Nankafiziko hatramin'ny fahatanorako ity hira ity ary tsy afaka am-bavako na an-trano, na teny an-dalana na teny an-tsaha manao lahasaha...mbola tsy miova ny fankafizako azy ankehitriny ary inoako tsy hiova mihitsy. Fa nahavery ahy tao anatin'io tononkira io ny matoateny hoe NIFOKO nitomany, noheveriko ho NY FOKO NITOMANY.... fa azoko ihany moa taty aoriana satria avy amin'ny fiteny mahazatra "nifokofoko nitomany" izay teny verin-droa moa no filaza azy tany am-pianarana, kanefa hain'ny mpamorona ny hira ny nanao azy ho nifoko mba hilahatra amin'ny Ngadona (Gadona)... Fa fotsiny, fanitsiana kely amin'ny tsipelina malagasy, HANTSOIKO fa tsy HO ANTSOIKO ANATRA fa tsy HANATRA, ERITRERITRO fa tsy HERITRERITRO, IVERENO fa tsy HIVERENO (amin'io farany io, ny matoateny mandidy, miangavy, mamporiska na mandrara sns,dia tsy misy ho avy...)... TSARA MANTSY RAHA TSY ATORO DISO IREO TARANAKA AMAM-PARA, fa dia samia miezaka isika mitandro ny teny sy ny fitenintsika. MANAKASITRAKA TOMPOKO O
❤ izay mivoaka babany avokoa tsara feo rangahy ny Malagasy .......
NTSOOO.....SO IHANY FA NIAMEL DIA NIFAMERINA .FA SAIKA GRAVE..MAHAFATIFATY LAY FEO...❤❤❤❤
MANJA E ! misaotra nizara !!!!
Mampanembona e. Mampahatsiahy ny namana. Tsara, Mankasitraka e
Tsara! Mampanembona! Tononkira mampihetsipo. Misaotra!
kiiii
toa lavitra ny taniko aty..... mivavaka mbola hihaona @ ireo havana sy namana any Dago !! mandram-pihaona e!
Hafa ihany n'y pro e ,j adoreee❤❤❤Merci e
Finaritra tokoa mihaino anareo sady manembona eh. Misaotra tompoko o❤
Nankafiziko hatramin'ny fahatanorako ity hira ity ary tsy afaka am-bavako na an-trano, na teny an-dalana na teny an-tsaha manao lahasaha...mbola tsy miova ny fankafizako azy ankehitriny ary inoako tsy hiova mihitsy.
Fa nahavery ahy tao anatin'io tononkira io ny matoateny hoe NIFOKO nitomany, noheveriko ho NY FOKO NITOMANY.... fa azoko ihany moa taty aoriana satria avy amin'ny fiteny mahazatra "nifokofoko nitomany" izay teny verin-droa moa no filaza azy tany am-pianarana, kanefa hain'ny mpamorona ny hira ny nanao azy ho nifoko mba hilahatra amin'ny Ngadona (Gadona)...
Fa fotsiny, fanitsiana kely amin'ny tsipelina malagasy, HANTSOIKO fa tsy HO ANTSOIKO ANATRA fa tsy HANATRA, ERITRERITRO fa tsy HERITRERITRO, IVERENO fa tsy HIVERENO (amin'io farany io, ny matoateny mandidy, miangavy, mamporiska na mandrara sns,dia tsy misy ho avy...)...
TSARA MANTSY RAHA TSY ATORO DISO IREO TARANAKA AMAM-PARA, fa dia samia miezaka isika mitandro ny teny sy ny fitenintsika.
MANAKASITRAKA TOMPOKO O
Espérant que tu m’as pas oublié 😢
Ce jour là j’étais présent
bravo avec cette musique intemporlle
Merci oh, hatsarovana NY any dago zany, mampite hody mahen an le hira 😞😞😞
magnifique melodie bravo
Henjana beuuuuhh 🥰😍👍🙏🇲🇬
Tsara le hira fa le commentaire de match mampite hitoraka voatabia
Tsara bé. Mankasitraka.
Tsara,tena tsara!
Mampanembona 😅
Mamyyy bee❤❤❤
Milay é mankasitraka
👊🏽👊🏽👊🏽❤️
tsara le hira fa simbainle ol manao commentaire, tsisy ankafizana azy tsara
Hahatsiarovako ny namako izay efa maty zan hira zan. :(
❤❤❤❤
Milay ehhhh
Any izay ianao "mon tonton" ✨🕊️
mankasitraka e
Inty version no tiako kokoa
Tsara e. Mankasitraka
❤️
tsara e (y)
Mandz e 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Any ianao ry tanindrazana 🇲🇬
Milay ilay interpretation fa Dommage, be commentaire loatra ilay razoky .
ekeko tu tompo mahery fanja Andriamanitra
Mafinaritra e
misaotra ra Danz am ilay gitara beso, tsara ny hira, any izay ilay bandy akama iray izay e
Iraimbilanja
😥
mafinaritra e
Tsara e
Be commentaire marina le razoky
Misotr amle hir f matsiaru tsar n any dago e 😖😖😖😖
Les commentaires à la con qui gâchent l'ambiance
❤