Midera ny mpanoratra, ny mpilalao sy ny teknisiana ary ny mpanatontosa. Mafonja ny lesona, mirindra ny tantara, ary tena hainareo ny milalao ny fihetseham-po ao anatiny. Fahafinaretana tsy misy ohatr'izany ny mianoka ilay tantara. Misaotra ny mpizara
Tena tsara ilay tantara ❤ 😮 merci bcp
Mahafinaritra fa tsara fiafara ny tantara. Mankasitraka indrindra❤
Tratra laotra le tantaraka, misaotra indrindra Ary makasitraka e! ❤
Tsara bé n'y tantara misaotra indrindra tompoko 🌹🌹🌹🌹💝💝💝💝👏 merci beaucoup indrindra n'y premier dame , mahay n'y mpanoratra misaotra indrindra tompoko
Wow tiko be ❤🎉
Tsara tena tsara le tantara, mahay ny mpamorona, mahay ihany koa le mpilalao rehetra, mankasitraka ❤
Tiko be ilay tantara ❤ nakako sary antsaina mihitsy fa kanto loatra
Tiko be le tantara 🙏 Makasitraka ireo pilalao de misaotra betsaka ny panoratra indrindra indrindra ♥️♥️♥️💅💅💅💐💐🌹🌹🙏
Misaotra ny mpanoratra & mpilalao ary ny nizara .
Tsara loatra ilay tantara fa tena misy lesona be azo raisina 🎧 ❤️ 🇲🇬 😍 🇱🇧
Tsara bé le tantara merci beaucoup
Mankasitraka sy mankatelina tegna tsara be lay tantara tegna tsara e 😘❤👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻❤❤❤❤❤❤❤😘😘😘😘😘👍🏻👍🏻👍🏻 misaotra indrindra tompoko, tegna Marigny misaotra lay mpanoratra sy ireo mpilalao ny tantara
Félicitations ❤❤❤❤❤❤❤❤👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻❤❤❤❤❤
Tantara tena tsara tiako b merci pour le partage
Tsara tena tsara ❤ .
Miavaka marina 😍 .
Midera ny mpanoratra, ny mpilalao sy ny teknisiana ary ny mpanatontosa. Mafonja ny lesona, mirindra ny tantara, ary tena hainareo ny milalao ny fihetseham-po ao anatiny. Fahafinaretana tsy misy ohatr'izany ny mianoka ilay tantara. Misaotra ny mpizara
Tena misy lesona bé, mankasitraka e❤😊
Tena tsara loatra, misaotra betsaka indrindra nizara 🙏
Oay tena tsara ry voninkazo sy ny équipe mpilalao !bonne fête oo
Misaotra nizara tompoko tsara be ❤❤
Amoureuse atramin celibataire ato 😁😁😁😁
Misaotra betsaka nizara oo🥰🙋♀️🇲🇬🙏
Mahay ny mpanoratra, tsy ambaka ny mpilalao. Tsara tena tsara ity tantara ity, misaotra nizara.
Vao manomboka dia tia efa tsapa hoe tsara sady mampalahelo . Izay ilay hoe aiza mba mitsara olona ho lasa makorelina ,maro no tsifidiny . 😭😭😭😭
Mankasitraka fa tena tsara ilay tantara
Tena tsara,makasitra nizara ❤
De saika ts masaka hatramy sakafo Tato am fihenoa le izy,fa tena makasitraka fa tsara le Tatara 🎉
Mankasitra f tena tsara b ❤
Tn tsaralalan laotra ❤❤❤
Misaotra betsaka oo ♥️
Tsara be hotran oe mijery film reny❤❤❤
Tena film mihitsy io no navadika tantara. Fa adinoko lay titreny
Zany ka tantara❤
Mankasitraka ee❤❤❤
Tena tsara ity tantara ity misaotra ny mpanoratra sy mpilalao
Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤ tonga volohany zaho 😅
Tena tsara loatra eee
Henjagna zany tantara zany 🎉
Misaotra betsaka
Tantara ratsy be
Lehilahy vendrana
Tiko nama a!!❤❤merci
Tsarab fa misaotra ee
tena itako tsy possible ef niaraka tam dadanao v dia ho vadinao fihevitro io ,tena iréaliste
Tsara tena tsara ❤ .
Miavaka marina 😍 .
Makasitraka nizara tompoko ny anjara tsimiolaka ❤❤❤❤❤
Misaotra betsaka