NY ATY AMINAY FARATSIHO DU 03 OCTOBRE 2020 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ก.ย. 2024
  • NY ATY AMINAY FARATSIHO DU 03 OCTOBRE 2020 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 9

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra tompoko nizara ,faly mahita n'y faritra misy n'y tany nalehibe , tsy lavitry Sambaina merci beaucoup 👏👏💐

  • @radourakotoarimanana6522
    @radourakotoarimanana6522 2 หลายเดือนก่อน

    MAFINARITRA NY MIJERY NY TANANA NIAVINA

  • @meltineniaina1048
    @meltineniaina1048 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra namoaka ny momba nu distrikan'i Faratsiho amin'ny haino aman-jery. Hita tsara amin'izao hoe misy fandrosoana sa tsy misy ataon'ny député sy ny ekipany hatrany amin'ny fokotany. Mahantra sy sahirana ny olona. Mandehana makany @ commune somary mbola lavitra kokoa: ambohiborona ohatra, pire noho io ny lalana.
    Mbola misy ranovisy hafa koa aza any fa tsy io ihany: any amin'ny fokotany Analamihantona ohatra....Tsy mbola fandrosoana izao fa mihetseha ianareo mpitondra

  • @blaiseandria6090
    @blaiseandria6090 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsy mahatsapa ve ianao ry Mika fa lasa politique ny fandaharana ? Aza avily amin'ny mahazatra fa mandoto sy manimban'ny districtn'ny Faratsiho

  • @johch993
    @johch993 3 ปีที่แล้ว +1

    TSARA ILAY TOERANA, SAINGY INDRISY fa MANALA-BARAKA NY LALANA ary ny TOERANA MISY ny RANOMAFANA "N'EST PAS MISE EN VALEUR pour ATTIRER LES TOURISTES" ! MIHETSEHA ry INGAHY "DEPUTé MAMPAMBOATRA IREO LALANA ireo !....TOY IZANY KOA NY LEHILAHY MPONINA ANY (AZA VARIANA MITARAINA FOTSINY hoe RATSY NY LALANA ! ).....MBA JEREO ANIE NY FIRENENA HAFA E ! MIALA-TSINY RAHA MILAZA ETO, FA AOKA MBA ZAVATRA MADIO SY MAHAFINARITRA NY MASO ny MIJERY AZY no MBA ASEHO ETO, mba AHASARIKA NY MPIZAHAN-TANY(fa tsy misy endriny ilay naseho teo) !!!
    AMBAVA HOMANA, AM-PO MIERITRERITRA !!!

  • @lalahrasoloarivony2280
    @lalahrasoloarivony2280 3 ปีที่แล้ว

    Tsara ery zany toerana zany

  • @iandryrakotonjanahary9408
    @iandryrakotonjanahary9408 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra!!!

  • @johanrazafindrakoto947
    @johanrazafindrakoto947 4 ปีที่แล้ว

    4:13 hahahah🤣🤣🤣🤣 mr le depitê

  • @businessforall715
    @businessforall715 4 ปีที่แล้ว

    Valabetokana ambatoasana io tena commune matanjaka indrindra any faratsiho ny olana foana hatreto dia ny lalana,valabetokana no mamatsy aní soavinandriana vala betokana no mamatsy an'i faratsiho ary ire distrika roa ireo saovinandriana sy faratsiho no hany laharana voalohany mamatsy antananarivo renivohitra donc mila jerena manokana,ny tenako manoratra dia ho avy ary hirotsaka deputé amin ny fotoana hoavy ny olana dia ny manambola ao amin'ny faritra no sakana,kely tao amin ireo faritra ireo aho ,efa vita ny zavatra rehetra ny fianarana snsn ... ho avy ny tenako ,ary tapoka no andrenesanareo ny anarako.