Theo RAKOTOVAO - Zaho Natsanganao (You rise me up)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 31 มี.ค. 2016
  • NOUVEL ALBUM MIKEA/Nakazily/2021
    open.spotify.com/album/5YH1oD...
    music.apple.com/us/album/naka...
  • เพลง

ความคิดเห็น • 75

  • @raza7958
    @raza7958 2 ปีที่แล้ว +1

    Zaho natsanganao nijoro soa tsy misy marary
    ….Natsanganao aho ray mihoatra ny vitako❤️❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏zava-poana zao zavatra rehetra zao Tompo ô raha tsy ianao.Amen🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @jo3890
    @jo3890 4 ปีที่แล้ว +2

    je pense beaucoup à mon père avec cette chanson qu’il aimais énormément . Miss u dad 🤍

  • @user-qh3uf5cs1w
    @user-qh3uf5cs1w 6 หลายเดือนก่อน

    A mon père et ma mère!vous resterez à jamais dans mon cœur❤️❤️❤️Hatsiarovako anareo maheno hira ity.

  • @miarylemi8742
    @miarylemi8742 8 ปีที่แล้ว +3

    mankasitraka Théo Rakotovao ah!tsara loatra eh!!ny hira fiderana ho an'ny Tompo ho aho tsara foana!!

  • @ramananarivogarniersanta4962
    @ramananarivogarniersanta4962 6 ปีที่แล้ว +6

    ‘Zaho natsanganao
    Lafa mila ho kivy , vezivezy fagnahy avao ny aiko e .
    Hafalia zaho tsy misy , fahoria avao mameno ny saiko e
    Fa zaho eto avao , mandigny anao , tsy maro vola aho ,
    Engao ka ho avy e , eo anilako eo
    Izaho natsanganao , mijoro soa tsy misy ra marary
    Izaho natsanganao , ravoravo lava tsisy tomagny
    Matanjaka aho , lafa zaho ro eny antsorokao igny
    Natsanganao aho e ray o, mihoatra ny vitako
    Zay no halahin’ny fiaina , ahita ny soa noho ny rate
    Mokotsy avao ny fo , tofotofo tsy maty aho , mijale ,
    Ho avy anilako eo , Hafalia be vata tsy omby tratra
    Andraiko ho avy e , eo anilako eo .
    Izaho natsanganao , mijoro soa tsy misy ra marary e
    Izaho natsanganao , ravoravo lava tsisy tomagny
    Matanjaka aho , lafa zaho ro eny antsorokao igny
    Natsanganao aho e , ray o, mihoatra ny vitako (3)
    Nasandratrao ray o , mihoatra ny vitako
    Zaho , natsanganao aho e , mihoatra ny vitako

  • @nirikonjo149
    @nirikonjo149 7 ปีที่แล้ว +4

    Merci lahy fa tena soa hiranao toy. hondy misy mahay raha manao anizao avao rahay Masikoro io.

  • @vilimitajimmytatiana5298
    @vilimitajimmytatiana5298 5 ปีที่แล้ว

    Tsara zoky Théo a! Mankasitraka e, ny voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany Amen!

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 2 ปีที่แล้ว

    💗 Hafakely mihintsy ny nihiranao Théo Rakotovao Rise me up. Manainga fanahy 🍀

  • @rchris6307
    @rchris6307 2 ปีที่แล้ว

    Maman, tu resteras à jamais dans mon coeur. Je t'aime tant. Tu me manques.

  • @verohani5638
    @verohani5638 ปีที่แล้ว

    Matsanganao aho Ray ô , mihotra n'y vitako 🙏😍

  • @olivierjean-baptiste5294
    @olivierjean-baptiste5294 2 ปีที่แล้ว +1

    Juste Sublime.....👏👏👏

  • @lovarose6469
    @lovarose6469 4 ปีที่แล้ว +1

    J’adore ❤️🙏

  • @maradonacarlos2954
    @maradonacarlos2954 3 ปีที่แล้ว

    Zaho Natsanganao, Misaotsa le roa ah !!!

