mafana tratra tantara tsara kolo fm

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Tantara vaovao malagasy. AAbonnez-vous!

ความคิดเห็น • 12

  • @kantogasytv8479
    @kantogasytv8479  4 ปีที่แล้ว +3

    Abonnez-vous ee!!
    Hizara aminao hatrany !

    • @FH_KWT
      @FH_KWT 4 ปีที่แล้ว +1

      Mba mangataka film gasy kiala pam's moderne azfd

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 4 ปีที่แล้ว +7

    Maro ireo tantara izay fahita , maro koa anefa no voafafa tamn ireny, maro nefa ireo vaovao mbola tsy faheno mihintsy 🤫🤗, nefa de mahafa-po hoany aty apitan ranomasina ny mihaino azy ireny... Mankasitraka anareo hatrany a🥰🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra be tsaka eh 😍 🥰

  • @apop3771
    @apop3771 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 7 หลายเดือนก่อน

    Tsy fanahy ratsy izany ilay Bebe. Bebe tokoa no miaro ny vevavy taranany reefa reefa misy mampirafy sy mitady hangalatra ny volamena fananany...tsara izany ilay Bebe fa tsy mpamosavy malemy.
    Zara aza mba misy Bebe miaro ny taranany

  • @danidanielspussycat5281
    @danidanielspussycat5281 3 ปีที่แล้ว

    Ay!zai vao azoko ny mahtong an'ity tantara ity tsy enoko hatrpn farany fun!Mahkamobe lai fitomanin'ilay vehvavy ,mahsostrbe

  • @arlettearlette91
    @arlettearlette91 2 ปีที่แล้ว

    Misaotsa betsaka

  • @zhoufelana4854
    @zhoufelana4854 2 ปีที่แล้ว

    Mamoladahy izany fianakavin izany.

  • @mioraralison8170
    @mioraralison8170 3 ปีที่แล้ว

    Mahay milalao kosa Rondro an

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว

    Zao ilay hoe aza hatositosika ny ondry botry fa tsy Hay izay hiteraka kambana