TSY MAINTSY HO VOASOLO NY LEHILAHY ATSY HO ATSY ( Nouveautés gasy 2024 )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 ก.ค. 2024
  • MBOLA I NTSAY CHRISTIAN INDRAY NO PRAIMINISTRA LEHIBE NY GOVERNEMANTA , I ANDRIAMATOA ANDRY RAJOELINA MOA DIA NAMERINA AZY INDRAY HO AMIN'NY ZANY TOERANA IZANY . TAO NY NIMENOMENONA TAMIN'IREO MPANARA-BAOVAO KA NISY NAHASAHY NILAZA HOE EFA TSISY OLONA INTSONY VE ETO MADAGASCAR AFA TSY IO OLONA IO IHANY. NY MALAZA IHANY KOA DIA TSY MAINTSY HO VOASOLO NY LEHILAHY ATSY HO ATSY SATRIA NAMORONA LEHILAHY ROBOT I REALBOTIX , AFAKA MANAMBITAMBY ARY TSY AHIANA HO HAMITAKA IHANY KOA .
  • เพลง

ความคิดเห็น • 8

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 24 วันที่ผ่านมา +1

    Empska antena aminy Ntsay ty misy raha afara ao tokony manao enquete mangina ny contra

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 24 วันที่ผ่านมา +2

    Ka n'a hial eo az n'y bengy bé atoka de miditr n'y bengy mosarena ka ts ho afak mits gasikara.ny sokatr las an chine dol ka ra ts mirodan mits alo Io fanjakan mapme Io de Revin 6e d'âne fona alo no sakafon vahoaka malagasy

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 24 วันที่ผ่านมา

      @@vazimbatongasaina5061 fa iz moa filoha mba nieritreritra hanafaka an i madagascar ?????? I rajao ve???? 4 ans au pouvoir.. 3 premier ministre na foto drafitr asa misongandina 1 maty akory tsy hita hie aiza mba nahoriny!!!volamena nomena nitrandrahan ny sinoa !firy toooones isankerinandro volamena nitrohin ny sinoa teto ....fanafahana an i.madagascar va izany??? Sisi dranomasin ny madagascar nanaivan drajai contrat 30ans ha jonoan ny sinoa!!!vao 4 taona teo am fitindrana i lelene bavy ny anadahin dreniny nul iny!!refa voahongana noho ny haratsiany !nisolo ny minisitrin ny jono.i augustin...nijibika tao al ranomasina atsimo..inona zavatra hitan ndra augustin..fasika fotsy...zany hoe 4 taona naha teo i rajaon alika tsy vanona iny? Nitrohin ny sinoa tam arato electrique ny sisi dranolasina any atsimo izay niantombohan ny contrat..foana tsy mis trondro sisidranomasin ny madagascar..voafaoka hatram coreil ra havako..zany va fanavotana firenena??? Vadin ny lery iiiiny mandeha mi geste manao shoping am volan arenan mbahoaka 30 000 eur any paris...nefa ny malagasy mahantra fadiranovana.efa tsy eonam fitondrana lay kindin alika iny vao mitabataba hoe lijaly ny vahoaka...volam bahoaka zaraina am depute ao am hotel pown d or nefa tsy hitanao akory lba zava bitan ireny deputay ireny eto am firenena afa tsy manatavin daharana liants vahoaka hoan ny am kianjan ny 13 mey n'a any am.magro behoririka...zany va no nifidianam nahoaka azy ireny??? Zany va mba fanavotam pirene??? Ny sasany mampigadragadra ny namany any tsiafahy mba afahany hi liba am volam bahoaka hividy air force one hoany tenany...zany va mba fanavotana firenena. Samy am fomba fijeriny am guerre politokan ny dago

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 24 วันที่ผ่านมา

    Tena fanjakana ny adala ity marina Tony ny kilalaon-zaza

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 24 วันที่ผ่านมา

      @@santiiarivo5370 novianano nisy fanjakan ny Hendry teto????

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 24 วันที่ผ่านมา +1

    Io tsy voasolonao n'a atsy hoatsy tsy maintsy iz no eo hatram.2028..atsy hoatsy ..atsy hoatsy...tsy premier ministre hvm iz ty kooo 4ans se mandat..3 premier ministre...Le plus nul prezident de madagascar...loooooo...

    • @miangalyandy2032
      @miangalyandy2032 24 วันที่ผ่านมา

      Sao heverinao fa paiso aza vahoaka Malagasy ka 2028 ahoana ary ?😊😊😊

    • @AlanFrancky
      @AlanFrancky 24 วันที่ผ่านมา

      Ts Mila Léo. Ntsay