Tena tsy nampoiziko mihitsy ny niafaran'ny tantara, tena tsara le izy e !!! mankasitraka anareo mpanoratra sy mpilalao ary mandefa itony ato amin'ny youtube, and I Thank especially youtuber who has created this link youtube. Thank you , Merci, Misaotra indrindra tompoko !!!
Fa tena nanimba zanaka koa sabine ka! Nadia nitia lehilahy hafa aza ve dia zanaka natao fandiranovana sy nalana nianatra T2 sy T1!afaka naverina namena an'ilay ray izay Dokotera anie tamin'izany!dia lasa mama manaraka lehilahy e! 😢😢😢😢😢😢 tena aiza mba tratra fijaliana toy izao ny zanaka noho ny adalan'RAD 😢😢😢😢😢MAMPALAHELO hoetina ambavaka ireo zaza mijaly rehetra mba hotafita daholo 😍
Mitenena Malagasy refa miresaka amina de ahitsio ze diso fa tsi mahay manoratra fa rehefa mangataka mafy amin Andriamanitra de homena zay angatahinao izai mangataka di homena izai mitady dia haita ary zai madodona de voaina ny fahaizana mandray olona ihany aiza miavona ninona ASA hitanao karama tsakarano no hitako voaloany 20ny siny zaiazo omena ny mama hividianana sakafo lavabe ny tantarako sady mampitomany zay tantara made ao tena nadalo tamina avokoa fa nadiso lalana aza rehefa miaraka amin I jesosy de ahitsiny satria enao anazy de tsiavelany hivarina ankady lalao miasa ati Egipt veloma any Madagascar any
Ilay alina nangeroka no nitondra azavana, tsy diso ny taolo niteny hoe n'y marina tsy maty fa manjaka n'y fitaka, tena feno fananarana ny toeranao ry Tiana , misaotra betsaka nizara tompoko
Mafy refa ts manana eee nefa manaova ny marina hatrany eee Tena latsaka mitsy ny ranomasoko mihaino ty tantara ty mampalahelo lotra""mankasitrak tompoko ô
Tena tsy nampoiziko mihitsy ny niafaran'ny tantara, tena tsara le izy e !!! mankasitraka anareo mpanoratra sy mpilalao ary mandefa itony ato amin'ny youtube, and I Thank especially youtuber who has created this link youtube. Thank you , Merci, Misaotra indrindra tompoko !!!
Bravooo tena latsadranomaso mihintsy ny tenako, eau tokoa lay fiainana misaotra betsaka t@ fifampizarana
Misaotra betsaka anareo tompoko 😍😍 mampalahelo be lay tantara 😍😍 mankasitraka anareo tompoko 😍😍
Eeee zah aza latsak ranomaso mrc fa nahafapo be misotra tompo fa nivaly vavaka😭😭😭😭😭😭🙏🙏🙏
Fa tena nanimba zanaka koa sabine ka! Nadia nitia lehilahy hafa aza ve dia zanaka natao fandiranovana sy nalana nianatra T2 sy T1!afaka naverina namena an'ilay ray izay Dokotera anie tamin'izany!dia lasa mama manaraka lehilahy e! 😢😢😢😢😢😢
tena aiza mba tratra fijaliana toy izao ny zanaka noho ny adalan'RAD 😢😢😢😢😢MAMPALAHELO hoetina ambavaka ireo zaza mijaly rehetra mba hotafita daholo 😍
Tsara le tantara!Fa latsaka ny ranomasoko;tsara refa mahay mifamela heloka🙏
Ndriiiii mankasitraka tompoko f tena tsara sady mampy saina indrindra ireo reny pianakavina adala ka mini mampisaraka ny zanany @rainy 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Razanatsimba Aina prisca tsisy fisaorana tompoko 💜
Tsy tagnako ranomasoko, mampiantso fahafatesana ny manjo!
De tsy maintsy tenenina ve ny vidin' ny anana......tsssssss
Tena mampalahelo le tantara!!!! Zao vao hiaino mankasitraka tompoko nizara!!!!!! 😥😥
Torotoro fo tena mampalahelo be ilay tantara
Tsara sady mampalahelo
Ratsy ny tantara, reny tokony hatanjaka no be taraina imason'ny ankizy......
