TSY AZO EKENA OLONA AVY ANY ANIVON-TANY LAVITRA NO HENTINA ( Nouveautés gasy 2024 )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ก.ค. 2024
  • GOUVERNEUR FARITRA SOFIA HENTITRA MANOLOANA IREO ENTREPRISE MANAO TSINOTSINONA NY TOMPONANDRAIKITRA SY NY VAHOAKA ANATINY FARITRA SOFIA . MANOMBOKO IZAO DIA TSY EKENA IREO MANAO TSINOTSINONA MITOKONA HO ORINASA LEHIBE KA TSIMY MANOME LANJA NY ZANAKA NY FARITRA SOFIA . NY SASANY MOA DIA MILAZA FA HANAO FAMBOLEN-KAZO ATY NEFA OLONA AVY ANY ANIVON-TANY LAVITRA ANY NO HENTINA HOY IZY .
  • เพลง

ความคิดเห็น • 4

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 หลายเดือนก่อน +1

    Mandrhana mizsha Andry Joelins ambara izy

  • @EddieRamananantoandro
    @EddieRamananantoandro หลายเดือนก่อน

    Efa ainy tsara mihintsy io zavatra ilainy vonjy io. Ny tena tiany ho lazaina angamba dia hoe afaka mampianatra izy.

  • @BanerBrosh
    @BanerBrosh หลายเดือนก่อน

    Mitombo ny isan ny mahantra raha izsy fanampiana kely ireny foana no omena azy. Vao mainka mihemotra ny firenena.
    Omro trano misy douche, Wc, lakozia ireo. D mora fantatra ny adiresiny...d informatiser daholo.ny fiainany...fa karazana fisehosehoana fotsiny io ataon io Ramatoa io

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 หลายเดือนก่อน

    Mais non mais c'est quoi la lois fitondrany mpangalatra deso devant fitsarana. Dikanybtoy le voyous tsy azo enjehina.vraiment mampirisiky mpanao rwtsy