  • @mamyh83
    @mamyh83 7 ปีที่แล้ว +1

    Mhhhhhhhhhhhhhhhh, velombelom-panahy mihintsy mihaino ity hira ity, na @ fiteny inona na @ fiteny inona dia tsara foana ny mihaino azy!

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 6 ปีที่แล้ว

    Deraina ny Tompo! Amen!!!

  • @fitiavanageorgesgaston9892
    @fitiavanageorgesgaston9892 5 ปีที่แล้ว

    merci zoky be,tena mandona be le hira:zah natsanganao////matanjaka aho rayoooo

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 5 ปีที่แล้ว

    Zany ka hira tena eny foko be mitandreny izy💖😍😍💖!!

  • @luciolelassagne5541
    @luciolelassagne5541 ปีที่แล้ว

    Amazing ❤❤❤my favorite

  • @andriamihajanoellah3265
    @andriamihajanoellah3265 ปีที่แล้ว

    Tiako lotra ity hira ity❤️mandona fo b💔😥💟

  • @rakotomalalarijachristian2854
    @rakotomalalarijachristian2854 6 ปีที่แล้ว +1

    Toherintsika hatramin'ny farany Toaliara Sands manimba an'ny Madagasikara, tanidrazantsika

  • @bernadettelagrange751
    @bernadettelagrange751 2 ปีที่แล้ว

    Bravo, tena tiako be izay hira izay

  • @maiwenn264
    @maiwenn264 4 ปีที่แล้ว

    Hira tiako indrindra 😍

  • @patricerahajaniaina3093
    @patricerahajaniaina3093 4 ปีที่แล้ว

    Misotro zoky b Theo... 👌👌👌

  • @johannejoseph5021
    @johannejoseph5021 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara e, merci

  • @malalayolandesoarayfaly6186
    @malalayolandesoarayfaly6186 6 ปีที่แล้ว +1

    Ouaouh! Merci cousin pour la chanson Évangélique, soa gny midera ny Tompo

  • @nadineolsen6185
    @nadineolsen6185 6 ปีที่แล้ว +1

    je l'adore

  • @fitiavanageorgesgaston9892
    @fitiavanageorgesgaston9892 5 ปีที่แล้ว

    zah natsanganao seigneur meriiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii

  • @vivianerasoatina7252
    @vivianerasoatina7252 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be ❤❤

  • @tianacaro7199
    @tianacaro7199 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra ❤❤

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 2 ปีที่แล้ว +1

    J '❤

  • @vivianechristian9901
    @vivianechristian9901 6 ปีที่แล้ว

    Mahay mihira mihintsy enao kaaa marineee misaotra betsaka

  • @fanirisoatiavina682
    @fanirisoatiavina682 4 ปีที่แล้ว +1

    Alefaso theo

  • @vololontianaheliravakaraha7918
    @vololontianaheliravakaraha7918 ปีที่แล้ว

    Mandonany foko ity hira ity, mamelomblona ny fanahy reraka,

  • @winocfidelclauderazafinant8891
    @winocfidelclauderazafinant8891 7 ปีที่แล้ว +2

    Soubahan Allah

  • @nalyrandria8965
    @nalyrandria8965 ปีที่แล้ว

    Matanjaka aho lafa zao eny antsorok'Ao eny!!

  • @hpr4007
    @hpr4007 5 ปีที่แล้ว

    Tsar loatra 🙏

  • @bellisaj.s.5768
    @bellisaj.s.5768 6 ปีที่แล้ว +1

    Soa bibiky!!!

