ZOPANAGE - Namana
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 9 มิ.ย. 2022
- Dernier Clip 2022 du Groupe ZOPANAGE, qui s'intitule "Namana". Par
ANDRIAMANJATO Fara, RABEVALA Harinaivo, RANAIVOARIMANANA Ndrina, RATSISETRAINA Hanitra, ANDRIAMIHANTA Alain, ANDRIANARY Patrick, RAKOTONANAHARY Haritiana. - เพลง
Tena tsara be ! Misaotra anareo. Sady au grand complet ny ekipa 👌
souvenir Hoatsiarovako neveu ko isaky nande karaoke repose en paix Hasina😍
🤍 Merci ! Hommage aux Rahamison
Magnifiquement Tout Simplement Misaotra eeee :)
Mankasitraka e. Hira tsara loatra !
Aty an'tany alavitra dia tena mahatsiaro ireo namana any an'Tanindrazana♥️♥️
Eeeeehhhh😍😍😍😍😍😍😍,hafa ihany ny lasa
Waoooouh j'adore cette chanson ❤️❤️🙏🙏
Ça ressemble beaucoup à Mahaleo. Tena milay an!! Accoustiques graves be! Prise de son impeccable ! Et des voix de ouf !! Tarika iza moa ianareo e!
Tarika ZOPANAGE ireo namana, ireo no tompon'io hira io, ny originale zany no tiako ho lazaina
kanto foana i Mme Fara Andriamanjato
Mahatsiaro n'y namana rehetra any @ tanàna e...🥺 efa ho 20 taona izay no lasa,mandeha n'y fotoana a !
tsara be
Tsara be! Misaotra indrindra ô!
mankasitraka e!!!
Tena tsara dia tsara. Mankasitraka anareo.
Na dia lasa nifandimby aza ireo taona, efa nandao antsika ny namana sasany, tena faly mahita ireo akanga sisa nanamborana mbola mihira ity hira ankafizin'ny rehetra ity
tsara be ilay hira, mankasitraka o!
Misy fiany ery zato izy
Vazonay taloha izany!! rehefa harivariva!! mankasitraka tompoko!
😍😍😍
Tsara bé ❤️
Tsara loatra ity hira ty!!
Merci Tiana a !
Misaotra antsika rehetra mankafy e!
Tsara Be.
Ohatra anelah ihany zah. Tia namana
Zany ka vazo sady hafa ihany ny tsy cover eh !!!! Mankasitraka be dia be namelona indray ity kanto ity
Tsy misy hampangina ahy atyy :( ... mankasitraka @ kanto tompoko
rehefa iainana dia tena nosainina ilay tonony. Mankasitraka
Tadidiny Fara ve ny tao @ 409 aMBOHIPO ; Mirary soa sy fety Sambatra ho anreo rehetra sy ny Fianakaviana .
Misaotra foana Tiana o !
🎉🎉🎉🎉
izaho afaka 10 taona, mankasitraka fa io no hiram-pirenena ho an'ireo mpamita iraka sara-tiana any amin'ny faritra *
trop !!! refa lasa lavitra 'zay ny tena ! tsara sy mankasitraka indrindra
Tena tsara laotra
tena tsara be
Tena tsara
😍
Tsara erý ilay hiranareo fa misaotra , afaka alefanareo sur TH-cam koa ve ny version instrumentale azafady !
tena tsra hafa ihany ny tompny mankasitrak
Tena tsara loatra ilay izy.
Hira anisan tena tiki be io an
Mankasitraka e
Tsara loatra e
Tena ireo ve no tompon'ity hira ity. ary tsy mba haiko ity anarana tarika ity nefa zaho tena mpakafy hira fahiny
Eny, Zopanage ireo. Fa efa misy tsy eo intsony fa nialoha lalàna antsika.
Mankasitraka e. Ny tena ZOPANAGE ve ireo?
Izy indrindra ireo tompoko!
@@Rfharitiana1 zôpànàgué moa no fitonona azy ?
Misaotra e!
Oh mon Dieu, quelle belle chanson! Mais pourquoi est-ce que les malgaches ont de longs noms?
Kkkkkkkk
La signification est aussi longue à expliquer
🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Très belle chanson oui
Je vois qu'on est pareils... Vous avez un nom assez long aussi 😅... Chaque nom malgache est tout simplement significatif