Vahoaka marobe no tonga nitsena ny solombavambahoakan'i Faratsiho Ramilison Nomenjanahary

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Député Mily Faratsiho : Vahoaka marobe no tonga nitsena ny solombavambahoakan'i Faratsiho Ramilison Nomenjanahary ny asabotsy 29 Jona teo, ka nanomboka teo Ambatondradama 20 km tsy hidirana an’i Faratsiho no efa rakotra olona hatrany amin’ny kianja teo tampon-tanànan’i Faratsiho. Ny fampihavanana ny vahoakan’i Faratsiho izay nisara-bazana nandritra iny fifidianana solombavambahoaka iny ka tonga hatramin’ny fifampitoriana no asa maika indrindra ho ataony ao Faratsiho hoy i Ramilison Nomenjanahary.

ความคิดเห็น • 7

  • @ManoaArtnEl
    @ManoaArtnEl 3 หลายเดือนก่อน

    very ianao ry Henriette

  • @mercizadrytsarafatohizoren9995
    @mercizadrytsarafatohizoren9995 3 หลายเดือนก่อน +1

    Bravo vahoka ny Faratsio

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 3 หลายเดือนก่อน +1

    Andriamatoa Mily, aza mijery ny fanjakana intsony, fa hataovy izay hampivoatra ny vaohakan'i Faratsiho. Matoa izy ireo vory betsaka mitsena anao dia satria matoky anao izy ireo hanova ny fiainany. Mahereza!

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 3 หลายเดือนก่อน

      Ho hitantsika eo zany fampandrosoana hoentina zany ô!

  • @vololonalucierasamison3701
    @vololonalucierasamison3701 3 หลายเดือนก่อน +1

    Ny fireharehana mialoha ny fianjerana.

  • @JeanRosaLivaRandriatahina
    @JeanRosaLivaRandriatahina 3 หลายเดือนก่อน

    Non comment

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 3 หลายเดือนก่อน

    Nagnagnia orange zero