  • @haryjosephineodiot7280
    @haryjosephineodiot7280 6 ปีที่แล้ว

    merci fa tena manome crge hira ti ee

  • @rianalalainaramilison5741
    @rianalalainaramilison5741 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara👍

  • @elodienandrasana8694
    @elodienandrasana8694 5 ปีที่แล้ว

    mankasitraka eh!tsra be

  • @laingofitiamanankeryrajaon6017
    @laingofitiamanankeryrajaon6017 8 ปีที่แล้ว +6

    Le hira efa tsara mbola miampy ny feonao vao mainka (y)

  • @cecilerama4876
    @cecilerama4876 5 ปีที่แล้ว

    Mba mangataka ilay tononkira izay mba manana e. Misaotra mialoha.

  • @yuditheanjarasoaa1771
    @yuditheanjarasoaa1771 5 ปีที่แล้ว

    2018😘

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 ปีที่แล้ว

    mankasitraka indrindra Tompoko o!

  • @magali9015
    @magali9015 5 ปีที่แล้ว +1

    💙💚💗👍👍👍

  • @juliacarole2457
    @juliacarole2457 6 ปีที่แล้ว +1

    tıaku mafy e....no comment

  • @andriamihajaericsandro6742
    @andriamihajaericsandro6742 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Ray o

  • @supmadasupmada6955
    @supmadasupmada6955 3 ปีที่แล้ว

    tena tsara sady tiako lay hira. mankasitraka

  • @asoavaanjara6585
    @asoavaanjara6585 5 ปีที่แล้ว

    ❤️

  • @felixjoseveneres6379
    @felixjoseveneres6379 3 ปีที่แล้ว

    J ❤️💗❤️💗2021

  • @r.f.k728
    @r.f.k728 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka be dia be

  • @veromanitra3852
    @veromanitra3852 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be

  • @evelyneah-thion920
    @evelyneah-thion920 ปีที่แล้ว

    Merci ❤

  • @vivianechristian9901
    @vivianechristian9901 6 ปีที่แล้ว

    Merci lahy

  • @marievictoriaanjaseheno578
    @marievictoriaanjaseheno578 4 ปีที่แล้ว

    Merci

  • @malalamaganda3926
    @malalamaganda3926 6 ปีที่แล้ว

    misaotra betsaka Theo Rakotovao

  • @rovarakotoarisoa5367
    @rovarakotoarisoa5367 8 หลายเดือนก่อน

    Rim'K

  • @tinatinax6651
    @tinatinax6651 6 ปีที่แล้ว

    Tsy maro vola zaho fa engako JESOSIKO hiasa anilako eo hafalia bevata nomenao aty MOMPLE ZAO nandesinao atoy mijoro anilanao RAY matanjakao lafa antsorokao eny Merci bevata ho an ' i ADD Tulear mahavatsy2 an' ANDRIAMANITRA ny VONINAHITRA

  • @joslintsarafiainana5524
    @joslintsarafiainana5524 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e

  • @naingrand5489
    @naingrand5489 6 ปีที่แล้ว

    ay v ka efa mis version @ teny gasy e! Sad @zay artiste prefereko mints a! mer6 Theo

  • @satukuiperjohnson37
    @satukuiperjohnson37 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao Theo noho ny feonao izay nitondra fiadanana nandritra ny fotoako t@ madagasikara

  • @norahricorazakamahefa6890
    @norahricorazakamahefa6890 7 ปีที่แล้ว +2

    Kanto tanteraka

  • @rakololahysainta3859
    @rakololahysainta3859 6 ปีที่แล้ว

  • @rakotonirinazanamadida5080
    @rakotonirinazanamadida5080 5 ปีที่แล้ว

    soa

  • @ratsaraandremichelhenri778
    @ratsaraandremichelhenri778 5 ปีที่แล้ว +1

    tsara ny midera ny Tompo

  • @georgesroger7605
    @georgesroger7605 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka zoky an

  • @rabehavanarandrianaivo
    @rabehavanarandrianaivo 6 ปีที่แล้ว

    misaotra e

  • @duwnahita5569
    @duwnahita5569 7 ปีที่แล้ว

    tsara nama zany vazo zan a