Koto - Fihaonana tamin'i Siteny

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 25

  • @BelgerdFabien-xc6eb
    @BelgerdFabien-xc6eb ปีที่แล้ว +1

    Mr Koto ton analyse est bon et juste. Merci Koto

  • @hervemasy
    @hervemasy ปีที่แล้ว

    Firy ny isan'ny olona nifidy an'ny Marc Ravalomanana Tamin'ny fifdianana farany. Tsy marina ny filazanao fa halan'ny olona izy. Tsy mahafatatra an'i SITENY i koto. aza miteny foko ianao sady mandrangitra fankalainana foko i Koto. modia aty ianao raha tia tanindrazana.

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 ปีที่แล้ว +1

    Be procèsd’intention @ fihaviana i Koto. Isika malagasy dia samy misy mpanakavakavaka na ny merina na ny any @ Côte. Maro ny merina efa voaroaka na tany Toamasina na Majunga. Tsy mbola nandre anti-côtier tao Tananarivo izaho kanefa dia betsaka ireo monina ao. Enga anie Siteny ka tsy hitovy aminao raha lany eo ka tsy anarana fotsiny ny mihava fa mba tena réel. Niaraka t@ mpanongam-panjakana koa anie izy e, sai hadino !

  • @aelerandrianantenaina5347
    @aelerandrianantenaina5347 ปีที่แล้ว +1

    Salama e ! fa Président Hajo ANDRIANAINARIVELO? Filohan'ny MMM koa anie efa ela nitety faritra maneran'ny Nosy Madagascar e ary hatramin'izao. Sady manana foto-kevitra mazava hampandrosoagna ity Firenenantsika ity e

  • @lydiaannick3016
    @lydiaannick3016 ปีที่แล้ว

    I Andry raobelina noho tena havita hitondra ny firenena, tena efa 2 Taona no nano any ny Programme, plan, efa tena tsara petraka daholo, MBA araho kely anie koto Eh

  • @jocelynrazafimahefa1234
    @jocelynrazafimahefa1234 ปีที่แล้ว +1

    Toujours mitendre vers fanatisme foana isika vao mievitra anaratsy ny hafa foana .
    Tohano ny fotokevitra izay olona tianao fa io no olonan'ny gasy . Déjà ,vai miteny merina sns ianao io dia tsy mahay mandresy lahatra ianao .
    Fomba tsy mamely izany tompoko o En plus simbainao Siteny satria resaka tsy misy fanajana dia endrika iray aniobanao ny olonao .
    Anotsnio io olona tohananao raha hanaiky zao zavatra ataonao .ovao ramose ilay atao fa déjà charisme dia efa eo aminao dia tsy lasa sahady Teny antsipy ampitiavana

  • @soloherimampiononateofilor5823
    @soloherimampiononateofilor5823 ปีที่แล้ว

    Miala tsiny aminao Andriamatoa Koto fa be loatra ny zavatra lazainao tsy mitombina mihintsy. Modianao tsy fantatra fa mbola tsy tonga eo amin'ny fitondrana akory izany Siteny izany dia efa mibaribary sahady ny laingany izay nilaza fa tsy nirotsaka tamin'ny anaran'ny TGV izy. Faharoa ianao mahalala fa manao didy be sandry sahady kanefa mbola tsy eo amin'ny fitondrana akory. Miala tsiny fa tsy maharesy lahatra mihintsy na kely aza ny fanehoan-kevitrao. izaho tsy manakana izay faharesen-dahatrao ary manaja izany tanteraka aho. Fa ho hita eo e

  • @laurerasou1457
    @laurerasou1457 ปีที่แล้ว

    Tsy lany zany ny Siteninao e, eto antsika mahita azy

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 ปีที่แล้ว

    Mba fantatrao ve ny ARB, Anjomara qrivo-baovao, tarihan’i Andry Raobelina izay efa be mpahafantatra satria efa nitety faritra maro efa ho 2 taona izao farafaha-keliny

