Valin-kafatra "TAMINAO EL-BOY" (mode cover )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Araka ny fangatahan'ny be sy ny maro (na tsy nisy nangataka aza posteko foana ihany ny kajinay teo @ lafin'ny famokarana 😜) dia indro ilay CLIP-COVER #kely_budget "TAMINAO hiran'i EL-BOY" mode Valink'hafatra (version vehivavy)
    Ato @ ity Vidéo Clash de la semaine nivoaka omaly ity raha te ahita ny resadresaka miaraka @'ny 😁
    👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇
    / 352464339098346
    Ato kosa raha hijery ny version original an'ilay hira 🙂
    👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇
    • EL-BOY - TAMINAO [CLIP...
    Mbola misaotra sy mankasitraka an'i #El_Boy hatrany namela ahy nanasavoritaka ny hira an'ny ,misaotra r'anadahy 🙂
    Misaotra an'ireo mpiara-miasa rehetra nanaiky nokotabaisiko t@ ity projet iray ity:
    Heritina Manantsoa
    teo @ lafin'ny arrangement musical 🎼
    Jessie Cah
    naka sary 🎥
    Tonny Voajanahary
    nanao figurance(pro tampotampoka) 😂
    Farao Tht Ofisialy Wrdz II
    resaka studio 😉
    Tagueo ilay akama mpankafia an'ity vazo ity
    Zarazarao any@mpankafia El-boy
    Atolory an'ilay sahaza azy ny hira 😂

ความคิดเห็น • 20

  • @andriamananjafyfanomezants4262
    @andriamananjafyfanomezants4262 ปีที่แล้ว +2

    J'ai préféré quand elle était au escaliers assis

  • @sharafhamidi9543
    @sharafhamidi9543 3 ปีที่แล้ว +1

    4 enfants, presque coup sur coup, et un corps au top! Bravo! Tsara ilay hira!

  • @RinahRAKOTOVAO-eu4fe
    @RinahRAKOTOVAO-eu4fe 3 ปีที่แล้ว

    Tiako d mankalaza a d mpankafy akia a.....dia aoka zay fa sod ....tiako ny asa avoakanjy amiko mpankafy bisous mirary soa anisan nampihainga inspiraka njy
    😍😘😘😘
    isapiraka njy

  • @rasoayainnah2136
    @rasoayainnah2136 3 ปีที่แล้ว +1

    😪😪😪😪😪😪❤❤❤❤❤❤❤❤amiko ianao misy lanjany ihany😘
    Fa tamnazy iny eh no nahatsapako🥰🥰🥰🥰

  • @arliemurella6444
    @arliemurella6444 3 ปีที่แล้ว

    Woawww quel magnifique voix 😱😱😱 jsuis choqué

  • @Just___Louane
    @Just___Louane 3 ปีที่แล้ว

    Très jolie avec une très belle voix

  • @nanciaitokiana9884
    @nanciaitokiana9884 3 ปีที่แล้ว

    Tres belle chanson avec une douce voix 😘😍

  • @rasoayainnah2136
    @rasoayainnah2136 3 ปีที่แล้ว

    Siora retsy ah❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @lovaniainazanajoelisoa9618
    @lovaniainazanajoelisoa9618 3 ปีที่แล้ว

    Milay retsy anh !

  • @tsimach2369
    @tsimach2369 3 ปีที่แล้ว

    ❤ tsara

  • @califnoir
    @califnoir 3 ปีที่แล้ว

    feon'i Antso kosa aloha :) :)

  • @andrianiainafifalina232
    @andrianiainafifalina232 3 ปีที่แล้ว

    tsara be iAntso ah :)

  • @ninihvolasoa1682
    @ninihvolasoa1682 3 ปีที่แล้ว

    tena milay e

  • @lilaramparany668
    @lilaramparany668 3 ปีที่แล้ว

    tsara be

  • @rakotomangarijamandimby3491
    @rakotomangarijamandimby3491 3 ปีที่แล้ว

    tsy te ho eo am placen-le bandy za haha

  • @rasoarimalalaomega6584
    @rasoarimalalaomega6584 3 ปีที่แล้ว

    Tsara be.
    Voavaly ny hafatra

  • @mariefrancois6851
    @mariefrancois6851 3 ปีที่แล้ว

    merci Antso Bommartin

  • @angomg8373
    @angomg8373 3 ปีที่แล้ว

    Zai 😂 mintsi

  • @rivojaddie8260
    @rivojaddie8260 3 ปีที่แล้ว

    manaova botabota kiala fa tena trop ka
    otran oe karana mis nofony zan le lohanju

  • @francilliasoazara420
    @francilliasoazara420 3 ปีที่แล้ว

    Tsara feo