" ASANDRATO " Rija Rasolondraibe - Live MLK 09/07/2022

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 มี.ค. 2023
  • ASANDRATO
    Asandrato e mihetsika ny rano
    Asandrato e mihetsika ny rano o
    Asandrato e mihetsika ny rano
    Asandrato e mihetsika ny rano o
    mihetsika ny rano, mihetsika ny rano
    Miara-miasa indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra
    Asandrato e aza avela fa tano o
    Asandrato e aza avela fa tano o
    Asandrato e aza avela fa tano o
    Asandrato e aza avela fa tano o
    Aza avela fa tano e tano tano tano e
    Miara-miasa indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra
    Anivon’ny fahavalonao ! manapaha (2x)
    Ny tehin’ny fiandriananao ! avy ao Ziona E
    Ny tehin’ny fiandriananao ! avy ao Ziona A
    avia eto ankavanako ary e ! manapaha (2x)
    Ny fahavalonao, ho fitoerantongotra
    Ny fahavalonao, izy fitoerantongotra
    Asandrato e mianga ny andry rahona
    Asandrato e mianga ny andry rahona e
    Asandrato e mianga ny andry rahona
    Asandrato e mianga ny andry rahona e
    Andry rahona e ! Andry rahona e !
    Miara-miasa indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra
    Asandrato e mirehitra ny andry afo
    Asandrato e mirehitra ny andry afo o
    Asandrato e mirehitra ny andry afo
    Asandrato e mirehitra ny andry afo o
    Andry afo e ! Andry afo e !
    Miara-miasa indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra
    Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra
    Anivon’ny fahavalonao ! manapaha (2x)
    Ny tehin’ny fiandriananao ! avy ao Ziona E
    Ny tehin’ny fiandriananao ! avy ao Ziona A
    Avia eto ankavanako ary e ! manapaha (2x)
    Ny fahavalonao, ho fitoerantongotra
    Ny fahavalonao, izy fitoerantongotra
    akaiky e ny fanavotana anareo
    akaiky e fanavotana anareo
    akaiky ny fanavotana anareo
    akaiky e fanavotana anareo
    asandrato ny lohanareo dia miandrandra
    asandrato ny lohanareo dia miandrandra
    asandrato ny lohanareo dia miandrandra
    asandrato ny lohanareo dia miandrandra
    Tsy misy vaky tsy misy very,
    Izy mpiady mahery
    Tsy misy tsy ampy fa manome
    Izy mpamatsy lehibe
    Ny fiadanany no nomeny
    fiadanana tsisy manana
    Ny herin’ny fanahiny herin’ny teny,
    velirano antanana
    Miantsa manandratra azy e !
    Miantsa manandratra azy e ieh e ieh o
    Miantsa manandratra azy e ieh e ieh o
    Miantsa manandratra azy e ie !
    aya!
    akaiky ny fanavotana anareo
    akaiky e ny fanavotana anareo
    akaiky ny fanavotana anareo
    akaiky e ny fanavotana anareo
    asandrato ny lohanareo dia miandrandra
    asandrato ny lohanareo dia miandrandra
    asandrato ny lohanareo dia miandrandra
    asandrato ny lohanareo dia miandrandra
    Asandrato e mihetsika ny rano
    Asandrato e mihetsika ny rano o
    Asandrato e mihetsika ny rano
    Asandrato e mihetsika ny rano o
    mihetsika ny rano, mihetsika ny rano
    Miara miasa indray ny zavadrehetra
    Miara miasa indray ny zavadrehetra
    Miara miasa ho ahy indray ny zavadrehetra
    Miara miasa ho ahy indray ny zavadrehetra!
    Misakisaha hitsanganany, misakisaha 2x
    Ataovy mahitsy ny lalany, misakisaha 2x
    anivon’ny fahavalonao ! manapaha (2x)
    Ny tehin’ny fiandriananao ! avy ao ziona
    akaiky ny fanavotana anareo
    asandrato ny lohanareo dia miandrandra
    Asandrato e mianga ny andry rahona
    Miara miasa indray hoy aho ny zavadrehetra x
    Miara miasa ho ahy indray ny zavadrehetra x
    Asandrato e mirehitra ny andry afo
    Miara miasa indray hoy aho ny zavadrehetra x
    Miara miasa hoa ahy indray ny zavadrehetra
    anivon’ny fahavalonao ! manapaha (2x)
    Ny tehin’ny fiandriananao ! avy ao ziona
    avy eto ankavanako ary e ! manapaha (2x)
    N’izaniza fahavalonao, ho fitoerantongotra
    Misakisaha hitsanganany, misakisaha 2x
    Ataovy mahitsy ny lalany, misakisaha 2x
    Tsy misy vaky tsy misy very Izy mpiady mahery
    Tsy misy tsy ampy fa manome Izy mpamatsy lehibe
    Miantsa manandratra azy !
    Ny fiadanany no nomeny fiadanana tsisy manana
    Ny herin’ny fanahiny herin’ny teny, velirano antanana
    Miantsa manandratra azy !
    A/C: Rija RASOLONDRAIBE
    Live extrait du concert " Taranaka voafidy " au Centre Grand Paris MLK le 09/07/2022.

ความคิดเห็น • 6