FANDAHARANA SAHIA LASA IZAO ALAROBIA 19 APRILY 2023

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 25

  • @danielrandriamasy4269
    @danielrandriamasy4269 ปีที่แล้ว +4

    toujours aussi lucide et cohérente Mme Eliane BEZAHA

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 ปีที่แล้ว +4

    Coucou ianareo 3 mirahavavy 👋. Aleo ho fantatry ny vahoaka fa misy ny vehivavy Malagasy misaina toa anareo 👍

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra anareo telo mirahavavy, Tahin-Dragnahary hampiany Razagna anareo telo , homba anareo mandrakariva anie Andriamanitra nahary. ❤ Amène🙏

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 ปีที่แล้ว +3

    Voilà une femme réfléchie et sage

  • @firangodenis7618
    @firangodenis7618 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra anao madamo Bezaza vive PSD

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 ปีที่แล้ว +3

    OUI ! marina izany , efa tena samy leo haholo ny olona rehetra kosa aloh ny Firenena manontolo

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka ny fandaharanareo telo mirahavavy eto @ Plateau eto !
    Mahafinaritra ny resadresakareo telo mirahavavy eto , nefa mampalahelo ireto mpanao Politique maloto ireto tsy mbola tonga saina ,fa efa tsy Politique mihintsy ireny teny misolelaka tsy mahalala fomba eto ambonin ' ny tany ireny !
    Voabaribarin'ny fahamasinan'ny Tanindrazana koa mivoaka avokoa ny sampona ! Toe-tsaina lomorona tsisy betro mazava ao anatin'ny lohany ao !
    Mankahery atsika jiaby na avy ( Avaratra , Atsimo , Andrefana , Antsinanana ,) fa Malagasy iray avokoa !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 ปีที่แล้ว +1

    MISAOTRA BE DIA BE AN’I RTOA ELIANA BEZAZA AMINY FAMELABELARANY MIKASIKA NY HIAINAN’NY MALAGASY AMIN’IZAO FITONDRAN’I ANDRY DOMELINA APONDRA IZAO! MSNKADITRAKA LALANDAVA KOA NY FANDAHARANA SAHIA LASA IZAO SYNY PSNOLOTRA LILY RAFARALAHY SY CLÉMENCE RAHARINIRINA ARY IREO TEKNISIANINA! MAROMARO NY MAZAVA SAINA TOY IANAAREO TELO MIRAHAVAVY!

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 ปีที่แล้ว +4

    Normal bé rehefa mi solelaka loatra dia lasa mavomavo ny vava donc izay rehetra halaoky ny vava dia maloto daholo

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 ปีที่แล้ว +4

    ohatra ny puce na omby koa izany ho any Vanille -tena tsy haiko ny fpmba fi asa ny fitondrana fa rah izao no mitohy dia mbola ho fara fahoriana ny Malagasy

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 ปีที่แล้ว +2

    Ranomasina no vala parihy e ce n'est pas parce qu'on est différent qu'on ne peut pas être complémentaire au contraire.

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 ปีที่แล้ว +2

    Tsy Sambava ihany ny mpamboly Vanille fa erany Madagascar 🇲🇬 efa mamboly io Vanille io aby, tsy lany député io Joselyne Maxime io tao Diégo, ndray izy Toragna nalefa tany hôpital, fa doublon karaha i Andry Rajoelina koa, manaraka i Joselyne io tsy avy Diégo, laira izy Maty, faty nazy mody aminy tany fihaviany, kay tsy tokony mandroaka ry Longo nay avy atsimo, ndray Joselyne tsy avy Diégo ary tsiaro niroasinay zafintany ny Diégo. Hamboariny Joselyne Maxime mpamosavy ny ZÔMBO nazy fa tsy ilainay vahoaka ny Diégo intsony izy. Hafana rahaty hoy Jeneraly Lylison

  • @hanitrinionyrakotoarivelo9199
    @hanitrinionyrakotoarivelo9199 ปีที่แล้ว

    When you believe

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816 ปีที่แล้ว +2

    Mafinaritra lay vahiny androany

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 ปีที่แล้ว +3

    TGV-MAPAR-IRD indisciplinés.

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 ปีที่แล้ว +2

    gouvernance bonne v ??

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 ปีที่แล้ว +1

    Nefa zahay vahoaka hambany Lanitra, efa Tonga jery aby zahay jiaby, misy zavatra zaraindreo fitondrana, Tonga zahay mandray lay fanomezana, fa tsy mifidy koa io Andry Rajoelina 73,5kg Tragnondainga io intsony zahay vahoaka malagasy mahantra hambany Lanitra. Tam-tam Biravigny, taloha fa tsy avahizo, fampijaliagna ataony Andry Rajoelina mpamosavy zahay, tsy misy andro hanadinoanay zaigny.

  • @dominiqueramisary5731
    @dominiqueramisary5731 ปีที่แล้ว +1

    Miray misempotra resaketotra ao daholo ireo ao @ fitondràna ireo! na ilay olon-dehibe niteny hoe : izay tsy nanota no mitora-bato no tena "grave" satria vu son âge tokony mba handanja ny teny holazainy izy io!!! la HONTE pour le Pays!!!!

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 ปีที่แล้ว

    Atao daolo n'y fomba mahatsikaiky rehetra MBA hanodinana n'y sailbahoaka MBA tsy hifantoka @ tena olana rehetra mahasosotra s'y mahamenatra ataon ity fitondrana ity

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 ปีที่แล้ว +2

    Hihihi honorable no iantsoana azy iny. Raciste, tribalisme, tout pour faire une criminelle

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 ปีที่แล้ว

    Démon crade ny maro mpanara-dia io fitondrana io fa tsy Démocrate. Tsy fantatry ny maro @ ireo ny atao hoe sata repoblikana. Misitraka ny impunité koa moa ireo tompomenakely miparitaka any @ faritra any na depute, gendarme sy miaramila, governora,, lehiben’ny ditstrict, mpitsara sns…- ka na sotoavina na lalana dia hitsakitsahan’ireo miaraka @ ny tsodranon’ny aty ambony, na filoha na ny governementa, fitsarana, na manambonihaitra miaramila na gendarme, satria dia tsy misy mihintsy na fanasaziana, na fampintandremana eny fa na dia mba rappel à l’ordre aza ! Manao ny danin’ny kibony ireo satria apetrak’ity filoha ity ambonin’ny lalana ireo mpanohana azy !

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 ปีที่แล้ว

    Tokony digitaliser-na daholo ireo amin'ny fitondrana ireo tsy hangala-bato miaraka refonte totale.

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 ปีที่แล้ว

    Tena ratsy taiza mihitsy ity vehivavy ity !!!😢

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 ปีที่แล้ว

    Midemisionea...teny malagasy ve izany sa teny hebreo ?
    Raha teny hebreo io, d jiosy izany i Jocelyne.