Hazakazaka an-domotra- Record fm⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA⛔️

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 24

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ny tantara satria io ny FIAINANY ANKEHITRINY.👏🏻. Tena Mahay ny ✍✍ny mpilalao ve Tsiii 😍💝👍🏾👍🏻na Vazaha aza mihaino sy manoratra Komantera🤣ilay mozika tokony mba hira🎼📣Gasy satria Gasy ny Tantara ary maro ny Talentany Gasy Mozika ve👍🏻👍🏾👏🏻🎼🇲🇬🇲🇬🇲🇬 ity hira ity dia Intermizzo de CARMEN par Paul MAURIAT. Miandry ny Tohiny è. Misaotr'anao Nizara sy Namaky è🇲🇬

  • @clementrakotonandrasana3527
    @clementrakotonandrasana3527 3 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka ndrindra ooo fa miandry ny tohiny tsindrin daona mihitsy

  • @jocelyneletruong8212
    @jocelyneletruong8212 3 ปีที่แล้ว +3

    Toujours aussi belle que ce soit l'histoire ou la musique et on ne fait que vous remercier, cordialement. (le titre de la musique sur la vidéo que nous vous demandons si possible SVP)

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      Hatreto aloha mbola tsy hitako ilay titre. Ilazako ihany ianao rehefa hitako! Ombay mitady o!

  • @princyraymond7593
    @princyraymond7593 3 ปีที่แล้ว +1

    merciiii eeee, sady mihaino no vita ny raharaha

  • @AMJRRachiaRachia
    @AMJRRachiaRachia 3 หลายเดือนก่อน

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂mampe be koa tantara ty srx

  • @bannerbruce6888
    @bannerbruce6888 3 ปีที่แล้ว +1

    Izao fahantrana lava izao no ambetin dresaka halentika ao an tsainy.

  • @roz1046
    @roz1046 3 ปีที่แล้ว +1

    De mahay nareo ka👌
    Nefa mety mbl misy ve ny oul manana toetsaina otrizany amzao?
    Hahazo areti po am fihainoana tantara nareo ty za ka🤣🤣mankasitraka hatrany

  • @randriaericrakotondrazanan7167
    @randriaericrakotondrazanan7167 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra e. Mety mba ho azo omena anay ve ilay feonkira azafady (vidéo na audio, ilay misy trompette) ? Sarotadiavina mantsy izy io. Mankasitraka e

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 3 ปีที่แล้ว +2

    Bjr daholo aratsiandoha ve sa inona no triangulation tantara lazainaeh?

  • @inoce
    @inoce 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra amin'ny fizarana, tena tsara be :)

  • @marinagladice1276
    @marinagladice1276 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsy maty io

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว

    Titre koa zany ah

  • @philomenefontaine1082
    @philomenefontaine1082 ปีที่แล้ว

    😂😂

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra o

  • @BabyBaby-hp9kf
    @BabyBaby-hp9kf 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra o! Fa tsy azo lay hoe an-domotra. Miandry ny tohiny

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotrabetsa nizara

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nizara

  • @kemberlynatacha304
    @kemberlynatacha304 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka idd fa tsara be ,miandry tohiny

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka indrindra tompoko ô

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 3 ปีที่แล้ว

    Misaotr betsak nizar

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 3 ปีที่แล้ว

    Makasitraka ô miadry tohiny