Fernand Cello - RESAKA MAHARANTE JEAN DE DIEU SY NY CHÈQUE SANS PROVISION ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 59

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 2 หลายเดือนก่อน +17

    O ry Fernand avoahy daholo i any aminareo na video na audio ary aza avela hiafy info ny vahoaka satria ity maharanty ity dia misolelaka sy mivavaka tanteraka @ Mamy Ravatomanga
    Aboridano tanteraka fa hatreto aloha mi se mefier ra bleu

  • @d31d-c7t
    @d31d-c7t 2 หลายเดือนก่อน +6

    Misaotra anao Mr Fernand sahia mijoro sy milaza ny marina. Hita amin"izao fa eo amin'ny resaka toe-tsaina dia mbola mila ezaka be isika Malagasy raha te handroso. Ny fampiharana ny lalàna dia tena mbola goragora be eto Mada satria hifidianana olona.

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 2 หลายเดือนก่อน +1

      @@d31d-c7t Rarahin-dreo ahia ny fiaignana ni Malagasy
      Tsisy hegnatra , tsisy tahotra
      Tsisy hidirandreo fahantragnan’i Madagascar 🇲🇬
      Olo tsisy hegnatra
      Atena tsy agnaty fitondragna fa juste Malagasy nefa megnatra satria tanindrazan-yena ampahantran’irro mpitondra
      Ainga anie mbola hivaly amin’ ny taranak’amandimbinareo zao fahantragna ny madagasca sy malagasy rehetra zao 🙄🙄🙄😭😭😭😭😭😭😭😭🤮🤮🤮
      Masina ny tanindrazgna 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭🤬

  • @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
    @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY 2 หลายเดือนก่อน +3

    Misimisia ny olona ohatra anao 🙏

  • @linedouard1533
    @linedouard1533 หลายเดือนก่อน +1

    Miresaka amin'ny rindrina raha antso avo atao amin'ny Fitsarana izany.

  • @ReneRazafindrakoto
    @ReneRazafindrakoto 2 หลายเดือนก่อน +7

    Merci Cellio; je suis Cellio

  • @Benandro007
    @Benandro007 2 หลายเดือนก่อน +8

    Olona ohatranao izao no ilain'i Madagasikara. Sahy milaza ny marina. Misimisia ny toy izao

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr หลายเดือนก่อน +3

    Tany Frantsa hono izy io mangataka vola @ vadimbazaha originaire du Tuléar.....il fut déjà MASIKINY officiel.SAMBORY. SAMBORY.

  • @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
    @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY 2 หลายเดือนก่อน +1

    👍 Tena mazava sy mahintsy tsara ny resakao. Mety tsara

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 2 หลายเดือนก่อน +3

    Rô olo amin’ny fitondrana aby io ihany no mampahantra antsika

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr หลายเดือนก่อน +2

    Baraka e. ..

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 2 หลายเดือนก่อน +8

    Ny mpitondra, ny mpanao politika indridra sy ireo mpitsara dia tsisy resaka intsony satria ahoana, satria kitoatoa sy kolikoly fotsiny no misy eto.Tsy ho tahak'izao anefa ny fahantrana misy eto Gasikara raha ohatra ka ny tsara tantana ny tanàna ny firenena. Iza koa moa ny tsy mahalala fa ny mpangalatra sy ny mpanao ratsy indray no mahazo toerana eo amin'ny fitondrana. Ka ho gaga ve raha ny fitondra tenan'ireo ao amin'ny fitondrana no mivaritaka tsisy henatra efa ts'izy intsony. Fa ny fisian'ireo atao hoe BIANCO na koa HCJ dia natao fanambakana sy fandreberena vahoaka fotsiny no misy eto. Raha ny momba an'io olona teneninao io de iza koa ny tsy mahalala ny zavatra maloto rehetra vitany. De miandry an'ireo voafitaka maro dia maro tokoa mba hiteny sy hitory azy eny amin'ny prezida fa ny fitsarana ty dia hoatra ny sandoka efa tsy mahavita azy.

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr หลายเดือนก่อน +1

    Je ne savais pas qu'il était magistrat .

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 2 หลายเดือนก่อน +4

    Faites attention à vous car c'est exactement à travers cet homme qu'on voit l'image du régime actuel. Madagascar est un pays à réinitialiser.

