COVER "Sao hagnenina LJO" by Antso Bommartin et Manantsoa HT

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 มิ.ย. 2022
  • Tsy misy 'zay tsy mahalala ity hira "Sao hanegnina LJO " agamba isika rehetra...
    Ity ny COVER nanaovanay dahy azy
    Raikitra tato ny inspiraka :ahoana raha atao version hafa kely ilay hira?
    Ilay tantara @ voalohany dia ilay fiforan'lay hevitra mihitsy...
    Mazava ho azy Manantsoa HT no teo @ lafiny ara-mozika rehetra (Ré-arrangement) (Araho io akama io fa tena manan-talenta)
    Hinoanay fa ankafizin'lisany sy ilay tompon'ilay hira mazava loatra...
    Aza misalasala mizara sy manao abonnement @ pejy Antso Bommartin raha mbola te ahita karazana cover sy version hira hafa ary vidéo mazava loatra
    Merci foana Rajeriarison Fenosoa ofisialy nanampy t@ fanatontosana ny raki-tsary
    "Aza miatsara velatsihy mifankatiava nama..."
    Mirary asaramanitra Sambatra antsika rehetra :)

ความคิดเห็น • 27

  • @nathaliemalalaharisoa7628
    @nathaliemalalaharisoa7628 5 หลายเดือนก่อน

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂hira gasy

  • @hajaniainachristian-ot7ey
    @hajaniainachristian-ot7ey ปีที่แล้ว

    Jaimeb le humoir🤗🥰

  • @andorazafindramboa6041
    @andorazafindramboa6041 2 ปีที่แล้ว

    Tena manao, poaaaa tsatroka

  • @evelyneah-thion920
    @evelyneah-thion920 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka dia mankasitraka anareo👏❤

  • @mandimbizara
    @mandimbizara 2 ปีที่แล้ว

    Mafy ireo akamatsika reto! Mankasitraka ....

  • @leanjatomalala7775
    @leanjatomalala7775 2 ปีที่แล้ว

    Tiako eeee,

  • @miantsanirinarandriamaroma9157
    @miantsanirinarandriamaroma9157 2 ปีที่แล้ว

    Tokony nasiana version lava ilay version roa samihafa😍

  • @andrianiainafifalina232
    @andrianiainafifalina232 2 ปีที่แล้ว

    tsara be

  • @olivialalainanirina9838
    @olivialalainanirina9838 2 ปีที่แล้ว

    Merci Antso a

  • @rahtouj8189
    @rahtouj8189 2 ปีที่แล้ว

    Miaiky ny adalanareo a😂!si non tena chapeau amle inspiraka

  • @manouandiniaina4775
    @manouandiniaina4775 2 ปีที่แล้ว +2

    🇲🇬❤️💚

  • @dannytokiniaina1022
    @dannytokiniaina1022 2 ปีที่แล้ว

    Chapeau Antso aa😍😍

  • @rianakinky1561
    @rianakinky1561 2 ปีที่แล้ว

    Tsara kia! ❤️

  • @HaingoHasinaR
    @HaingoHasinaR 2 ปีที่แล้ว

    tiako❤❤

  • @rambolafitia9346
    @rambolafitia9346 2 ปีที่แล้ว

    milay kosa zany inspiraka akaiky fety zany a

  • @nomenarasata
    @nomenarasata 2 ปีที่แล้ว

    🤣 Mlay eh 💛

  • @user-yb2gx9uq2r
    @user-yb2gx9uq2r 6 หลายเดือนก่อน

    tena manaiky anareo aho izay,,,kkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk,, fa bon tsara be

  • @hermancenanna9575
    @hermancenanna9575 ปีที่แล้ว

    Merciti👍👍👍👍👍💞💞

  • @safidiniainaravelomanana397
    @safidiniainaravelomanana397 2 ปีที่แล้ว

    tsar e

  • @sandratranomena8914
    @sandratranomena8914 2 ปีที่แล้ว

    tiako

  • @lovatina6335
    @lovatina6335 2 ปีที่แล้ว

    Tena mety kosa amko e. Tsara be 🇲🇬🇲🇬🤣 mampitsiky fôn e

  • @jouadr1282
    @jouadr1282 2 ปีที่แล้ว

    Merci ti :)

  • @rojoambinina9125
    @rojoambinina9125 2 ปีที่แล้ว

    😅🤣😂😆tsara e! tena mahay, nimée rery mihitsy izaho tato...

  • @mariegermaineletsara2584
    @mariegermaineletsara2584 2 ปีที่แล้ว

    tena tsara lotra .... tokony asiana version complet koa ilay kalon'ny fahiny

  • @arzu146
    @arzu146 หลายเดือนก่อน

    Fa t@ ovin tu no nahazon tu an ini casquette iny ???

  • @dasilvamichael9276
    @dasilvamichael9276 2 ปีที่แล้ว

    Ilay version kalon’ny fahiny no tiako noho ilay vako-drazana.

  • @randriamahadymisandratra793
    @randriamahadymisandratra793 2 ปีที่แล้ว

    Comentaire-ko voalohany amin'ny youtube hatrzay niainako :p fa tsy aritro, tena hoe chapeau, tena tsara! merci e :*