COVER TORA-BATO MIVERINA (CLO MAHAJANGA) Antso Bommartin feat. Resaka Ktoutou sy tsisy dikany

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Asa agamba 'zay vava an'lisany raha sanatriavina hoe mbola nasiako pib kely indray talohan'ity 😂
    Ity @ 'zay ilay vokatra r'ankizy an!
    Antso Bommartin VS Resaka ktoutou sy tsisy dikany
    Cover : Tora-bato miverina ( Tompon'ny Hira: CLO MAHANJAGA)
    Mialatsiny @ tompon'ny hira fa tena nampihainga ny inspiraka t@ clip ara-bakiteny tokoa moa 'zany ilay voabolana nampiasaina tato anatin'ilay tononkira (Manankarena teny ny Malagasy )
    Tagueo ireo Akama mpankafia ny resaka ktoutou sy tsisy dikany
    Zarazao tsy hanam-petra ny Clip/Cover
    Efa t@ 2012 ity projet ity no noeritreretiko ,fa nahita an'ny feeling an'i Ra Ktoutou izaho vao hoe IZY ILAY NIANDRASAKO 😅
    Mankasitraka feno an'ireo nandray anjara t@'ny fanantotosana azy!
    i Manantsoa HT nanao ny arrangement an'ilay hira! Nihinina natao fohifohy satria ilay hameno clip somary hanahirana 😂 )
    Farao Tht Ofisialy Wrdz II nanao ny son :)
    Onj'Ah Lroy nanaiky nanaraka ny adalako t@ mariazy mariazy
    Jessie Cah ni cadre!
    Ary ny Zanako
    Ary tsy bitika ny orinasa anay mpanao COCHON DE LAIT Fête par Fête by Bommartin Service Traiteur Sponsor ara-bola :D
    Ankafizo e!
    Vidéo Clip/Cover du mois de Juillet 2021

ความคิดเห็น • 10