REAL NEWS / NY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 16

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 2 หลายเดือนก่อน +13

    Tena olona miteniteny foana mintsy ity lazaina fa flou ity ! Tsika hono no fitaratra hanavotra an'i afrika nefa ny firenenao aza mahantra indrindra eran-tany tsy hainao ny manarina sy mampiakatra azy

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 2 หลายเดือนก่อน +10

    Flou rain'iambo sy Tia voninahitra fotsiny fa tsisy fahaizana @ tetika fampandrosoana firenena !

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 2 หลายเดือนก่อน +5

    Président ô ! Aza mba mandainga re ! Ifandimbiasana io toerana maha filohan'ny sadec fa tsy misy fifidianana akory. Anamjaran'i Madagasikara izao fa tsy hoe ianao lany. Mbola mandainga ihany.😅😅😅😅

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 2 หลายเดือนก่อน +2

    Tsy misy azo antenaina ny amin'ireo fa mandany andro fotsiny. Tsy hahita an'i Madagasikara handroso izany ianareo.

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 2 หลายเดือนก่อน +4

    Anjaran' M/car re isao ry filou ny mitondra ny vondron SADEC fa aza manabaranara ny vahoaka izay heverinao fa vendrana tsy mahara- baovao eratany é! 😅😅😅

  • @jonraha588
    @jonraha588 2 หลายเดือนก่อน +3

    Mihaiky ihany zany isika fa mahantra ny Malagasy

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 หลายเดือนก่อน

    Marina ny teninao Depiote Siteny, i Rajoelina mihintsy no tsy mahay mitantana ny FIRENENA

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 2 หลายเดือนก่อน +2

    Ohatrinona marina moa ny vola hampidirin'ny fizahantany ry statisticiens? Mila fantatro zay; dia ny ranges isam-paritra, my level ny Hotels misy( 1- ka hatramin"ny firy etoiles?)/ Dia Ohatrinona en noyen no lanin'ny touriste iray?

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 2 หลายเดือนก่อน +2

    Ito no filoha dondrona ndrindra Sady raintentaka no sarimbavy

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 หลายเดือนก่อน

    Ary ny momba an'i Henriette indray dia rfa feno ny paosiny, efa firy moa ny Tranony any ivelany ? aleo akisaka any mihintsy aloha

  • @CHARLESJACQUESRANAIVOSON
    @CHARLESJACQUESRANAIVOSON 2 หลายเดือนก่อน +5

    Il est con ce mec

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 หลายเดือนก่อน

    Ka izy ntsinona no fototry ny fahapotehan'ny Fananan'i Ravalomanana t@ 2009 koa, tsy misy afa tsy Rasedy no tompon'antoka

  • @rabarimalalajuliesandra9469
    @rabarimalalajuliesandra9469 2 หลายเดือนก่อน +1

    de manantena ve Rajoelina fa ireo hanala any malagasy @ fahantrana😂😂 aza manonofy fa firy taona teo tsy ita izay marina mbola mandainga ihnay pfffffffff ary de mamaky taratasy foana isakiny miteny 😂😂😂😂

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 หลายเดือนก่อน

    NAHONGANA , fa tsy niongana i Ravalomanana, saika lasa alavitra i Madagascar, kinanjo nisy namosavy, t@ 2009, ry Mpanongam_panjakana , sady nobodoin'izay mianakavy h@ Fiara tokony nandraisana ny Fivoriana an-tampony

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 หลายเดือนก่อน

    Tsy misy antenaina firy raha mbola ireto Minisitra sy ny Flou tsy manara-dalàna ireto , mameno paosy fotsiny ireo , Midira izay mbola tsy nihinana ,

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 หลายเดือนก่อน

    Flou dondrona indrindra aty Afrika no milaza fa hanafaka an'i Afrika Madagascar aza tsy voavahany ny Fahantrany, Hamaha olana hono , dia gaga enao, mihevitra ve ity Flou ity , fa izy no tapi-pahaizana eto Afrika ? Na ny mihaino an'ity rangahy blablabla ity aza efa mankaleo , Mpandrevirevy fotsiny ,