ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
voarai le afatra eee ,merci ho anreo mitsam ee,☺☺☺👍👍👍👍
Afa ihany n'y gasy, tsy Léo mihintsy n'y sofiko, mankasitraka💗💗
Merci mille fois pour vos talents les garçons ! C'est magique le son, les paroles, les voix, !!! ❤️❤️❤️❤️
i like so much this song because song of my darling and me also every day we fight every day we love thanks dora johnson and theo rakotovao i give this song for Erica
Tiko ity hira tsy mety Ho Leo mihitsiny za merci Theo & Do😍😘
Tsara be ry reto le duo a! Sensationnel, merci dia bravo ! Tohizo fa tsara be le fampiaraham-peo. 2019 :) !
enao aza de masika fa za mbola tsy afa mpo merci anareo 2 lahy e,kanto malagasy tsara sy mampihentsimpo
Tsialonina RKOTOARISOA ,
Tena mahafinaritra le fampiaraham-peo, tsara bé 🌹🌹🌹♥️ merci
Tsimankaleo zaho sy mihzno ira ity merci Theo Rakotovao😍!!
Mba feregneso lahy lereto zalahy retoa va voa mare....sijy va lampoky ka mba ampio...
Les 2 meilleurs ❤en duo, mangoritsana mintsy za miheno anareo, mankasitraka ❤
Kaiiii kosa!!!! Tena tsara 💪🏽💪🏽💪🏽💪🏽💪🏽
Tiko be ti hira misaotr betsak Ranampoiziko vadinao iz zah tsinamitak anao 😍😍😍😍
Tsy nifamangy ary ts mb nihona😢........
👏👏👏👏merci bcp tsara be le hira,
Zany ka vazo. Merci merci merci...
zany ka hira!mankasitraka!
hummm! hira zan ka hira... aoka fotsiny e!! kanto ny hira malagasy
Tantara niahignako tsara be mints lay hira tegna tiako merci nare
Mampaniry be 'lay duo du Do et Théo! meerci
mba asio karaoke ty hira ty fa tsara be 😍😍
Tsar lotra💝feo anie zan e😍
Rahahizaho aloha tsimbola nahazo tsirony hoka hianao tsihotezitra 💘💝👌👌
Mriella Bao hahahhahaha
Milay ny fampiaraha-peo ka, kanto, merci bcp e!
Ao tsara kosa ilay duo a!mafinaritreeeeeeeeee!
Ts makaleo mihaino azy ❤
Tiko loatra👌👌❤❤👏👏merci beaucoup
mankasitraka fa tena tsara !!!
zany ka hira👏👏👏👏👏👏👏
Quelle belle chanson! merci pour l'auteur
le clips au top , et surtout je suis toujours fan de mikea ,
Good, what perfect song !
mandona be zan vazo zan ah, J'aime
Waoooouh j'adore cette chanson ❤️❤️🙏🙏
Tsara be tsy faita firy Ai afaka miaraka tsara
Tsara loatra, na fapiaraha peo na tonokira, mankasitraka e
Tiko be ❤❤
Theo le meilleur😍💙
Un bon duo oui 👍
eh!!! tsomiola ihany ty!! e!! milay lo e!!! hihihi!! le mozika gasy!! e!!!!
j kiff grave,,,mes 2 meuilleur voix de mada!!!!!!!samy dadany ;;;;;;;;;;
do rajohnson milay e!! mikea koa mafinaritra be eh!
mety tsara amnah le dio no tena reveko
Tsara be ilay hira 🙏👍
Tiko bé hira nareo roa
tsara be ô! fa mba mangataka karaoke!!!
Milay ilay tononkira sy ni fampiarahampeo
eh!! tsomidola ihany ty e!!! milay le mozika gasy e!!!
Mlay be ooooo.tsara eee
Angelina RANDRIAMIHAJA
Tsy leo mihintsy ❤❤❤
mankasitraka annnnntsarabe le vazo annn
Tsara loatra👌👌👌
Toy Leo mihintsy mihaino an ity hira ity,misaotra e
je ne m'en lasse pas de l'écouter 🙉👌😉
Oui Tena TSARA fa merci
two legend
Milay izy zany a!
Tik b Le vaz ee
J'adore j'adore 😘
mafy daholo nareo eeeee
Tena soa aloha le hira zoki be
Misaotra e!!! tohizo fa tsara !!!
Gaigy be izany tantara izany !
tiko be👍👍
Tsy misy ambara fa dia tsara loatra (y)
Tiko be merci beaucoup
Avril 2020
Mankasitraka O!
Aiza ilay olona manisy paroles ato amin’ny commentaire normalement? Zay mba tia hanao karaoke 😂
misaotreee Tonga ny afatra
bravo.. tiko b
Tsara loatra 😘
reveko be!
tara ian lay clip,,!! lay vazo anefa efa niodina be, dia misy fiantraikany @ Mpankafy, ka tsy dia rototra intsony ny olona hijery ilay horonan-tsary!! kiana manatsara iny...syx mlay fôn lisany
surrrr! mlay.
tsara be ti hira eee
tena ankafiziko
Tiko be merci
Tiko foana ity hira ty
tsara bé😍😘
mankasitraka eee!
Rahoviana nd1 ny duo manaraka e?
mety tsara la milay
Tiko be mihitsy le izyMisaotra nizara e
zani k.ten izy!!msotra betsk f afampo
Théo impiry impiry
mlaye
tsara sady tiako be (Y)
Wow lay feo ntena mampangoritsin
tiko be!
Samoela
tiko be io hira io aaa!!!sady atsarovako sipako any zay eee!!
😅Za nanana sipa atao hoe Faniry, nanao taekwondo Tao mahamasina so de enao???
