Big up Big mj Respect tjr . Toi tjr en Force . Zay avy @ Faritry sava tjr Fière de Toi Big Mj .na Lelahy Manambola . Hiakatra hovo henty ny Fanananao vola sy Fagnahy mahay mandiniky ny Mety siny ts mety retra retra. Le ts tia fo reraka
Miarahaba anao BIG-MJ ! Hafatra, miala- tsigny tsy misy fantako anareo tanora mana-talenta tafara , fa ny fijeriko dia toe- tsaigny Malagasy dia tia hetraketraka ! Tsy mahazaka manandraha , satria @ lanjam- piainan- tsika Malagasy dia mbola ambany be raha ampitahaina @ firenena efa mandroso ! Koa ny Malagasy rehefa miakatra ny fananany dia lasa mihetraketrake ! Tsy misy avahiko ny olombelona Malagasy rehetra , koa hafatra masina , mba mahaiza mifankatia , ary alao ao an- tsaina na manana , na tsy manana fa samy ho faty avokoa , ary io fanana io dia mijanona eto ambonin'ny tany ! Masina ny Tanindrazana !
Raha azoko itsoahagna t@ en direct n’BIG MJ ty: tsy tegna ampy ARDOISE sasatsany @reto CÉLÉBRITÉ ntsika reto ! Kaila mandeha ry fautes d’orthographe, ry gros mots etc… MANQUE de FINESSE quoi !!!
MBA MIHANGAVY ZAO Big OLO MARO MANKAFY ANAO MBOLA MARO TANORA TE HO TONGA @ TOERANA HOTRANAO IZAO MBA HASEHOY NY FAHENDREAO AZA ATAO SONGETAKA MAFY SY NY MITENY RATSY SATRIA TOKONY HO MODÈLE IANAO EO @ TANORA. HAJANONY AZAFADY TENY RATSY HAJANONY HEBOHEBO FA TOKONY FAHENDRENA NO HAMPITAHINAO @ TANORA REHETRA MALAGASY.
Efa mazava be ilay tantara ! Ianareo rehetra tanora ireo , na ankilany na ambadika dia voazarazaran'ireto mpitondra mpanao Politique maloto ireto ! Koa mitongava saigny jiaby , fa tsy tsara ary manaranaka tompoko ! Masina ny Tanindrazana !
Big up Big mj Respect tjr . Toi tjr en Force . Zay avy @ Faritry sava tjr Fière de Toi Big Mj .na Lelahy Manambola . Hiakatra hovo henty ny Fanananao vola sy Fagnahy mahay mandiniky ny Mety siny ts mety retra retra. Le ts tia fo reraka
Bravo zoky Big
Bonne continuation!
Merci big ❤
Merci beaucoup big mj marihy zeny
Vous avez raison Big Mj👌
Maty kambo tssss😂tsara
Milliardäre sa millionaire ty sobakaka ty matinkambo amin‘ny tsisy antony
Ok Big MJ
Bravo
Miarahaba anao BIG-MJ ! Hafatra, miala- tsigny tsy misy fantako anareo tanora mana-talenta tafara , fa ny fijeriko dia toe- tsaigny Malagasy dia tia hetraketraka !
Tsy mahazaka manandraha , satria @ lanjam- piainan- tsika Malagasy dia mbola ambany be raha ampitahaina @ firenena efa mandroso ! Koa ny Malagasy rehefa miakatra ny fananany dia lasa mihetraketrake !
Tsy misy avahiko ny olombelona Malagasy rehetra , koa hafatra masina , mba mahaiza mifankatia , ary alao ao an- tsaina na manana , na tsy manana fa samy ho faty avokoa , ary io fanana io dia mijanona eto ambonin'ny tany !
Masina ny Tanindrazana !
Ya! Ya! Merci Big sy mpanao interview. De Hafatra naha @ Big Mj . Ni Ankamaroa ny Olo jiaby Mpanaraka Anao izy Mo efa nivolagny nw teo higny TSS TEHALASA NW LAVITRY ABY ANTSASAKA ZAREO IO ARYMIJORO RAH TS MANJARY @ NW ABY ANATY SAIGNY NJAREO ANTSASANY REO .DE ANAO MO EFA MAHAY MAMINDRA DE MBOLA MAMPAHA TSIAHY ANA ZAHO . TOHIZO NY LALAGNA ZAY EDA NIZORANAO ZAY HITA NAO . MAHASOA ANA MPANENJIKY Tjr Afara foooo. Eritreritry Ratsy atao njareo @ nw Zareo fo sahiragniny zio. Big tjr Mi avance fooo .
😂😂😂😂😂😂Agnao Big e 😂😂😂😂😂
Marigny ninao Big mj
😂😂😂😂😂
1400 euros zany SMIG eto France, à peine. Tena insignifiant zany eto France fa any Madagasikara izy vola be.
Raha azoko itsoahagna t@ en direct n’BIG MJ ty: tsy tegna ampy ARDOISE sasatsany @reto CÉLÉBRITÉ ntsika reto ! Kaila mandeha ry fautes d’orthographe, ry gros mots etc… MANQUE de FINESSE quoi !!!
MBA MIHANGAVY ZAO Big
OLO MARO MANKAFY ANAO
MBOLA MARO TANORA TE HO TONGA @ TOERANA HOTRANAO IZAO
MBA HASEHOY NY FAHENDREAO
AZA ATAO SONGETAKA MAFY
SY NY MITENY RATSY
SATRIA TOKONY HO MODÈLE IANAO EO @ TANORA.
HAJANONY AZAFADY TENY RATSY
HAJANONY HEBOHEBO
FA TOKONY FAHENDRENA NO HAMPITAHINAO @ TANORA REHETRA MALAGASY.
mila hitany maro bk anw inviteny , es ce que agneky anw ou pas , nanjary navozo , public koa ma Big ty
poziny taré nao ao tsy jerenao ri Big mj tsy milamina ty, BOYCOTTE LAOLO TY A PARIS ZAN E HOAIZA EO ANO
Marina zany big a
Efa mazava be ilay tantara ! Ianareo rehetra tanora ireo , na ankilany na ambadika dia voazarazaran'ireto mpitondra mpanao Politique maloto ireto ! Koa mitongava saigny jiaby , fa tsy tsara ary manaranaka tompoko !
Masina ny Tanindrazana !
Raha hitako tsy Tia namana manjary antsika olombelogno
Courage foh Big
Tohizo hatsaram pohonao
Marary fo ndreo
Anao tsy mihaina Amin n'y lavakoron olo
Ino ma atony agnasaha nao iz ayo naej eeeee
Naresaka n'a anao tsy tagny ,chose eeeee
Mampiesona
Tu dis que t'as ta maison en Amerique ; ou c'est peut etre la maison de ta femme oui?
Maty lemoine , difamé