Tantara Malagasy - FAMAIZANA MAHERY VAIKA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ก.พ. 2024
  • Famaizana mahery vaika
    Tantaran'i Radio Don Bosco
    Fianakaviana sahirana iray nanana fikirizana tamin'ny fampianaran-janaka no nisy an'i Ranjato mivady. Nanao ny ezaka rehetra ingahy Ranjato sy Ranoro mba handefasana ny zanany vavy hianatra any andafy. Nahazo "mention très bien" tamin'ny fanadinana nataony i Rindra ka isan'ny nanamora ny fandehanany hianatra any ivelany. Rindra dia tovovavy tia fianarana saingy mifanohitra amin'izay i Vaniah, zandriny. Tonga ny fotoana niaingan'i Rindra ho an'ny ivelany ary nanatitra azy teny amin'ny seranam-piaramanidina ny ray aman-dreniny, nifampahery izy telo mianaka fa hotratra ny tanjona hasoa ny fianakaviana...
    Nanohy niaina tao anaty lainga sy fitaka i Vaniah rehefa lasa ny zokiny vavy ; tsy mandeha mianatra matetika iry voalohany izay manohy manao rendrarendra. Vita soa ny fianaran'i Rindra ary tafaverina teto Madagasikara izy, ary avy dia nahita asa ihany koa hanampy ireo vola voahangony tamin'ireo fianaran'asa nataony. Nafenin'i Rindra sy ny ray aman-dreniny ny fahatongavan'io zokin'ny vavy io sy ny fivoaran'ny fiveloman'izy ireo, mba entin'izy ireo hamaizana an'i Vaniah sy hanitsiana ny fomba fiainany...
    Mpanoratra : Benjamin na Fenosoa Raherinanjarivelo Benjamin
    Mpilalao : Antsa-Ravaka, Ony-Mihajanirina, Anja Hariliva, Rakoto, Synèse
    Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamonjy
    Famaizana Mahery vaika
    Tantara indray mihaino
    Tantara RDB
    Tantara malagasy
    #sarymihetsika

ความคิดเห็น • 5

  • @gislainebachasse6482
    @gislainebachasse6482 3 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara le tantara fa misy zvtra tsy mitombona, tsy refa any andafy de misy vola miaraka stt mpianatra n'a stagiaire, même nivaro- tena tsy possible ! Manadihadia tsara aloha n'y fiainana aty andafy Sao hampanantena tsy misy olona e! N'a asa trano aza tsy mora mahita zany

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 4 หลายเดือนก่อน +1

    Hatsaran zay tantara re zany. Mankasitraka ny mpanoratra sn mpilalao rehetra e. Tsy adino ny misaotra le nizara

  • @daddyjose9571
    @daddyjose9571 4 หลายเดือนก่อน

    Tsara be ilay tantara! mankasitraka indrindra

  • @user-bz9rz2uq9z
    @user-bz9rz2uq9z 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka

  • @user-yc2wj6hi3s
    @user-yc2wj6hi3s 4 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