Fiainam-pifaliana, ao anaty fitsikiana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • Fiainam-pifaliana, ao anaty fitsikiana
    Mampikoriana ny andronay
    Hira Tily Eto Madagasikara
    Chant des Éclaireurs de Madagascar
    FMT2S - Be Mozik !
    Chant scout de Madagascar | Malagasy scout song | Cantar scout de Madagascar
    Hira mitaiza, sareba, fanentanana

ความคิดเห็น • 5

  • @mihantaandrianaivo1498
    @mihantaandrianaivo1498 3 ปีที่แล้ว +3

    Tsara ny hira skoto dit hosana😍😍😍

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 5 หลายเดือนก่อน

    FINARITRA LALANDAVA .😊

  • @mampitaiorenana919
    @mampitaiorenana919 4 ปีที่แล้ว +6

    Fiainam-pifaliana
    ao anaty fitsikiana
    mampikoriana
    ny andronay
    fa hehy lalandava
    sy hira ao am-bava
    no mampisava
    ny sentonay
    isika mantsy
    te hirakitra ao anaty
    fo feno haravoana
    fo tia dia tia
    izahao ka tsapao
    fa ny tena itempoany
    sy andaniany ny fotoany
    asa soa fifaliana
    fiadanam-po
    na oram-batravatra
    no mamely sy mihatra
    dia tsy mandratra
    ny tsikinay
    hain'andro be mandoro
    ao an'ala mahanoro
    tsy hampikoro
    ny tsikinay
    isika mantsy
    te hirakitra ao anaty
    fo feno haravoana
    fo tia dia tia
    izahao ka tsapao
    fa ny tena itempoany
    sy andaniany ny fotoany
    asa soa fifaliana
    fiadanam-po
    isika mantsy
    te hirakitra ao anaty
    fo feno haravoana
    fo tia dia tia
    izahao ka tsapao
    fa ny tena itempoany
    sy andaniany ny fotoany
    asa soa fifaliana
    fiadanam-po

  • @russeljosia7164
    @russeljosia7164 4 ปีที่แล้ว +2

    tena mampikorina ny andronay mintsy

  • @nivosoarazafimbelo3288
    @nivosoarazafimbelo3288 2 ปีที่แล้ว +1

    Ny TILY mantsy.....
    Tsy io ve ny original?