • @tsioryandry790
    @tsioryandry790 6 ปีที่แล้ว +1

    2018...

  • @lionelfens8081
    @lionelfens8081 6 ปีที่แล้ว +1

    ndriiiiiiii ts mety lefy laza ato ampoko mints ty hira ty! sady ataok fon ref mkaraks! merci kamary!

  • @pierreelyse9720
    @pierreelyse9720 3 ปีที่แล้ว +1

    2021
    satria mbol tia

  • @user-pp4xo5jb2w
    @user-pp4xo5jb2w ปีที่แล้ว +1

    Solemita

  • @nasoloranaivotsimba9207
    @nasoloranaivotsimba9207 5 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka e! :)

  • @acticmg9566
    @acticmg9566 9 หลายเดือนก่อน +2

    2023 iza no mbola miheno ?

  • @andryherinirinarandrianant8230
    @andryherinirinarandrianant8230 7 ปีที่แล้ว +2

    Tsy mety lefy laza ato anatiko ity hira ity sady hatsiarovako ny fahazazako no ahatsiarovako an'Antsirabe! Tsy mety leo izaho! Misaotra!

  • @rebeccarasolofoniaina5436
    @rebeccarasolofoniaina5436 3 ปีที่แล้ว +1

    2021😍😍😍

  • @ririzimmermann6202
    @ririzimmermann6202 6 ปีที่แล้ว +1

    Chapeau tsisy kianina tiako loatra

  • @trtrratsy4867
    @trtrratsy4867 6 ปีที่แล้ว +5

    Izany ka vazo , mankasitraka

  • @a.maminiainathrimoson6427
    @a.maminiainathrimoson6427 3 ปีที่แล้ว +1

    2020 mbola tsara foana an

  • @lalahrahanta4606
    @lalahrahanta4606 4 ปีที่แล้ว +1

    afa ihany ny vazo taloha e😀😀😀😀😀😀😀😀😀😀😀😀

  • @arsenetsoa3215
    @arsenetsoa3215 4 ปีที่แล้ว +2

    Octobre 2019

  • @andriantsoanantenainaraymo5416
    @andriantsoanantenainaraymo5416 ปีที่แล้ว +1

    Milay nama❤

  • @luciannamiharisoa7608
    @luciannamiharisoa7608 5 ปีที่แล้ว +1

    Raiki-pitia 😘😘😘💓

  • @sylvieraveloson5308
    @sylvieraveloson5308 5 ปีที่แล้ว +2

    Ahatsiarovak n amiako tao Ambohimiarivo ity hira ity* Merci kamary an

  • @lalaramparandrandrana
    @lalaramparandrandrana 11 หลายเดือนก่อน +1

    2023

  • @hariveloangela994
    @hariveloangela994 5 ปีที่แล้ว +1

    😍😍😍

  • @zotorabenja340
    @zotorabenja340 3 ปีที่แล้ว +2

    mbola mankafia hatrany!misaotra e!

  • @vatosoaventsomanana5169
    @vatosoaventsomanana5169 4 ปีที่แล้ว +1

    May 2020 🥰🥰🥰

  • @rajemisonandrianjatohenint998
    @rajemisonandrianjatohenint998 ปีที่แล้ว +1

    Tn mlai ti hira ti makasitraka Kamary

  • @andrianarilalaravaka7699
    @andrianarilalaravaka7699 5 ปีที่แล้ว +2

    tiko eh❤❤

  • @user-jg3cj5wr2z
    @user-jg3cj5wr2z หลายเดือนก่อน

    24 Juin 2024 alina mbola matsiro tsara.

  • @honeyrakout8725
    @honeyrakout8725 6 ปีที่แล้ว +9

    Iza no mihaino an'ito @ izao 2017 izao, génération mitovy isika izany

  • @fabienneaureliesoanjanahar1304
    @fabienneaureliesoanjanahar1304 6 ปีที่แล้ว +1

    ❤️💕🌺

  • @sitrakarak2720
    @sitrakarak2720 3 ปีที่แล้ว +1

    Antsirabe 😢 ♥️

  • @jamesraykman9631
    @jamesraykman9631 2 ปีที่แล้ว +1

    Mbl tiko fona. 2022 ❤❤

  • @edmondinemaminirina2945
    @edmondinemaminirina2945 6 ปีที่แล้ว +3

    Artiste tena Izy i KAMARY. ahatsiarovako ny fahiny io Hira io e, misaotra an le nametraka ny video ato.

  • @hantanirinamalala7569
    @hantanirinamalala7569 5 ปีที่แล้ว +1

    ❤❤

  • @rinahrak4498
    @rinahrak4498 10 หลายเดือนก่อน +1

  • @AndryWzk
    @AndryWzk 10 หลายเดือนก่อน +1

    Tena mamentsoventso ireo tantara taloha raha vao maheno ilay hira !!! Tsy hiverina intsony ireny fa efa ny hoavy no banjinina. Misaotra fa tena tsara ilay hira.

  • @henintsoaeliardinerakotoma3204
    @henintsoaeliardinerakotoma3204 2 หลายเดือนก่อน

    16/05/2024 , mbola mankafy foana 🥰

  • @ravoramarozatovo5237
    @ravoramarozatovo5237 3 ปีที่แล้ว +1

    ❤️🌺2021

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    TSARA e 😃🎤

  • @tomflorez2186
    @tomflorez2186 11 หลายเดือนก่อน +1

    2023 isika izao a! tsy lefy laza e

  • @tahiryalfred462
    @tahiryalfred462 6 ปีที่แล้ว +6

    milay ka, tsisy misy ambara fa mihaino fotsiny sisa e, tsara loatra mantsy

  • @toavinaralambosoa1232
    @toavinaralambosoa1232 5 ปีที่แล้ว +2

    2018?????????

  • @rakotonarivosoloniaina7537
    @rakotonarivosoloniaina7537 4 ปีที่แล้ว +1

    mlay foana le hira dia atolotra hoan'izay olona iray izay

  • @rakotoarimanananambinintso9729
    @rakotoarimanananambinintso9729 6 ปีที่แล้ว +2

    tsara e. tena tsara. Mankasitraka

  • @sendratsikimaminjatovo7094
    @sendratsikimaminjatovo7094 7 ปีที่แล้ว +4

    Ho aiza marina ary mou fa tsy manatsafidy !! tena tiko e!!!!

  • @rodolpherakotoarisoa2317
    @rodolpherakotoarisoa2317 3 ปีที่แล้ว +2

    tsara foana e.....mankasitraka

  • @landrynjakatiana3462
    @landrynjakatiana3462 5 ปีที่แล้ว +2

    tena mbola makafy azy ah rangah a!

  • @andriamananajudi1831
    @andriamananajudi1831 2 ปีที่แล้ว +1

    tsy lefy laza... tiako

  • @andrianarisandytolotra7702
    @andrianarisandytolotra7702 4 ปีที่แล้ว +1

    malahelo ny fiainako zah mihaino anle hira

  • @lovantahratah9859
    @lovantahratah9859 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara n'y vazony ehh

  • @andriantsalamatianome3119
    @andriantsalamatianome3119 6 ปีที่แล้ว +1

    Izany ka "KANTO" , mankasitraka Zoky ah

  • @georgiarosine6085
    @georgiarosine6085 5 ปีที่แล้ว +3

    Indris ry fitiavana 😭😭😭 tsra b l hira tonga d vodona b l ❤️ misotr betsak e