  • @mariedinhvan5051
    @mariedinhvan5051 หลายเดือนก่อน +1

    Nanao akory iny niafaran'ity resaka ity fa za vao androany no nijery, merci

    • @hortensemboho
      @hortensemboho หลายเดือนก่อน

      Jereo am fbk koa hono tiako ny taninjanako vahoaka maro ny voafitaka

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 2 หลายเดือนก่อน +4

    Adalan'ny fitondrana izay manaiky ataony fialokalofany @ ratsy ataony.

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 2 หลายเดือนก่อน +10

    Maharante Jean de Démon

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 หลายเดือนก่อน +5

    Alefa Cello an , aboridano mihintsy , fa olona otran'ireny no tena pozina ho an'ity Firenena ity , izany ve ny ho Minisitra ?

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 2 หลายเดือนก่อน +5

    Kay mila manindry vola izany raha te ho lasa minisitra ? Volan'olona no nitangosany hanatsarany ny endriny ety ivelany. 😢

  • @SimonRALAIMAHEFA
    @SimonRALAIMAHEFA 2 หลายเดือนก่อน +3

    Sûr aho fa menatra noho ity "OLONDEHIBE" 'ty ny havany sy ny tarànany🤮💀☠️👹

  • @cassandrarandria9607
    @cassandrarandria9607 2 หลายเดือนก่อน +9

    Abohay ny marina eh

  • @henrietteursula3008
    @henrietteursula3008 2 หลายเดือนก่อน +1

    Misaotra anao nanatsikafona n marina Gisa lahy mpangalaketsa izy mpisoloky indray no avo vava
    Fame try be ny firenena

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 2 หลายเดือนก่อน +5

    tsy sahy ry zareo manolotra an'io rangahy tsy valahara io satria mpiarampitsikomba dolo no ao fanjakany baroha no ao anjarany vahoaka no manahisotra reo olona tsy azo itokisana ao aminy fitondrana reo na i Andry Rajoelina koa aza mahantra ny vahoaka .

  • @estelle6436
    @estelle6436 2 หลายเดือนก่อน +4

    N’y famille ko koa manana vola @ MAHARANTY JEAN DE DIEU nosolokiny n’y famille ko VOLA MILLIONS maromaro

    • @balimalalachou9625
      @balimalalachou9625 2 หลายเดือนก่อน +1

      Mampalahelo tsy afa-manoatra ny olona fa matahotra, dia manao zay tiany izy.

  • @mamisoagremaud
    @mamisoagremaud 2 หลายเดือนก่อน +7

    Inona no mahagaga @ izany Madagascar ray manotolo mintsy no efa tsy vanona atrany @ président s’y n’y manodidina azy. Ataovy hanatra

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr หลายเดือนก่อน +1

    Pbm n'i Maharante ... Tia viavy ... Manaja tena tonton ho exemple ho anay

  • @AIRKARTALA
    @AIRKARTALA 2 หลายเดือนก่อน +2

    Mon Dieu......😊

  • @jonraha588
    @jonraha588 2 หลายเดือนก่อน +5

    Toa nanaovan ny fitondrana IST izy io nefa afaka nivoaka ny '' pays '' taty aoriana nefa dia sahy niverina antanindrazana tsisy tsisy arakaraka

  • @yvette5974
    @yvette5974 2 หลายเดือนก่อน +2

    Miagavy anareo izay miheno rehetra MBA Samia tongasaina daholo fatsisy fitsaranz mendrika zany eto Mada.
    N'y Ministre nyfitsarana Vanona zany eto

  • @Smymahl
    @Smymahl 2 หลายเดือนก่อน +6

    Eeeh vôzah oo! Ici c Madagougou hein! Ts mampigadra ny tsy fandoavana trosa Na 100million d ar Na 1million d ar 😂😂😂

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 2 หลายเดือนก่อน

    Tsy handaaaingau célio...matoa mamoaka vaovao ity mpanao gazety ity dia olona manana porofo maeava...ka tsara by ataonao celio ...maromaroa tahaka anao.

  • @charlotteraheliarinoro5252
    @charlotteraheliarinoro5252 2 หลายเดือนก่อน +1

    Mankasitraka indrindra ny amin'ny fanazavana, kay ve misy tantara be toy izany ny olona noheverina fa manana ny maha izy azy eto amin'ny firenena é, dia gaga fotsiny ny tena mihaino eto !

