Izaho aloha mpakafy arnah e,tsika kosa tokony tsy manakiana be fahatany sy manaratsy be tahak'izany fa samy manana ny indrokeliny daholo Ra olombelo!Fa iza no tsy nanondrana???????!!! fa afaka toroana hevitra tsotra izy dia vita,mba tsy amerenany intsony @ manaraka
kkkkk je suis tout à fait d'accord avec vous elle fait que du geste, na t@izy nitsara kp iny tsy sérieuse, fahitako izy tsy mahay rah de laniny @fomoazana aminjay takona, sady manambaka olona be izy, miseho milay, nefa mbola tsy manana akory rah milliardaire de ahoana kkkkkkk, mora mora iany fa lelahy gasy côtier io ai.
bai oui ce vrai, moi personnellement commence avoir mare, je suis jeune et marié avec jeune aussi mais on es pas comme ça, wawa et sa femme non plus, tsy mba poerapoera otrany ty ; matoa mifanambady mifankaty, fa niny reto efa cinéma, avant j'aime bien ; mais la ce chiant à la fin
zah tena mi confirme , fa i arnnah ty tsy tsara feo,fa lany @geste fona,zavatra tokony atao ambony fandriagna asahony @piblic isaka mietsika, sa ce trouve tu es plus fort au lit;que en vrai live kkkkkkkk;mba ataova eo eo ny geste;ny kopi kole vehivavy 2016 ary mbola tsara feo lavitry nohony anw arnnah(marinah)@clip amboarina fona feo nw tsara en vrai non, je suis désolé de te dire ça ma belle.
je confirme tsara bika sy endrika mahay mandih fa tsy tokony mihira mandiso fanantenana public any anaty clip otrany milay b le hira nefa en live tsy afaka mintsy

Oui kkkkk anao i ma côtier, anao mipetraka en France sa aiza slvp.
Arnnah, tena mila mianatra anao amy resaka hira fa tsy ao mintsy, manaova effort mafy fa le geste no ijerenay eto fa tsy miheno ny hira. 😄😀😀
tsy misy maminy na kely
kkkkk je suis tout à fait d'accord avec vous elle fait que du geste, na t@izy nitsara kp iny tsy sérieuse, fahitako izy tsy mahay rah de laniny @fomoazana aminjay takona, sady manambaka olona be izy, miseho milay, nefa mbola tsy manana akory rah milliardaire de ahoana kkkkkkk, mora mora iany fa lelahy gasy côtier io ai.
ok Arnaah tsra ka
seseky i Arnaah fa nitsinjaka loatra . (manque sport) . fa tsara ka
za maka Arione joy sy Rak roots e!!
Mahafinaritra misaotra an'Andriamanitra vita zay ny kopi kole mirary soa ho antsika rht de bon vol ho anreo ankizy isidina !!
poerapoera maty te ho beyonce ko le arnaah ty,amin'io ratsy feo maty sady midoka tena
Daim, ataovy surtaille tsara lay akanjo am manarak fa miseo ny protège slip.tena ataovy stop nge fa tena mahamenatrolona mihitsy
maly be le mpanolotra
le sipa io ah
de misy marary aina am aranah mints ato nareo fo reraka fa izy vao maika malaza mba manaova koa raha mahay eee faza faly manakihina fona
FITA oa rse,ze ts nanota tamnareo no aoka itorabato az oe
bai oui ce vrai, moi personnellement commence avoir mare, je suis jeune et marié avec jeune aussi mais on es pas comme ça, wawa et sa femme non plus, tsy mba poerapoera otrany ty ; matoa mifanambady mifankaty, fa niny reto efa cinéma, avant j'aime bien ; mais la ce chiant à la fin
te ou Beyoncé sy JayZ boka zare io😂😂 dommage sa n'arrive jamais
mafy vantard ty ai, feo efa ratsy de mbola poerapoera koa, tsy baraka fa loha nahito tamy coliseum kkkkkkkk
tsara tarehy ratsy forme ratsy feo🙄 tsra amanao ts pihura fa pandihy
zah tena mi confirme , fa i arnnah ty tsy tsara feo,fa lany @geste fona,zavatra tokony atao ambony fandriagna asahony @piblic isaka mietsika, sa ce trouve tu es plus fort au lit;que en vrai live kkkkkkkk;mba ataova eo eo ny geste;ny kopi kole vehivavy 2016 ary mbola tsara feo lavitry nohony anw arnnah(marinah)@clip amboarina fona feo nw tsara en vrai non, je suis désolé de te dire ça ma belle.
mdr voila😂😂
le miara mandihy aminy ko tsy menatra tahak'ireny, mbola le copikole notsarainy no mahay nohony anao ry arnnah . kkkkkkkk
😂😂😂😂
Mly b l arnah
milay be le vazo e!!!
jamais vraiment kkkkkkkkkk rêve trop 😝😝😝😝😝😝
Ratsy feo ty Arnaah ty ka vody io avivika eo
je confirme tsara bika sy endrika mahay mandih fa tsy tokony mihira mandiso fanantenana public any anaty clip otrany milay b le hira nefa en live tsy afaka mintsy
ref ts hay mampiark dihy sy mihira tkn ts b style.. n mandih ftsn n mihir ftsn f ts tafavoak mits..sad ts mahay mampirev public.....