Tsy hitako tsony izy😔
Tena milay havako o!!
tena mankasitraka e!!!
Mr6 grand tena mankafy zahay
Milay ééé
tselatra ve ijy injany
tsara loatra le hira annnn
tiako be foana ^_^
milayyyyy eeeeeeeeee
Tiako mihaino fona 2018
zah ihan k ten tia anio
voarai le afatra eee ,merci ho anreo mitsam ee,☺☺☺👍👍👍👍
Afa ihany n'y gasy, tsy Léo mihintsy n'y sofiko, mankasitraka💗💗
Merci mille fois pour vos talents les garçons ! C'est magique le son, les paroles, les voix, !!! ❤️❤️❤️❤️
i like so much this song because song of my darling and me also every day we fight every day we love thanks dora johnson and theo rakotovao i give this song for Erica
Tiko ity hira tsy mety Ho Leo mihitsiny za merci Theo & Do😍😘
Tsara be ry reto le duo a! Sensationnel, merci dia bravo ! Tohizo fa tsara be le fampiaraham-peo. 2019 :) !
enao aza de masika fa za mbola tsy afa mpo
merci anareo 2 lahy e,kanto malagasy tsara sy mampihentsimpo
Tsialonina RKOTOARISOA ,
Tena mahafinaritra le fampiaraham-peo, tsara bé 🌹🌹🌹♥️ merci
Tsimankaleo zaho sy mihzno ira ity merci Theo Rakotovao😍!!
Mba feregneso lahy lereto zalahy retoa va voa mare....sijy va lampoky ka mba ampio...
Les 2 meilleurs ❤en duo, mangoritsana mintsy za miheno anareo, mankasitraka ❤
Kaiiii kosa!!!! Tena tsara 💪🏽💪🏽💪🏽💪🏽💪🏽
Tiko be ti hira misaotr betsak
Ranampoiziko vadinao iz zah tsinamitak anao 😍😍😍😍
Tsy nifamangy ary ts mb nihona😢........
👏👏👏👏merci bcp tsara be le hira,
Zany ka vazo. Merci merci merci...
zany ka hira!mankasitraka!
hummm! hira zan ka hira... aoka fotsiny e!! kanto ny hira malagasy
Tantara niahignako tsara be mints lay hira tegna tiako merci nare
Mampaniry be 'lay duo du Do et Théo! meerci
mba asio karaoke ty hira ty fa tsara be 😍😍
Tsar lotra💝feo anie zan e😍
Rahahizaho aloha tsimbola nahazo tsirony hoka hianao tsihotezitra 💘💝👌👌
Mriella Bao hahahhahaha
Milay ny fampiaraha-peo ka, kanto, merci bcp e!
Ao tsara kosa ilay duo a!mafinaritreeeeeeeeee!
Ts makaleo mihaino azy ❤
Tiko loatra👌👌❤❤👏👏merci beaucoup
mankasitraka fa tena tsara !!!
zany ka hira👏👏👏👏👏👏👏
Quelle belle chanson! merci pour l'auteur
le clips au top , et surtout je suis toujours fan de mikea ,
Good, what perfect song !
mandona be zan vazo zan ah, J'aime
Waoooouh j'adore cette chanson ❤️❤️🙏🙏
Tsara be tsy faita firy Ai afaka miaraka tsara
Tsara loatra, na fapiaraha peo na tonokira, mankasitraka e
Tiko be ❤❤
Theo le meilleur😍💙
Un bon duo oui 👍
eh!!! tsomiola ihany ty!! e!! milay lo e!!! hihihi!! le mozika gasy!! e!!!!
j kiff grave,,,mes 2 meuilleur voix de mada!!!!!!!samy dadany ;;;;;;;;;;
do rajohnson milay e!! mikea koa mafinaritra be eh!
mety tsara amnah le dio no tena reveko
Tsara be ilay hira 🙏👍
Tiko bé hira nareo roa
tsara be ô! fa mba mangataka karaoke!!!
Milay ilay tononkira sy ni fampiarahampeo
eh!! tsomidola ihany ty e!!! milay le mozika gasy e!!!
Mlay be ooooo.tsara eee
Angelina RANDRIAMIHAJA
Tsy leo mihintsy ❤❤❤
mankasitraka annnnn
tsarabe le vazo annn
Tsara loatra👌👌👌
Toy Leo mihintsy mihaino an ity hira ity,misaotra e
je ne m'en lasse pas de l'écouter 🙉👌😉
Oui Tena TSARA fa merci
two legend
Milay izy zany a!
Tik b Le vaz ee
J'adore j'adore 😘
mafy daholo nareo eeeee
Tena soa aloha le hira zoki be
Misaotra e!!! tohizo fa tsara !!!
Gaigy be izany tantara izany !
tiko be👍👍
Tsy misy ambara fa dia tsara loatra (y)
Tiko be merci beaucoup
Avril 2020
Mankasitraka O!
Aiza ilay olona manisy paroles ato amin’ny commentaire normalement? Zay mba tia hanao karaoke 😂
misaotreee Tonga ny afatra
bravo.. tiko b
Tsara loatra 😘
reveko be!
tara ian lay clip,,!! lay vazo anefa efa niodina be, dia misy fiantraikany @ Mpankafy, ka tsy dia rototra intsony ny olona hijery ilay horonan-tsary!! kiana manatsara iny...syx mlay fôn lisany
surrrr! mlay.
tsara be ti hira eee
tena ankafiziko
Tiko be merci
Tiko foana ity hira ty
tsara bé😍😘
mankasitraka eee!
Rahoviana nd1 ny duo manaraka e?
mety tsara la milay
Tiko be mihitsy le izy
Misaotra nizara e