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 2 หลายเดือนก่อน +7

    C a l image du régime rajoelina écran plat Romy voos affaire Imbiky scandale cnaps balla perdue etc …

    • @mariedinhvan5051
      @mariedinhvan5051 หลายเดือนก่อน

      Dia mahazo plasy tsara ao

    • @leroabalita687
      @leroabalita687 หลายเดือนก่อน

      @@mariedinhvan5051 que veux tu si les Gasy accepté un régime tenu par un ambaniandro vazaha composé que par les plus grands malfaiteurs ne t étonne pas que le pays soit le plus pauvre du monde

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 2 หลายเดือนก่อน +1

    Donc izany rehefa mahazo toerana dia afaka mi se servir @ caisse de l'état 😭😭😭

  • @hortensemboho
    @hortensemboho 2 หลายเดือนก่อน +1

    Moi aussi victime par Maharante .pour la Somme de 2000€ par un chèque sans provision

    • @hortensemboho
      @hortensemboho 2 หลายเดือนก่อน

      Mampiandry lava fona izy isaky by antsona. Tam 7mars io chèque sans provision io. Miady mafy aho amizao.

  • @ratianarivolemi2089
    @ratianarivolemi2089 2 หลายเดือนก่อน +1

    Hono oa, andriamatoa Cello, iza moa le filoha iresahanao?

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd 2 หลายเดือนก่อน +1

    Tadidiko tsara fa fanaovana "chèque sans provision" no nahavoasazy an'ingahy Voninahitsy e! Ny azy aza vola efa voaloa nefa dia ny fanaovana "chèque sans provision" mihitsy no heloka.

  • @tovoheryraveloson4827
    @tovoheryraveloson4827 2 หลายเดือนก่อน +1

    Misy fijery hafa,an'eritreritra.Hoe ministra tamin'andron'i Filoha Hery Rajaonarimampianina. Sao lahy,handotona na hanamafisana fa tsy mendrika hosolontena ny firenena ny filoha.

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 2 หลายเดือนก่อน +12

    Maharanthe est un grand magistrat il a occupé toujours des postes prestigieux à MADA et en France mais c une personne qui est sans scrupule qui n a pas peur de vendre père et mère pour avoir le pouvoir à l image de son parcours politique Arema Manar HVM et maintenant avec rajoelina donc c un danger public et il ternit l image de tulear

    • @Cifre-zh8um
      @Cifre-zh8um 2 หลายเดือนก่อน +1

      tu veux dire par là qu'il n'est qu'un pseudo magistrat. C'est plutôt un usurpateur qu'il dire pour son cas. Un magistrat, un vrai a appris la déontologie judiciere, avec un grand respect de l'honnêteté et de la droiture pour ce métier. Est-ce le cas pour Maharante ? Non et non car il est le roi de la corruption et l'escroquerie. Il se prétend être un Ray amandreny des tuleariens, non mais !!! quelle honte, il n'a pas cette envergure.

  • @SimonRALAIMAHEFA
    @SimonRALAIMAHEFA 2 หลายเดือนก่อน +2

    AMBOADIA MITAFY HODI-JANAK'ONDRY EEE ! 🤮🤮🤮

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 2 หลายเดือนก่อน

    O celio azaz...ahoana indray teny ataon i faniry aby à frantsa momba izaaany????

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 หลายเดือนก่อน +4

    Le soucis ce que tout le monde connaît comment l histoire va se terminer
    Mais on fait même en fermant les yeux. Qui ne connaît pas Madagascar ? Qu avc l argent ils arrivent tuer même leur frère. Ben continu tjts votre travai avc ce pays. Tout est permis à Mada et il n ont même pas le remord.

  • @hortensemboho
    @hortensemboho 2 หลายเดือนก่อน +1

    Zaho koa tratra fitaka chèque sans provision de la banque BNP, de 2000€. De miady mafy aho amizao ny hamerenany Maharante io volako namitahany ahy io.ary hitady ny zanany aty a France aho amizao haneho io chèque io.kay le compte ny BNP ts existe intsony

    • @hortensemboho
      @hortensemboho 2 หลายเดือนก่อน

      Merci fernand cello. Aza avela. ❤

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 2 หลายเดือนก่อน +3

    La vous êtes dans un champ de banane,

  • @pulcheriemendreny2951
    @pulcheriemendreny2951 2 หลายเดือนก่อน +2

    Mampalahelo mivavaka ho azy

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr หลายเดือนก่อน +1

    C'est l'image de son gouvernement. qu'il défend ... peine perdue , Vazah

  • @yvette5974
    @yvette5974 2 หลายเดือนก่อน

    Efa fombandrazana n'y mpanao tsy Maty manonta eto @ firenentsika ireo rehetra ireo