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 ปีที่แล้ว

    I Koto koa efa influence n’ny règle démocratique any @ tany tandrefana ka any no ataony modèle @ fiainan’ny parti politique. Tsy hisy primaire izany @ ireo parti politique any Madagascar. Izay fondateur ihany no eo mandrapandaka azy : dadabe Tsiranana, Ratsiraka t@ 91, kanefa nisy an’i Pierrot na i Tantely tokony ho dauphin tsara, Ravalomanana, i Rajoelina na Rajaonarimampianina aloha dia mbola ireo. Fa angaha i Siteny moa tsy hanao sahala @ ireo koa e. Pari no ataon’i Koto ka ny ho avy no hilaza ny vokany. Ny malagasy efa blasé satria voafitaka efa hatramin’ny 1973, fa aza atao hoe vendrana. Tsy mahatoky politiciens gasy ny malagasy. Tohano izay tohananao, fa nanao pari daholo ireo nampakatra izay nitondra teo. Tena mahatoky aho raha mametraka avy hatrany ny État fédéral izy raha lany, na farà faha ratsiny mametraka ny CTD : mifidy ny lehiben’ny région sy ny province autonome ( budget, lavy @ impôts levé avy eo l@ ireo harena eo @ faritra misy azy….

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 ปีที่แล้ว +1

    Vendrana be koa le KOTO ty ...

  • @DomRak-k9i
    @DomRak-k9i ปีที่แล้ว

    Lavitra tokoa ianao,matavitavy tsara any izany,fantatra izao ianao,niafina atramin izay,aza miteny fa lasa fialamboly fotsiny.

  • @manangamananaelievalloys1582
    @manangamananaelievalloys1582 ปีที่แล้ว +1

    Ny Fametrahana Etat Federal no tena mampandrosona fa Tananarive tsy hanaika an'izany moramora.

  • @dood587
    @dood587 ปีที่แล้ว +3

    Mba nijery kely an'ity zandry ity aho fa dia "NUL" fohy dia fohy ! Tsy mila " hevitra RECEPTIONISTE " ny Malagasy. Mahazo mitabataba eto fa mbola youtube ity ! Aleo lavitra mihaino an'i VANESSA Manonga ( ohatra...)

  • @niainarand3950
    @niainarand3950 ปีที่แล้ว +1

    Ny discours n’ Koto dia tsy rassembleur mihintsy. Mila ampiankarina ny niveau na ny fanaovana critique aza

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 ปีที่แล้ว

    Bien leroa koty

  • @yvette5974
    @yvette5974 ปีที่แล้ว

    IREO MPANAO POLITIQUE REHETRA mihitsy no Tsy TOKONY haverina en hindou.
    IANAO Loto MBOLA tua TANINDRAZANA NOHO IREO BIBY MPANIMBA FIRENENA IREO

    • @yvette5974
      @yvette5974 ปีที่แล้ว

      Handao hapetrakzntsika VAHOKA Irène CANDIDATS TSY NILATSAKA RENY
      IRENY AMIKO NO MADIO SY TIA TANINDRAZANA IRENY

    • @yvette5974
      @yvette5974 ปีที่แล้ว

      TENA ZANY loto
      ATY ambanivolonay TSY MISY OLOPATATRA ZANY
      SATRIA TSY NANOME VARY SY LAMBAHOANY
      DIA OLONDRAJOELINA DAHOLO NY AVY ANY @ DISTRIQUE KA ATY @ FOTONY.
      NY FOKONTZNY MAMENO OZAY BANGA SY MISONIA NY BE ANTITRA.
      MPANANTONTOSA BAIKO DAHOLO NO MINTANTANA NY FIFIDIANANA

    • @yvette5974
      @yvette5974 ปีที่แล้ว

      NY gasy loto
      MBOLA VOAZANAKA LOTRA NY FISAHINANTSIKA
      KA TSY FANTANTSIKA NY AVANTAGEN.IZANY FANOVANA RAFITRA IZANY.
      NY MANAMPAHEFANA AMBONY ITANDRO NY ZON.I FILOHA DAHOLO
      NY MANAMPAHAIZANA
      MPISOLELAKA DIABOLO

  • @DomRak-k9i
    @DomRak-k9i ปีที่แล้ว

    Mijanona au SUISSE ry KOTO an!

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว

    🤕🤕🤕🤕🤕🤕🥴🙆🏽‍♂️

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 ปีที่แล้ว

    Tsy misy olona irremplaçable izany e ! Atolory izay atolotrao fa samy manana ny safidiny e ! Rehefa resy lahatra ianao dia tohano izy fa samy tompon’ny safidiny ! Manana choix fa tsy tampin-dalan-kaleha ny gasy e !

  • @ma2sero505
    @ma2sero505 ปีที่แล้ว

    ARB PDG icb

  • @BelgerdFabien-xc6eb
    @BelgerdFabien-xc6eb ปีที่แล้ว

    Marina zany les merina sont racistes