Mapalaelo lotra😪
Tena mahay ny mpilalao❤
Tsara loatra 😍😍😍😍 tiko enoina foana foana!indrindra manomboka tam 45mn
Ndriiii misaotra nizara tranga misy toko io tantara io nefa matoky fa tsimanome fahorina zay tsizaka tsika A/tra nefa mila mande @ fahamarinana isika 😢😢😢🙏🙏🙏
tsara loatra tikobe😍😍😍
zany ka mba tantara misaotra ny mpanoratra ny mpilalao ko mahay fa tsy rony mamaky teny rony
Tsy misy afabela @ fiainana na Tsara na ratsy natao ka asakasak’izay tsy mety miova fo , fa ratsy atao misy farany daholo , ny tsara atao mivaly @ tsara fona , .... mampalahelo sady mampisaina , misaotra MBS sy Mpanoratra ary ny mpanolotra sy ny mpandray anjara @ tantara
Mafy zany tena mampitomany ity tantara ity mampalahelo be
Mankasitraka tompoko fa Tena tsara be
Misaotra nizara ee
Ndriiih, nampalahelo kely
Mitenena Malagasy refa miresaka amina de ahitsio ze diso fa tsi mahay manoratra fa rehefa mangataka mafy amin Andriamanitra de homena zay angatahinao izai mangataka di homena izai mitady dia haita ary zai madodona de voaina ny fahaizana mandray olona ihany aiza miavona ninona ASA hitanao karama tsakarano no hitako voaloany 20ny siny zaiazo omena ny mama hividianana sakafo lavabe ny tantarako sady mampitomany zay tantara made ao tena nadalo tamina avokoa fa nadiso lalana aza rehefa miaraka amin I jesosy de ahitsiny satria enao anazy de tsiavelany hivarina ankady lalao miasa ati Egipt veloma any Madagascar any
Lalo Lalo misaotra an'i Lalao avy eny Égypte fa marina avokoa ny voalazanao, mirary soa 💜
ndry mahontsa fo be merci nizara 😢😢😢💘😍!
Mankasitra tompoko 👏👏👏👏
Marcela Francette 💜
Vao mihaino eh! Misaotra mialoh
Lalao ati Egipt tantara tena nianako io mafy toko refa tsimanana fa ny Anjara nao tsy matsy Tonga refa made amin I fahamarinana
zany mintsy tsy maintsy tonga eny fona ny anjara 😥😥😥
Misaotra e
Nahafinaritra be
Msotra am fizarana ee! tena feno anatra eo am fiainana iray manotolony ny tantara Malagasy, indrisy fa be ko ny ts tongasaina .
Mapalaelo be lotra le tantara
tena manpalaelo ilay tatara mfnrtra mstra nizara topoko
Barea nirifitra kkkk
Ilay alina nangeroka no nitondra azavana, tsy diso ny taolo niteny hoe n'y marina tsy maty fa manjaka n'y fitaka, tena feno fananarana ny toeranao ry Tiana , misaotra betsaka nizara tompoko
Msaotra indrindra anareo manome ni tsar atrany 🙋♀️
Ndriiiii,mafy fiainana e.misaotra nizara.
Mapalahelo lotra .😢😢
Indrisy ry fiainana mampalahelo. Makasitraky indrindry Tompoko fa vohiheno de efa hontsa fo.
Mafy refa ts manana eee nefa manaova ny marina hatrany eee Tena latsaka mitsy ny ranomasoko mihaino ty tantara ty mampalahelo lotra""mankasitrak tompoko ô
misaotrabetraka fa tsaea be
Bsr e, Tonga aloha za androany
Makasitraka o!!
Mankasitraka tompoko ❤
Vao izao mihaino anazy ee,no sady manao raraha, la misaotra betsaka anareo
Mankasitraka tompoko fa mahafinaritra
Misaotra nizara 😍😍
Mankasitrak tompoko
Msnkasitraka nizara
Tara ndray za androany, misaotra sahady nizara o😊, zao vo ihaino 🎧.
Ndryyy mampalahelo kely 😥😢
Ba andefaso tantara @ Rdb ra ba manana ianareo fa tsy misy tantara ny RDB mits ato misaotra mialoha
cc merci beaucoup 💖
mampionona mampionona cc de rien
Misaotra betsaka zao vao hiaino
Merci beaucoup
Mankasitraka Tompoko vao hihaino zao
Latsaka n'y ranomaso tena tranga misy zao any Dago any
Tena marina
Manatsoa Manatso fangaha any dago irery iany fa aty koa misy an izany an
Mapalaelo lotra tsy zakako mankasitraka indrindra tompoko
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka e
Misaotra betsaka indrindra ,nizara ny tsara ho anay mpankafy
Toriteny vita ar mis lesona bdb mankasitrak eh!
Tena tiak b ttr ty de mankasitrakiee
Mankasitraka indrindra o, 😊
Merci beaucoup ❤😘
Eva Eva 💜
Tantara an'onjampeo malagasy tot qt2zeo
Merci o
Comms 2
Nandrian EDWARDS arabaina hatrany e
Tena ts zakako mieno le tantara tong de latsaka niaraka t@iz mianaka ny ranomasoko matsiaro le dadako lasa ko😥
Tena tsy zakako kou tena mafy izany an malahelo azy telo mianaka aho mafy tokoa izany e !!!!😭😭😭
Soa fa endry ianareo mianadahy karakarao tsara i neninareo e 😭😭😭
MISAOTRA TOMPOKO NIZARA O
T@farany kay lasa mytho be kkkkkkk
Mankasitraka tompoko
Mahalatsadranomaso zany tokoa mahazo ny mahantra
Latsaka n'y ranomaso tena tranga misy zao any Dago any