Tsiakoraka - Tamboho

แชร์
ฝัง

ความคิดเห็น • 29

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 2 ปีที่แล้ว +5

    🌱🌿Kanto dia kanto ilay vazo, tsara , misaotra nizara tompokô💚

  • @sharafhamidi9543
    @sharafhamidi9543 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ny hira misy tonony, misy dikant, misy fihetseham-po madio sy lalina. Misaotra ny mpanakanto!

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 11 หลายเดือนก่อน +1

    Manana tantara io tamboho hitanao io. Anontanio anie!

  • @maheryonja2522
    @maheryonja2522 9 ปีที่แล้ว +3

    Tafavoaka ny mpanakanto an-kira ny fiainana niainako fahiny! Mankasitraka indrindra.
    Kopa-tànana hoan'ny ankizy rehetra nipetraka teo ambony tamboho: La carrière Mangarivotra Mahajanga fahiny (1990 h@ 2002: Raymond, Lala, Dezy, Jimmy, sns ...tsy voatanisa )

  • @andriatsitoharavalison8136
    @andriatsitoharavalison8136 5 หลายเดือนก่อน +1

    Mampatsiaro ny tamboho nipetrahana..tao ny namana efa lasa..niara nifoka sigara sy nisotro toaka..tsara foana lay hira..mipetraka ny tena kanto

  • @MaharavoRAMASITERA
    @MaharavoRAMASITERA 10 ปีที่แล้ว +2

    Ny tamboho mijanona eo foana. Tsara!

  • @achilleeteleonorer4552
    @achilleeteleonorer4552 7 ปีที่แล้ว +1

    Manjaaa be " tamboho " é, milay bée à!

  • @chrisrabosalamrazanafi9475
    @chrisrabosalamrazanafi9475 5 ปีที่แล้ว +1

    Tamboho!... tena mahamahanina sy mampitehody any dago rah miheno io hira io é ! ... latsaka mitsy aza ny ranomasoko satria milaza zavatra marina lotra amiko ilay tononkira ! misaotra betsaka ...

  • @lalainaRANAIVOSON-ec7yq
    @lalainaRANAIVOSON-ec7yq 11 หลายเดือนก่อน +1

    Levelo

  • @rakotofifi7683
    @rakotofifi7683 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ilay hira, ahatsiarovako an'ilay zaodahiko mihitsy, asa rahoviana indray no hotafaraka

  • @harishue
    @harishue 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra ny tarika nitazona ny gadona tena Tsiakoraka

  • @holynirina3286
    @holynirina3286 ปีที่แล้ว +1

    ndrii, hafa ihany ny taloha, zao efa variana amin'ny tik-tok daholo

  • @maheryrodriguerakotonirina2706
    @maheryrodriguerakotonirina2706 6 ปีที่แล้ว +1

    andalovana fotsn marn io toeran anakray io fa ts afan ijanona mandrakzay eo ah!! marn zan eh!! mahatsiar nfahin.

  • @laurentratrimoharison8900
    @laurentratrimoharison8900 10 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nanolotra fa tena manja e! Mbola eo foana ilay tamboho mandrankandroany fa saingy efa tsisy mpitaingina intsony e! Dadah

  • @joannaandri
    @joannaandri 4 ปีที่แล้ว +2

    Octobre 2019

  • @vonaharilahatra6252
    @vonaharilahatra6252 3 ปีที่แล้ว +1

    tena miteny ilay hira, .... tamboho sisa, mandalo ny ftona

  • @tsalamarafaralahy8292
    @tsalamarafaralahy8292 4 ปีที่แล้ว +1

    Mercie e,

  • @mickarak4571
    @mickarak4571 5 ปีที่แล้ว +1

    atolotra ho an'ireo namana tsy ankanavaka

  • @pathoubekily2201
    @pathoubekily2201 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci e

  • @TokyFandresena
    @TokyFandresena 11 ปีที่แล้ว +1

    misaotr e!! tena miteny ilay tononkira,
    mampahatsiahy ny fahatanorana e!
    snif snif snif '(

  • @johnkendrix785
    @johnkendrix785 7 ปีที่แล้ว +1

    Peratra sisa e!!!!! mba atolory ny mpankafy @zay o!!!

  • @solomampiononazouzou6797
    @solomampiononazouzou6797 7 ปีที่แล้ว +1

    zaho koa mba makafy

  • @ainasoarado6093
    @ainasoarado6093 6 ปีที่แล้ว +1

    Mankafy foana ny aty e

  • @herilazaandriamanarivo5331
    @herilazaandriamanarivo5331 5 ปีที่แล้ว +1

    Omeo version karaoke! Misaotra

  • @nyharinjatorazafindratrimo3383
    @nyharinjatorazafindratrimo3383 4 ปีที่แล้ว +1

    Mafinaritra

  • @xavierakotoarivelo8608
    @xavierakotoarivelo8608 7 ปีที่แล้ว +1

    Tena isan'ny vakoka malagasy 'ty hira 'ty amiko 😊 saingy hita mihitsy hoe tsy nandalo tamin'izany tamboho 'zany zay namorona an'ilay clip, tsy ampy aingam-panahy 😣

  • @ramaryrako5090
    @ramaryrako5090 8 ปีที่แล้ว +1

    c dommage le tamboho (ambohijatovo) n'est plus là .......

  • @rakotonomenjanaharyherinia4345
    @rakotonomenjanaharyherinia4345 8 ปีที่แล้ว +1

    TSY VITAN NY TAMBOHO NY FIAINANA (FA SAMY TEO DAHOLO???)

  • @danielradany965
    @danielradany965 6 ปีที่แล้ว +2

    Ny version originale misy ani Setra ve tsisy manana?